Nankaiza daholo ny namana taloha teto??

21. bichette
(
15/07/2011 08:43)
Ary manana skype ve i Methode e ? dia rehefa inona no afaka mi chat ?

22. hery
(
15/07/2011 10:49)
bichette:
Ary manana skype ve i Methode e ? dia rehefa inona no afaka mi chat ?
Za manana :-p

23. methode
(
15/07/2011 20:51)
bichette: ka le skype aza mbola tsy hitan'ny masoko akory ko! Betsaka ny invitation amin'ny site isankarazany fa tsy mamaly an'ireny za. Mandreraka be le mifindrafindra, miditra atsy miditra aroa!

24. methode
(
15/07/2011 20:54)
cutie:
zany an mdr
Ise aza io efa niverina io ko! Mety mbola tsy mamo tany fa vao dôzidôzy fotsiny!

25. methode
(
15/07/2011 21:01)
bichette:
Ary manana skype ve i Methode e ? dia rehefa inona no afaka mi chat ?
Ato amin'ny karajia ihany fa aza mandeha lavitra any sao very any!

27. methode
(
03/08/2012 14:49)
bichette:
Manana adiresy FB ve i Methode e ?
Hay efa ela ty fanontaniana ity no nipetraka fa tena tsy hitako! Mety efa voavaly any ambadika any le izy angamba

28. akamatiana
(
26/01/2013 04:06)
inty aho ,iraho aho , za kou ary ary zay vao hita ato kou ,aiza marina daoly ny akama rehetra e
oooooooo
oooooooo

31. methode
(
05/05/2013 19:54)
Le sasany miditra ato ihany fa otran'ny miova akanjo de tsy fantatra tsony ko!

32. ilafy
(
23/12/2015 20:44)
ny tsy azoko @ isika malagasy dia tsy maintsy misy teny vahiny foana rehefa miresaka ka tsy fantatro na izany ny hoe malagasy maoderina nefa mba misy fanontaniana kely ho an'ireo izay mifanerasera @ireo vahiny raha gasy irery hianao @ toerana feno vahiny moa ve mba mandika ny teniny @ fiteninao ireo vahiny nefa isika malagasy raha zato ny gasy ao @ toerana iray ka roa fotsiny ny vahiny aho dia mandika hainga isika @ fiteniny ???? tena mapalahelo mihintsy ka hoy aho hoe raha mbola tsy fotsy ny lokony hoditrao dia tahirizo tsara fa tsy ho fotsy na oviana na oviana e ary tsy andray anao mihintsy rizareo rah tsy hoe dupont ny anaranao e ka forum gasy ity ka teny gasy no atao fa tsy teny vahiny dia misaotra anareo naharitra namaky an'ity fa somary lava be ilay izy dia mila tsiny e