Vavolombelona
ftma
(
20/01/2006 11:02)
Tsy haiko ny hitazona irery ny hafaliako t@ fihaonana t@ namana serasera tany Dago,tsy virtuel fontsiny ny maha mpinamana fa tena mifampitondra toy ny mpiray tampo. na dia ny ps aza no hifampiantsoana...
suite
répondu par cutie le 08/09/2006 20:53
xxx
(
31/12/2005 14:43)
Hafiriana (firy volana ? firy taona ?) ny fitiavana no afaka mijanona virtoaly ?
Rehefa mihaona ve dia mihamafy ilay fitiavana sa mety mihalefy ?
...
suite
répondu par pissoa le 24/02/2006 10:53
xxx
(
30/12/2005 14:47)
izany hoe ny amin ny rehetra na ny ratsy na ny tsara ,rehefa mety marina mahalina ...
suite
répondu par methode le 04/02/2006 22:47
methode
(
20/10/2005 23:05)
Mba hahatsara ny endriky ny valin-kafatra amin'ny olona iray mivantana dia [b]tsidrio aloha ny hoe valio[/b] vao manoratra ny valin-kafatra ianao. Izany hoe toy ny mamerina ny mandika ilay nolazain'ny...
suite
répondu par namanao le 21/12/2005 11:51
boubounezy
(
15/10/2005 14:55)
ary aona ny mba hevitrareo @ resaka tsolotra? indrindra ny any ivato. za zany t@ ande aty ampita dé nisy madama nisava ana lé mpisava reny, dé efa lasa kely ndray za dé nantsony hoe andraso kely, ...
suite
répondu par ilafy le 23/12/2015 21:00
niainaharison
(
13/09/2005 08:47)
normaly rehefa hoé voalohany antanin'olona enao tsy maintsy misedra olana kely, na de ny hoé fiovan-tany sy ny tontolo iainana fotsiny aza...
matetika anefa ny taona voalohany ihany no tena mafy......
suite
répondu par boubounezy le 18/10/2005 22:08
sanana
(
01/07/2005 11:36)
tohin'ny nen'i suesse,
f'anga refa misy cas ray otran'izay de zay daoly ny manjo ny ankizy any an-dafy?
mba misy ihany reo mihetska sy mikaroka etsy sy eroa.
marina fa misy fotoana mety ahatsiaro t...
suite
répondu par xxx le 18/09/2005 15:26
suesse
(
26/06/2005 10:19)
Maiaka ery ity ra-zandry fa ho any andafy hono tsy fantany mantsy hoe inona no miandry azy any!
Lasa soa amantsara tsisy olana rehefa tonga tany anefa dia vaky nitaraina fa hoe henjana be ny fihainan...
suite
répondu par fijo le 21/09/2005 22:38
xxx
(
23/06/2005 17:03)
Resaka vavolombelona ity... misy angamba amintsika ato miaraka amin'ny vadin'olona, na efa manambady fa minia miaraka amin'olona hafa. Manana ny antony hanaovana an'izany ireny olona ireny kanefa tsy ...
suite
répondu par HERIZOGEOR le 26/10/2012 13:56
methode
(
18/03/2005 23:37)
Gaga aho ry zareo nandray message amin'ny teny gasy ny objet!! Vao natao vérification dia tonga dia nilaza ny ordi fa virus tsy voafafan'ny ordi ny ao ka tsy azo atao téléchargment!!! Efa niverimbe...
suite
répondu par dadabe le 21/05/2005 04:45
bichette
(
15/03/2005 15:23)
Mahagaga mihitsy ato fa misy karazana andian’olona maromaro. Ao ny mpampiditra lohahevitra, ao ny mpamaly sy maneho hevitra na inona na inona ny lohahevitra , ary dia mamaly foana foana mihitsy...
suite
répondu par vegas le 08/04/2005 19:07
methode
(
26/02/2005 10:41)
Tantara iray tamin'ny radio taty Afrika izy ity ary tena zava-nisy hono!!...
suite
répondu par naej le 27/05/2005 07:40
majakely
(
09/02/2005 14:01)
Tandremo ao Tana ;eny amin'ny Rova may misy mpisoloky bedabe ry zareo voa daholo na gasy na vazaha...fa indrindra rehefa vazaha dia may 5000ariay fa handoavam-bola hono ny mamangy ao ???Efa nisy voa ...
suite
répondu par methode le 05/03/2005 20:40
joda
(
08/02/2005 11:36)
eee eee mbola mitohy ihany ny fanokafana ny courrier ary olona ao @ aéroport ao ivato no manao ny opération mba mila jeéna fa tsy lasa mihintsy.....
suite
répondu par Titina1 le 21/05/2012 17:20
yonikafopl
(
05/02/2005 00:45)
Dia mba milaza njay we izay zavatra tsy tantiny nisy nataon'ireo namana mpikambana tato.
Ny ahy dia ireo bandy kely vao manoratra dia mikoty, avy eo tsy mahazaka, dia manompa be ary @ forum....
suite
répondu par methode le 09/03/2005 22:34
hery
(
12/11/2004 09:33)
Napetraka koa ity lohahevitra vavolombelona ity mba hametrahana ireo vokatsoa hita teto amin\'ny serasera indrindra ny maha namana... Efa henoko ihany fa misy tokantrano miorina atsy, misy zaza teraka...
suite
répondu par dadabe le 25/06/2005 18:08
bichette
(
13/08/2004 13:09)
Maro tokoa ny olona ato amin'ity tranonkala ity, ao no efa mpikambana, ao ny mandalo fotsiny, ao ny miserana, ao ny miara miasa amin'ny Hery, ao ny manolotra ny tenany hanatsarana ny tranonkalo.
N...
suite
répondu par methode le 05/03/2005 20:55
methode
(
19/07/2004 00:55)
Anisan'ny fomba iray mety hanatsarana ny fiaraha-monina ny fahafantarana ny fomba amam-panao amin'ny toerana iainana!! Maro ny zavatra mahaliana sy mety azo anatsarana ny fomba amam-panao malagasy iha...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 17/06/2015 12:23
xxx
(
18/05/2004 06:56)
ahoana indray ry zareo no fomba fahitanareo an'io amin'ny fiainanao na ny fiaraha-moninao andavanandro?inona no toerana tokony horaisin'ny voasedra amin'ireny cas ireny,satria mantsy rehefa tsy tafari...
suite
répondu par booboo le 06/06/2004 13:36
kally
(
03/05/2004 18:52)
Efa samy nandalo zava-tsarotra daholo ihany angamba teto @namana,tsy ny lafiny fitiavana ihany fa t@ fiainana andavanandro koa!tantarao hoe......
suite
répondu par kitjo le 20/04/2005 06:41
