Vavolombelona

linarako2 ( 27/11/2006 15:32)
Daniela 10:12 Ary dia hoy Izy tamiko:Aza matahotra, ry Daniela :fa hatramin'ilay andro voalohany nampiasanao ny fonao hahalala sy hampahory ny tenenanao teo anatrehan'atra dia reko ny teninao" Izaho... tohiny
novalian'i niryna ny 14/01/2007 21:28
xxx ( 27/11/2006 15:22)
Ianareo ve ry reto mba efa tratran'izany hoe mivavaka dia lasa renoky ny torimaso, na mandeha any amin'izay tsy alehany? Mahery ny satana eto aminity tany ity ka tsy avelany ny tena fa tazominy foana.... tohiny
novalian'i niryna ny 17/12/2006 19:10
SARERAKA2 ( 24/11/2006 21:10)
Tongo-bakivaky ka sady maharary no mahamenatra ny ataon'ireo mpomba an-ndRAVALOMANANA sasantsasany eto @ tanàna eto indrindra moa @ izao propagande izao.Ao ireo mandrovitra ankitsirano ny affichen'ny... tohiny
novalian'i niryna ny 18/12/2006 00:02
dolby ( 14/09/2006 12:20)
Zavatra tena nisy ity zavatra tantaraiko ity, nisy namanay anankiray izay sendra nandeha nivoaboaka alina; mipetraka eny amin'ny trano akaiky fasana moa ry zareo; raha iny handeha hody iny hono izy di... tohiny
novalian'i tianalala ny 27/04/2007 14:37
dolby ( 12/09/2006 11:57)
Maninona raha samy mba milaza kely izay zavatra hitany fa marina tsy araka ny hiheverana azy any Madagasikara. Mba hiomanan'ireo izay ho avy sy hampitony ny sain'ireo izay any. Ohatra : - Ny ... tohiny
novalian'i ilafy ny 23/12/2015 20:56
petite ( 06/09/2006 14:52)
Nahazo vady hendry be tato @ serasera, ka noho izany dia Mametraka ny fisaorana be dia be ho an' ny serasera. org, sy ny mpandrindra, ary ny ekipa rehetra fa nahazo vady sahaza tato ny tenanay..sady v... tohiny
novalian'i niryna ny 27/01/2007 04:34
soanja ( 19/08/2006 04:45)
Zah hoy aho nahita indray mandeha izay olona nifampitifitra dia naratra be ilay olona. Be dia be ny olona nahita an'ilay izy. Be no niantso polisy fa zah kosa lasa niafina aloha dia tsy nivoaka teo am... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/09/2006 15:36
saho ( 04/08/2006 12:43)
Dia hanao ahoana re raha tsy hisy tokoa ny Fitsarana ilana vaolombelona eto @ ity tany ity...Dia ahoana raha hanao ny danin'ny kibony daholo ny mpangalatra isan-karazany, ny mpanao ratsy rehetra tsy i... tohiny
diamondra27 ( 15/06/2006 15:30)
Dia misaotra an'ny site serasera fa nahitàna namana isankarazany tato. Misaotra ny mpandrindra sy ny mpanentana. Misaotra anareo izay nifandray tamiko sy mbola mifandray hatr@izao. Nahafinaritra ny... tohiny
novalian'i mbotakely ny 08/08/2007 16:11
victime101 ( 30/05/2006 11:52)
Nitsena olona anikeheo( maraina 31 mai 2006) .Ny télé sy ny gazety arrivée MD 051 avy any PARIS CDG 7h 00 nefa dia à 4h 51 dia efa tonga tao IVATO ilay avion ....maro ireo olona tsy nisy mpitsena.... tohiny
novalian'i fijo ny 05/08/2006 03:11
booboo ( 30/05/2006 10:31)
Inona no raha efa nahazo anareo, nahamenatra beeeeeeeeee t@ zany fotoana zany ...ihomehezana kely hihihihihi. Nenà t@ niakata escalator vôlohany indrindra tao @ ilay supermaché tao Antaninarina... tohiny
novalian'i niryna ny 02/02/2007 20:34
sareraka ( 12/05/2006 10:00)
Efa niainana teto mbola iainana eto .. Izay artista mitsikera ny mpitondra dia vao maraina dia tongavan'ny pôlisy tsy mahazo mihira io hira io. Efa niainana teto mbola iainana eto.. Izay fa... tohiny
novalian'i vale ny 18/05/2006 14:11
4mimananelatra ( 05/05/2006 09:39)
Mety ho gaga angamba ianareo mahita ny titre hoe MADACOM ho lasa (CELTEL) moa sy ORANGE mpanakarena mpitery rononon'aliaka satria:MPANGALATRA !raha mbà mividy crédit 50.000fmg ianao ohatra ORANGE ... tohiny
novalian'i Santiona ny 12/07/2006 05:16
xxx ( 04/05/2006 15:43)
Mandrak'izao dia tsy mbola nisy filoha malagasy aloha na 1 aza niàla t@m-boninahitra sy bon exemple..Tao ny tsy maintsy nametra-pialàna,tao ny nisy nitifitra,tao ny empêché...Rehefa tonga eo @ fit... tohiny
xxx ( 25/04/2006 11:43)
Mahavariana mihintsy ny fisainan'ireo olona sasany @ izao fotoana izao noho ny hamafisan'ny fiainana!!zava-niseho ary scandale en pleine messe herintaona lasa izay tao @ fiangonana KATOLIKA iray tao A... tohiny
novalian'i niryna ny 09/12/2006 04:24
xxx ( 06/04/2006 14:10)
sendra hitako ity blog ity ny tena moa mponina teny taloha, nilaozana 15 taona lasa izay hatramin'ny nipetrahana aty ivelany.. dia hita fa simba sy mivari-lavo tokoa AMBOHIPO !!mampalahelo http://www... tohiny
petsambava ( 05/04/2006 20:55)
TSY MISY ASA RATSY hoy ny fiteny fa mbà manana tsikera kely @ ireo mpanéra e surtout eny @ station taxi-brousse.Tany TAMATAVE no niseho ilay zavatra ho any FOULPOINTE vao niala ny taxi brousse avy T... tohiny
novalian'i xxx ny 01/11/2006 23:29
petsambava ( 03/04/2006 21:18)
Mampalahelo mihintsy ny gasy kely anaovan'ireo karàna azy .Tsy hanonona ny anaran'ilay karàna aho fa olo-malàza ka sao hanahirana eto fa dia mampalahelo ny hanaovany an'ity saoferany ,tsy manana to... tohiny
novalian'i cabot ny 13/11/2006 22:23
xxx ( 16/03/2006 11:52)
Izay marary andrianina !toa lasa fiteny sisa ..nahalàsa saina ahy ny nahita ny fomba fitsaboana ao @ hopitalim-bahoaka iray eto ANTANANARIVO .raha ho any @ salle payante aloha dia omany ny 45 000fmg ... tohiny
novalian'i methode ny 13/05/2006 10:08
xxx ( 24/01/2006 14:25)
Tsikaritra tato ho ato fa manararaotra be mihintsy ny orinasa Madacom. Ho an'ny olona tsy maharaka an'izany aloha dia voa mihintsy e! Matoa ny tenako manoratra izao taratasy izao dia efa tratra. Ary t... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0476