Misy ve?

1. Charoumeni ( 26/03/2015 13:29)
Iza no afaka mijoro vavolombelona @ reto tranga reto?
Tsy voatery hoe nitranga taminao fa mety hoe havana na namana?
1. Vehivavy tsy mbola nanambady mihitsy efa 40 taona na mihoatra nefa mbola nahita lehilahy mbola tsy nanambady mihitsy ary afaka nieraka.
2. Vehivavy efa 40 ans et plus fa mbola niteraka
3. Vehivavy mbola nahita vady (mbola tsy nanambady mihitsy) nefa nahita ihany fa taty @ faha 50 taonany (mety efa maty avdy na nisara-bady le rangahy vadiny).
novalian'i sahia ny 25/01/2018 12:10
2. Fiffi ( 26/03/2015 17:14)
Elle court, elle court, la maladie d'amour,
Dans le cœur des enfants de 7 à 77 ans.
Elle chante, elle chante, la rivière insolente
Qui unit dans son lit
Les cheveux blonds, les cheveux gris.

Elle fait chanter les hommes et s'agrandir le monde.
Elle fait parfois souffrir tout le long d'une vie.
Elle fait pleurer les femmes, elle fait crier dans l'ombre
Mais le plus douloureux, c'est quand on en guérit.

Elle court, elle court, la maladie d'amour,
Dans le cœur des enfants de 7 à 77 ans.
Elle chante, elle chante, la rivière insolente
Qui unit dans son lit
Les cheveux blonds, les cheveux gris.

Elle surprend l'écolière sur le banc d'une classe
Par le charme innocent d'un professeur d'anglais.
Elle foudroie dans la rue cet inconnu qui passe
Et qui n'oubliera plus ce parfum qui volait.

Elle court, elle court, la maladie d'amour,
Dans le cœur des enfants de 7 à 77 ans.
Elle chante, elle chante, la rivière insolente
Qui unit dans son lit
Les cheveux blonds, les cheveux gris.

Elle court, elle court, la maladie d'amour,
Dans le cœur des enfants de 7 à 77 ans.
Elle chante, elle chante, la rivière insolente
Qui unit dans son lit
Les cheveux blonds, les cheveux gris.

ny an'michel sardou aza 77 fotsiny....nefa tena misy plus que ça....

c'est la vie....samy manana ny anjarany ny olona.....na firy taona na firy taona.....

Nahoana moa no tsy hisy kosa io ? ......l'amour n'a pas d'âge....

....ahoana moa lé filaza zay ? ny vodintsobika aza manana tandrify ?
3. booboo ( 27/03/2015 08:38)
2 - Rachida Dati ^_^

(Fa angaha dia tena lalam-pianana tsy maintsy diavina sinonveryany@afobe ilay manambady sy miteraka ? )
4. Charoumeni ( 28/03/2015 11:29)

Raha ny tena marina d tsy voatery holalovana tokoa saingy ny fiaraha-monina no mametra izany ho tsy maintsy lalovana ka manery ny hafa amin'ny fomba an-kolaka izay lasa harcelement mitsy le izy handalo amin'izany. Indrindra isika Malagasy. Hafa2 an

(Fa angaha dia tena lalam-pianana tsy maintsy diavina sinonveryany@afobe ilay manambady sy miteraka ? )
[/quote]
5. vahiny2004 ( 03/04/2015 13:14)

Charoumeni:

Iza no afaka mijoro vavolombelona @ reto tranga reto?
Tsy voatery hoe nitranga taminao fa mety hoe havana na namana?
1. Vehivavy tsy mbola nanambady mihitsy efa 40 taona na mihoatra nefa mbola nahita lehilahy mbola tsy nanambady mihitsy ary afaka nieraka.
2. Vehivavy efa 40 ans et plus fa mbola niteraka
3. Vehivavy mbola nahita vady (mbola tsy nanambady mihitsy) nefa nahita ihany fa taty @ faha 50 taonany (mety efa maty avdy na nisara-bady le rangahy vadiny).



Efa nahita aho , namako : cas1 dia avy eo niteraka dia lasa cas2

Inona no tena nahatonga ilay sujet
6. Charoumeni ( 05/05/2015 07:50)


Misaotra an'i vahiny004. Ny nahatonga ny sujet moa dia mba ankaherezana ireo namana efa lehibe nefa mbola tsy tojo ny olona sahaza azy. Fa mba azonao lazaina hoe firy taona marina lay olona io? (40, 42, 43...) vao nanambady. Misaotra
7. moi ( 05/05/2015 12:10)

efa nihoatry ny 40 aloha ilay fantatro zay no nanambady ! fa tsy niteraka intsony fa rangahy vadiny efa maty vady ary nananjanaka efa lehibe tsisy teo aminy intsony.
8. saho ( 09/08/2015 17:09)
Ny fitiavana tsy misy taona aty tany mandroso, samihafa ny fomba fisehoany erantany. Raha tsy hoe taranaka mpanjaka ianao, ohatra ireo mpanjaka mbola misy eraky i Europa, dia Angleterrre, Belgique, Norvege, Danemark, sns....misy foana ny taranaka mpanjaka

Ny sehon ny taranaka mpanjaka nanjavona eraky europa sasany, dia mbola feno taranaka, misy manaraka ny fandrosoana, misy koa manambady tanora dia miteraka sy manana taranaka

Fomba Malagasy hafa, ny hanambadiana hiterahana, na hoe miteraha fito lahy fito vavy sns....

Samy maka ny fombany fa raha sahirana ve enao dia mbola hanaraka ireo fomba ireo?

fa any tany andalampandrosoana misy izao fomba fanontanianao izao

Marina fa ny fahatanorana no hirosoana ny fanambadiana, hiterahana hitaizana sns....fa io tsy mitombona erantany, ny tany mandroso dia izay hahavelomany aloha no tadiaviny, indrindra ny tanora, dia fanambadiana tsy voatery

Ny fitiavana no fototry ny hoe fanambadiana, na tsy fanambadiana, fa olona roa no tia sy tiana


moi:


efa nihoatry ny 40 aloha ilay fantatro zay no nanambady ! fa tsy niteraka intsony fa rangahy vadiny efa maty vady ary nananjanaka efa lehibe tsisy teo aminy intsony.
9. sahia ( 25/01/2018 12:10)
f aiza am reo tranga ireo no misy sy iainanao ry Charoumeni ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2025