Vavolombelona

harisoa32 ( 29/07/2019 05:57)
Bjr daholo ry havana rehetra, Tsara ho fantatrao raha maniry hianatra any ivelany ianao. Misy infos maro2 mikasikan'ny voyages, pays d'études samihafa ary koa raha tia hitsabo-tena ianao. Alternativ... tohiny
hasina34 ( 20/05/2019 07:15)
Les voitures françaises moins fiables que les japonaises Selon le classement de l'Automobile Magazine, les constructeurs qui produisent les modèles les plus fiables et solides sont japonais ou alle... tohiny
harisoa32 ( 30/03/2019 20:02)
Izaho Malagasy mipetraka sy mianatra aty Frantsa. Efa telo taona ahy no monina teto Ary efa azo lazaina fa efa patra ihany. Ny fihainana aty moa dia misy mahatsara azy, fa koa misy maharatsy azy, aleo... tohiny
mahery randriamiadana ( 03/12/2017 16:08)
Salama daholo tompoko! misokatra eto ny fifampizarana izay fahombiazana hita na niainana ny tontolo ara panahy ka nahitana vokatra azo tsapain-tanana ety ivelany...... tohiny
novalian'i elien8 ny 03/11/2018 12:23
RUZ9 ( 29/02/2016 09:05)
Toa zary resabe tato ho ato ity resaka ambalavelona ity, ny valala moa misy, ny mpilaza mahay. Variana ihany ny tena nahita mpitondra fivavahana nilaza tamin'ny fahitalavitra tafiditra amin'ny tranonk... tohiny
novalian'i shafira ny 02/07/2017 09:21
endriny ( 06/07/2015 14:32)
Rehefa maka vola eo Sabotsy Namehana amin'ny distributeur dia afeno tsara tsy ho hitan'ny camera ny fanaovana mot de pass fa jeren-dry zareo amin'ilay cam de surveillance... Izaho dia anisan'ny trat... tohiny
novalian'i hasina34 ny 06/05/2019 10:43
andry 1000 ( 16/04/2015 08:05)
ho antsika mpiserasera ao anaty facebook. mety ve raha samy manana ny compter ny mpivady sa tokony ho fantatry ny lahy na ny vavy ny compter ny tsirairay avy ??? Inona no lafy ratsiny de inona no lafy... tohiny
Charoumeni ( 26/03/2015 13:29)
Iza no afaka mijoro vavolombelona @ reto tranga reto? Tsy voatery hoe nitranga taminao fa mety hoe havana na namana? 1. Vehivavy tsy mbola nanambady mihitsy efa 40 taona na mihoatra nefa mbola nahit... tohiny
novalian'i sahia ny 25/01/2018 12:10
saho ( 21/01/2014 19:11)
voalazan ny tantara fa anisan ny mponina efa tranainy tao Gasikara ny sinoa sy karana Porofo mazava ireo mpiasa sinoa sy karana taloha niaraka nanamboatra ny lalamby ny faritra atsinanana (Tamatave sy... tohiny
novalian'i hery ny 22/01/2014 09:46
rakotobe425 ( 23/10/2013 08:44)
Nisy rangahy iray efa lehibe nifampisipa tamin'ny zanak'anabaviny. Dia misy mihitsy ny fotoana naiarahany teny rehetra teny. Amin'ny alina dia anaovany io sipa io. Misy fotoana miray fandriana ry zare... tohiny
rakotobe425 ( 17/10/2013 08:58)
Tamin'ny roa volana lasa aho nifanena taminà vehivavy avy any ambanidia. Teo amin'ny làlana mankany amin'ny mpitsabo mitambatra no nahitako azy. Manao bas collant marron tena manify ka tena hita be ... tohiny
Mateyous ( 10/10/2013 11:28)
Aleo mba hasiana resaka kely ny mahakasika an'ity fa isan'ny lafin-javatra tena mahaliana de mahaliana tokoa. Avelo, lolo, matotoa, angatra,ambiroa, fahasivy, ... : heveriko fa zavatra mitovitovy ihan... tohiny
rafajeh ( 18/03/2013 08:14)
Miarahaba anareo rehetra eto amin'ny serasera, izahay mipetraka ety ankadimbahoaka dia mijaly mihitsy @ asa ratsy ataon'ity vehivavy iray atao hoe (xxx) ity. Mpamisavy vavy izy io ary ny fomba ataony ... tohiny
novalian'i tess ny 03/06/2013 17:12
miarana ( 10/12/2012 08:38)
Ny harivan'ny Alakamisy 29/11/12 teo : @ 7 sasany eo ny ora teny Nanisana (Ampasapito mankany Analamahitsy). Nisy roalahy niampita ary rehefa teo akaiky dia nikapoka mafy ny casque : tsy nahavoa ahy n... tohiny
FNirina ( 24/07/2012 06:48)
Zavatra nitranga tamiko izy ity, ary dia ampitaiko aminareo. Ny Asabotsy faha-14 Jolay 2012 teo, teto Antananarivo no nitranga ny tantara. Teny @ faritra Isotry aho. Tokony ho t@ 9 ora maraina teo,... tohiny
novalian'i Rnrs ny 21/01/2014 06:18
VVSihany ( 17/06/2012 13:04)
NY tiako ambara androany dia momba ireo dokotera specialistes eto amintsika, indrindraindrindra eto Antananarivo. NY tenako moa nipetraka teto foana ary efa nipetraka taona vitsy tany Eoropa koa no ef... tohiny
nary923 ( 28/01/2012 15:10)
alamana daholo isika rehetra. Resaka sokajiny roa angamba no ataoko eto androany. NY iray momban`ny fandraisana eny Ivato izay hitako fa tsy dia professionnel loatra, ny faharoa, momba an'ny fandrais... tohiny
novalian'i ilafy ny 23/12/2015 20:49
zokieva ( 01/09/2011 12:59)
Nisy vehivavy nanan-janaka roa (3 taona sy 10 volana).Rehefa nampandro ilay zaza 10 volana tao @ douce izy dia tampoka teo dia nisolifatra teny an-tanany ilay zaza fa nalama be noho ny savony izay efa... tohiny
novalian'i yrmia ny 27/12/2012 09:27
zokieva ( 29/07/2011 05:40)
Fijoroana vavolombelon'ny ankizy kely vao 10 taona monja teto Antananarivo rehefa nentin'ny Tompo tany @ helo sy ny paradisa izy ka nilazany fa lasa any @ afobe i Mickael Jackson mikiakiaka mafy hoe :... tohiny
zokieva ( 27/07/2011 07:37)
Alatsinainy 28 marsa 2011 NY HELO SY NY LANITRA: hafatra ho anao Ny voninahitra dia ho an’Andriamanitra irery ihany. Ity «epistily» soratako ity dia fitantarana ny fijoroana vavolombelona izay nat... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0468