Vavolombelona

niryna ( 15/12/2007 18:14)
MIARAHABA ANTSIKA REHETRA TRATRY NY ANDRO FIRAVORAVONA DIA NY NAHATERAHAN'ILAY KRISTY MPAMONJY NY REHETRA. MISAOTRA AN'NY TOMPO FA MBOLA NOMENY HERY HIANTSO ,HIDERA ARY HANKALAZA NY ANARANY HATRANY. ... suite
répondu par xxx le 24/12/2007 12:02
kofbay ( 07/12/2007 18:44)
inty nisy zavatra tena tsy mampino nataon'ireo polisy tao Tsaralalana. Nisy nangalatra ny fiaran'ilay cousine-ko, sendra hitany tampoka teny @ 13 may ilay fiara 1 volana taty aoriana, dia niantso ahy ... suite
répondu par LazaDaddy le 19/02/2008 03:28
oufff ( 19/09/2007 12:17)
Miarahaba, 8 volana lasa izay dia nisy "publicite" be dia be natao teto antananarivo momba ny fanangan'ny orinasa "Anjarasoa" izay ny "Trans immo" no mivarotra azy araka ny fifanarahina izay nataon'... suite
répondu par AVO92 le 19/05/2008 14:30
xxx ( 13/09/2007 11:06)
manaova maontina ianareo zaza tsy ampy taona fa tena tsy lasa kousa le akanjo atreny ampotope:-*:*... suite
répondu par tsinjo le 08/12/2007 15:09
fijo ( 15/08/2007 20:45)
nisy resaka vao novaliako teo momba ny fandaizan'ny olona akaiky anao. za kosa eto hiresaka ny momba ny namana. misy namana ato izay tena lasa namako be.nifampizara zavatra be tamiko.tsy mbola nifan... suite
répondu par miyah le 12/04/2008 14:17
mavvoo ( 18/05/2007 19:13)
Nivoaka angazety tokoa ny antso momba ny asa any Liban,mbola maheno anefa izahay aty Dago fa mbola misy olona mijaly any Fa tsy raharahin'ilay olona mpandefa azy akory,na kitakitainy na anaovany valy ... suite
répondu par tendry77 le 08/12/2007 05:23
xxx ( 07/05/2007 12:53)
Hono hoa mba misy manaraka ilay tantaran'i Soanja ve ianareo? Mba lazao ny hevitrareo momba io... suite
répondu par ari.malala le 03/07/2007 14:17
salmo1 ( 13/04/2007 09:19)
Fa izaho tsy mety manofy vazaha mihintsy http://www.dailymotion.com/relevance/search/tempo%2Bgaigy/video/xkf87_tempo-gaigy-nofy-tsy-tanteraka ... suite
répondu par rrgmt le 12/07/2007 00:34
kolikoly ( 13/03/2007 21:03)
Gasy miasa Aty LIBAN ny tenako,an'isan'ireo izay voafitak'ireo Raitanin-drazana (Malagasy) ,Izay mpandefa ny olona atsokosoko hiasa ety ireny.Fitaka sy lainga marivotototra no nahatonga ahy tonga taty... suite
répondu par hery le 26/05/2007 21:41
gasypantin ( 04/03/2007 23:01)
misy URL hitako ity momba na discrimination na gasy iray à l'embauche ka dia henoy tsara de A à Z ilay izy dia ny commentairenareo avy eo http://www.dailymotion.com/video/x1aym4_discrimination-... suite
répondu par rakaroka le 24/08/2007 21:12
niryna ( 22/02/2007 08:01)
Narary voan'ny cancer i Lalao ka na dia natao ny rehetra dia nihomby tsy ankijanona ny aretiny.Nanafatra ny dokotera fa fohy sisa ny andro hiainany.Tovo zanany anefa dia mbola zazabodo tsy mahalala n... suite
répondu par niryna le 23/02/2007 02:21
niryna ( 09/02/2007 08:42)
Efa naheno ity olona atao hoe "neny" ity ve ianareo? Vahoaka sesehena no tonga nanantona tao aminy.Milaza ny olona fa raha very zavatra dia mahita izy.Toerana kely tsy dia lavitry ny A/rivo avaratra ... suite
répondu par niryna le 23/02/2007 02:10
niryna ( 25/01/2007 08:09)
Ahoana no fomba hiresahantsika ny RAR tsika,moa ve mila manao famerenana rehefa angataka aminy.Toy izany koa isika raha miresaka amin'Atra.Moa ve ny vavaka natao omaly ihany no averina?Moa ve manao t... suite
répondu par jimmy le 07/05/2007 12:34
niryna ( 18/01/2007 06:49)
Ny fijorona vavolombelo dia tsy mora araka ny tenin'ny olona,izay ataonao rehetra dia taratra hitenenana anao ho kristianina.Inona no tokony atao raha hijoro anome hery ny manodidina antsika isika fa ... suite
répondu par niryna le 23/02/2007 01:44
niryna ( 09/01/2007 18:49)
Maro amintsika ny te-ahazo vola haingana ary dia miloka ka lany eo ny andro kely sy ny vola mety ilaina ao an-tokantrano.Voasoratra anefa io fa ny kristiana tsy mahazo miloka.Ahoana ny hevitrao :?:Mis... suite
répondu par niryna le 23/02/2007 01:42
niryna ( 05/01/2007 19:48)
Isika rehetra dia miteny amin\'ny fiteny tsy fantatra daholo raha toa ka tena manana finoana an\'Atra.(l)(l)(l)... suite
répondu par dadie le 30/08/2007 15:05
lemenakely ( 28/12/2006 21:08)
Sendra nandalo teny @ doany ANDRANORO AMBOHIBAO aho indray mandeha dia nahita olona maromaro nandihy aloha.Tampoka teo dia nihinjitra ilay ramatoa dia niteny t@ teny tsy fantatra.Dia ny masony lasa f... suite
répondu par LoicRedHat le 02/10/2017 05:11
soanja ( 17/12/2006 00:26)
Miala tsiny fa tokony nataoko tary amin'ny sarimihetsika ity saingy te hiresaka ny ato ampoko aho dia nanapa-kevitra hanao azy eto. Raha manampotoana ianao dia manasa anao aho hijery ilay Film Bloo... suite
répondu par cutie le 27/01/2007 12:14
niryna ( 13/12/2006 07:21)
Raha vao mahita ilay fahavalonao fotsiny ianao dia tezitra.Ny tenin\'i Jesosy anefa miteny hoe tiava ny fahavalona, mivavaha izay manao ratsy aminao.Ahoana no fomba hampiarinao izany amin\'ny fiainana... suite
répondu par methode le 11/03/2007 16:48
xxx ( 27/11/2006 15:43)
Ianareo ve mba manofy ary izay mipoitra ao anaty nofy dia tanteraka avokoa na tsara na ratsy? Manomeza ohatra. Ny nofy mantsy dia zavatra miseho rehefa matory isika na misy aza nofy ririnina, rehefa m... suite
répondu par krik le 31/03/2015 19:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3761