Vavolombelona

nananie ( 23/04/2004 10:54)
Manahoana daholo ô. Hono wa ry reto, nareo ve efa nenjehan'ny sasany tato @ namana? Misy tena tsy mahalala menatra mihintsy manaparitaka zavatra tsy marina momban'ny namana sasany ato.... tohiny
novalian'i fijo ny 08/12/2004 23:51
pitchoune ( 28/01/2004 17:26)
Afaka mijoro vavolombelona eto aho fa mbola tsy misy ny atao hoe fahamarinanana sy fahamasinana any amin io Mcar tsika io. Mampalahelo be satria ao anivon ny fitsarana mihitsy no itrangan ny zavatra t... tohiny
novalian'i hps ny 25/09/2004 18:55
jessicac ( 24/01/2004 14:40)
mba firy aminareo kay no efa nahazaka t@ itony zavatra itony???? dia mba tantarao aminay ny aventure ,ataonareo e!!!! ny rencontre, iza no nantona voalohany, ahoana ny taty aoriana, tsy diso fanantena... tohiny
novalian'i olly ny 28/07/2004 06:23
vetso ( 06/12/2003 18:08)
Rehefa tsy mitovy hevitra amin'ny tena ve dia ampy ilazana fa mafy loha ilay olona ? Heveriko fa tsy mitombina velively izany ka inona no hevitrareo ny amin'io ? ... tohiny
novalian'i booboo ny 15/06/2004 18:16
lilah ( 08/11/2003 12:58)
hita mihintsy ny maha tsy ampi fianarana ny secretaire any @tsika,sady mianjona no mivandravandra,ohatra ny iny no deba ,mba ovay fa hita fa tsy mahai mandray ol eh!!... tohiny
novalian'i pitchou ny 11/04/2005 20:01
dd ( 17/05/2003 10:00)
Asa ianareo raha nisy nahita ilay hafatra tao amin'ny http://www.haisoratra.org/breve.php3?id_breve=38 mitantara ny nanjo ity olona iray tamin'ny ady sy hotakotaka 13 mai 1972. !!!... tohiny
novalian'i kitjo ny 14/05/2004 07:26
xxx ( 16/05/2003 11:14)
Diso ve aho raha manantena zavatra tena sérieux tamin'ny internet??!!! Noheveriko haharitra kanjo nofinofy fotsiny. Izaho anefa mino fa mbola ho avy ny anjara eto amin'ny namana... tohiny
novalian'i josi ny 21/04/2005 13:18
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0454