ONGPDT

1. xxx ( 09/12/2009 17:42)
En tant que membre des NATIONS-UNIES et ORGANISME POUR LA PROTECTION DE DROIT DES TRAVAILLEURS:

nous tenons en compte que des ressortissants malgaches sont torturés par des travaux illégaux et honteux à Liban. c'est honteux de la part des esprits libanais et à travers le monde.
Pour cause, nous DEMANDONS A LA COMMUNAUTÉ INTERNATIONALE DE FAIRE DES ENQUÊTES. Et demandons de publier cet annonce au JOURNAL DE TV5 Monde, sur YAHOO, sur UNICEF, sur les sites des ONG orientés au protection de droit des travailleurs.
novalian'i laloanany ny 11/03/2012 22:59
2. xxx ( 10/12/2009 19:05)
On s'en tape de ça!
Rehefa te ho any rizareo dia efa fantany elabe izany, olon-dehibe daholo ireo!! :�) :�)
3. xxx ( 10/12/2009 19:25)
En tant que membre des NATIONS-UNIES et ORGANISME POUR LA PROTECTION DE DROIT DES TRAVAILLEURS:

nous tenons en compte que des ressortissants malgaches sont torturés par des travaux illégaux et honteux à Liban. c'est honteux de la part des esprits libanais et à travers le monde.
Pour cause, nous DEMANDONS A LA COMMUNAUTÉ INTERNATIONALE DE FAIRE DES ENQUÊTES. Et demandons de publier cet annonce au JOURNAL DE TV5 Monde, sur YAHOO, sur UNICEF, sur les sites des ONG orientés au protection de droit des travailleurs.


Personne ne fera rien zany e! Zavatra na ny firenentsika ary zao 2009 zao tsisy lohany!

On s'en tape de ça!
Rehefa te ho any rizareo dia efa fantany elabe izany, olon-dehibe daholo ireo!!


Aza mba tratra fotsiny!
4. xxx ( 11/12/2009 15:14)
xxx:

On s'en tape de ça!
Rehefa te ho any rizareo dia efa fantany elabe izany, olon-dehibe daholo ireo!! :�) :�)



Enga anie ka tsy ho hisy havanao any ry xxx. Moramora ity vava
5. xxx ( 11/12/2009 19:56)
xxx:

xxx:

On s'en tape de ça!
Rehefa te ho any rizareo dia efa fantany elabe izany, olon-dehibe daholo ireo!! :�) :�)



Enga anie ka tsy ho hisy havanao any ry xxx. Moramora ity vava


Ny havany tsy gaigy toy ny anao ka handeha any eee!
6. xxx ( 11/12/2009 20:17)
xxx:

En tant que membre des NATIONS-UNIES et ORGANISME POUR LA PROTECTION DE DROIT DES TRAVAILLEURS:

nous tenons en compte que des ressortissants malgaches sont torturés par des travaux illégaux et honteux à Liban. c'est honteux de la part des esprits libanais et à travers le monde.
Pour cause, nous DEMANDONS A LA COMMUNAUTÉ INTERNATIONALE DE FAIRE DES ENQUÊTES. Et demandons de publier cet annonce au JOURNAL DE TV5 Monde, sur YAHOO, sur UNICEF, sur les sites des ONG orientés au protection de droit des travailleurs.


Tonga dia haiko indray fa iza ity manenjika olona any libanona lava eto ity! Aza dia be fialonana ry anona fa pfffff! Efa lany andro izany an! Rehefa te ho any izy dia aleo hihinana ny tsy fihinany fa tsy be lesona fa satria tsy tiana ny olona iray eto an! ny vavanao no hampangino fa tsss! ity hoa tena tsy mamely @ ity fandaingana sy sns.. izy dia tena mytho tsy avotra ... io moa no mba asa ka hatao akory baba an!
:-D :-D :-D :-D
7. maryline ( 12/12/2009 07:46)
xxx:

xxx:

xxx:

On s'en tape de ça!
Rehefa te ho any rizareo dia efa fantany elabe izany, olon-dehibe daholo ireo!! :�) :�)



Enga anie ka tsy ho hisy havanao any ry xxx. Moramora ity vava


Ny havany tsy gaigy toy ny anao ka handeha any eee!




Ny fahantrana tokoa mahazaka maniraka ry zareo, koa raha mba nanana mantsy sy toa anareo ry zareo dia naleony tokoa nijanona an-tanindrazana e! Indrisy izy ireo ve nanampo izay hiseho any tokoa??? Mirary soa ho an'ireo izay mijaly e! Andriamanitra hiaro anareo tsirairay (l) (l)
8. Seeno ( 04/02/2010 07:06)
Hivavk ho az ireo angmba no sisa ato, na ts n any liban ihan fa n erak'zao tontolo vao e! k la paix soi avc eux!
9. laloanany ( 11/03/2012 22:59)

xxx:

On s'en tape de ça!
Rehefa te ho any rizareo dia efa fantany elabe izany, olon-dehibe daholo ireo!! :�) :�)

Marina zany. Ity Gasy maimay ny handeha any andafy ity ihany de ts ankifidy na Afghanistan na Iraq na Uganda na Iran na Somalia na Libia fa refa hoe any andafy zay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3571