Nankaiza daholo ny namana taloha teto??

1. methode
(
28/10/2010 21:59)
Tsapa fa toa tsy dia misy miresaka firy intsony ato amin'ny vavolombelona ato! Fa mba nankaiza daholo ireny namana taloha ireny??? Ny tenanay aloha izao dia efa aty Dago. Sarotra dia sarotra ny miditra eto noho ny connexion sarotsarotra vao mahita! Na izany aza mbola tsy manadino ny namana rehetra! Mba ilazao vaovao sy mahasoa avy any e
novalian'i ilafy ny 23/12/2015 20:44

5. Vahinala
(
18/11/2010 09:13)
Akory daolo,
Zay ko anisanlay namana taloha teto taloha e ! Zao ndray vao mba afaka mandalo kely fa tsy nanadino akory ! Efa aty antanana koa amzao !
Mazotoa daolo e !
Vahinala
Zay ko anisanlay namana taloha teto taloha e ! Zao ndray vao mba afaka mandalo kely fa tsy nanadino akory ! Efa aty antanana koa amzao !
Mazotoa daolo e !
Vahinala

6. cutie
(
16/12/2010 21:28)
Efa adino ny mankato ry methode fa ary @ facebook daholo nge ny oul e :-)

9. sylvaine
(
17/12/2010 10:31)
Efa adino ny mankato ry methode fa ary @ facebook daholo nge ny oul e
Marina tokoa izany,any daholo ny olona,nefa ilay ihany anie ny forum Malagasy toa izao eh!Ahitana ny rehetra.
Tsapa fa toa tsy dia misy miresaka firy intsony ato amin'ny vavolombelona ato!
Tsy misy mahasahy mijoro ho vavolombelona intsony ny olona fa matahotra.

10. cyril
(
03/01/2011 18:34)
Tsy mazoto intsony oul e , aiza kou misy ps tsy manin'inona akory dia voahopo sy andefasan-dry wuiwui sary maloto
Fa ny tena gaigy dia ps hafa no entiny
MANAOVA FITARAINA DIA HO PETSAINA NY IP-NY
Tsiky dia ampy
Fa ny tena gaigy dia ps hafa no entiny
MANAOVA FITARAINA DIA HO PETSAINA NY IP-NY
Tsiky dia ampy

11. soanja
(
01/02/2011 01:51)
Ka hijoro vavolombelona amin'inona anefa re. Za zao tena te hijoro vavangidro/ vavantsamoina/ vavandolo satria tena may daholo ny ala any Atsinanana, Atsimo any. Tadidinareo ilay ala tapia anelanelan'ny Antsirabe sy Ambohimahasoa iny. May tanteraka.
Ntsooh mino aho fa salama tsara daholo ny namana na tsy hita eto aza fa ireo bibintsika kosa dia levona tanteraka. :(
Ntsooh mino aho fa salama tsara daholo ny namana na tsy hita eto aza fa ireo bibintsika kosa dia levona tanteraka. :(

14. soanja
(
08/02/2011 19:55)
cutie:
soanja
Mampa mitsy ny manjo an'ny Madagasikara fa tsy hita ze atao :(
Cutie, bozoro njiako. bisous ndray aloha. Ndao arovana i Madagasikara sy ny tontolo. Tsy lany fanantenana isika an!

15. cutie
(
09/02/2011 04:54)
soanja:
cutie:
soanja
Mampa mitsy ny manjo an'ny Madagasikara fa tsy hita ze atao :(
Cutie, bozoro njiako. bisous ndray aloha. Ndao arovana i Madagasikara sy ny tontolo. Tsy lany fanantenana isika an!
Soanja, raikitra aza e, aiza ny fotoana :-) bizz njy

17. vale
(
16/02/2011 21:00)
Methode> bjr e, enao izoa elabe mihintsy, dia izay mba hita eto moa tadiavina fa ny efa lasa any atao inona indray e, izy aza mba lasa, elabe koa izahay tsy nahita an'i Methode ary eto ihany ny tenanay รด, hihi ;)

18. bichette
(
12/07/2011 12:01)
eto ihany Methode a ! ny fijoroana vavolombelona ve ? dia hoe mbola velona soa amantsara izao e !

19. methode
(
13/07/2011 20:18)
Ary i bichette io aza noheveriko fa efa tsy miditra ato intsony! Ny hitako aloha de variana any ambadimbadika any daholo ny olona de adinodino ny ato. Be loatra koa le sites misy forum de ze vaovao sy manaitra ihany no idiran'ny olona! fa tsy maintsy miverina eo ihany ireo rehefa mamo avy any! Hafa ihany ny resaka samy gasy!