Vavolombelona

Peti ( 24/03/2011 23:23)
Faly miarahaba antsika namana rehetra mpitafa eto amin'ny forum sera2, ny tenako manoratra dia miasa eto liban efa ho 1 taona sy tapany izao, na dia fantatro aza fa mafy sy tsy ho erany ny zavatra mia... tohiny
novalian'i samyah ny 24/05/2011 19:07
vale ( 18/02/2011 11:20)
Accueil de Marc Ravalomanana : ce ne sont pas les idées qui manquent. 18/02/2011 Publié dans (Tananews). Un propriétaire de minibus affirme que tous ses véhicules, 4 minibus ont été réservÃ... tohiny
novalian'i laloanany ny 11/03/2012 22:51
methode ( 28/10/2010 21:59)
Tsapa fa toa tsy dia misy miresaka firy intsony ato amin'ny vavolombelona ato! Fa mba nankaiza daholo ireny namana taloha ireny??? Ny tenanay aloha izao dia efa aty Dago. Sarotra dia sarotra ny miditr... tohiny
novalian'i ilafy ny 23/12/2015 20:44
xxx ( 09/12/2009 17:42)
En tant que membre des NATIONS-UNIES et ORGANISME POUR LA PROTECTION DE DROIT DES TRAVAILLEURS: nous tenons en compte que des ressortissants malgaches sont torturés par des travaux illégaux et ho... tohiny
novalian'i laloanany ny 11/03/2012 22:59
xxx ( 17/06/2009 16:11)
Ho anareo izay mahalala vaovao momba ilay zazavavy 16taona nisy namono (nanapatenda ny marimarina kokoa) ny 18 mars 2009 tokony t[] 18h50mn - 19h teny Ivato aeroport lot k2/006 tany madagasikara nivoa... tohiny
novalian'i vale ny 18/02/2011 11:26
sitlo ( 19/02/2009 06:37)
http://www.tantely.org/rakoto/ Mino ve ianareo fa tena misy ny olona idiran'ny devoly, ny fanasitranan'ny mpimasy sy ny mpametra-tanana? Tsy tahaka ny fahagagana fanasitranana nataon'i Jesosy ve i... tohiny
novalian'i laloanany ny 11/03/2012 23:10
rova30 ( 17/12/2008 23:10)
Tantara kely niserana tamin\'ny fahazazana, (fahagola) :-P ka mba zaraiko aminareo eto. Indro ary: Tolak\' andro tsy fianarana tamin\'izay ka mba tafavory izay ankizy manodidina, ary tapa-... tohiny
novalian'i tia-vaza ny 15/12/2010 15:23
xxx ( 17/12/2008 13:23)
mba fantatrareo moa fa vo miresaka amin'ny gasy ny pra aty france defa mailo ry zareo,fa fetsy be ony ny gasy!! fa sady mahay miala no malin!!! mahazo anarana ny gasy mpilivre amin pra oe le j'ai oub... tohiny
novalian'i xxx ny 06/02/2009 13:22
hery ( 18/09/2008 03:31)
Salama daholo. Izaho ho'a hatramin'izay mampiseho sary, toerana misy ahy, anarana tena izy, hatr@ num tel. teto amin'ny serasera fa indraindray tsy fantatry ny olona akory rehefa réel :-) (Izay no ... tohiny
xxx ( 18/07/2008 06:12)
w3.fotolog.com/henry12 www.fotolog.com/henrydouze / www.fotolog.com/rajou_12... tohiny
diamondra27 ( 26/06/2008 09:53)
asa ianareo namana hafa raha mba nahatsikaritra ohatra ahy fa izaho dia nahalala mihintsy hoe misy namana ato manana ps vehivavy nefa lehilahy ary vice versa tsy ankanonona ps io an fa vao haing... tohiny
novalian'i dadabe ny 27/08/2012 08:20
mahdoum ( 18/06/2008 19:04)
Misaotra manokana ireo gasy namana aty aho nampahafantatra ahy ity site ity . Izaho moa dia miasa an-trano aty 1ans et demi zay no nahatonagavako taty mandeha tsara ny asako tsy misy probleme , miaina... tohiny
novalian'i 08051972 ny 24/08/2008 13:38
ramna ( 29/05/2008 17:55)
ny tenako moa zany dia tovovavy mba mankafy ny divay. Fahotana ve izany? Mba misy eto amin'ny namana ve vehivavy mankafy alcool ? Sa dia croix bleue daôly ny eto ? ... tohiny
novalian'i sonibi ny 28/08/2008 14:23
Aino ( 21/05/2008 07:02)
Bon, dia miarahaba anreo namana indray aloha ny tenako!! efa ela tokoa no nafatarako an'ny namana serasera 2003 aho de efa nafatatra azy, ary tsy mbola niditra namana izany, fa dia niditra karajia ... tohiny
novalian'i methode ny 02/06/2008 08:56
faralah ( 27/04/2008 12:19)
misy sa milaza eto ve nareo zay nanome biz'oroka an'i AINAHERY. :evil: DEVOLY :evil: zay mpandainga.... tohiny
novalian'i lazounet ny 09/05/2008 16:58
xxx ( 12/04/2008 12:20)
Sendra mbà nandalo tany @ faritra Antsirabe sy ny manodidina iny ny tena dia GAGA sy talanjona !!!fa tena misy tokoa ny olona mifitra @ zoron-drindrina!Dia nanontany tena hoe andro efa môderina be ... tohiny
novalian'i ainaheri ny 05/05/2008 13:05
endrika01 ( 12/04/2008 05:58)
Raha i endrika01 no mpitantana ato @ty tranonkala ity,dia nahakatro grade i ainaheri.Volou satria tia mitana ny heviny mandrampahita ny marina,faharoa tsy mety mino,fahatelo sady mampalahelo no mampit... tohiny
novalian'i ainaheri ny 06/05/2008 11:46
RAKVOL ( 30/03/2008 17:19)
Ahoana ny hagatahana nationalité Malagasy zaza teraka taty france Ray vazaha . possible ny double nationalités . mila torohevitra azafady ???... tohiny
novalian'i xxx ny 31/03/2008 08:06
ni81 ( 29/03/2008 07:09)
Maro no nitondra ny mangidy t@ zany fotoana izany. Isaky ny tonga io vanin'andro io dia mitamberina ao an-tsaiko ny loza nihatra t@ fianakaviana maro, ary anisan'izany ny raibeko. Ny malagasy ihany n... tohiny
novalian'i endrika01 ny 12/05/2008 11:42
lemenakely ( 14/03/2008 05:34)
Tena tsy azo lalovana hariva tsy ny eo antetezan 'ilay BEKIRARO hoy ireo mpanakanto saingy tsy BEKIRARO irery fa dia ANTANANARIVO mihintsy no tsy misy jiro @ alina AMBOHIMANARINA ALAROBIA ANKAZOMANG... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0644