Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i laloanany, milahatra araka ny daty
laloanany
(
12/03/2012 10:22)
Tsy tonga namonjy ny olona rehetra eran'izao tontolo izao ny Tompo fa misy olona tsy novonjeny.
Marobe amintsika ny mino fa rehefa tonga teto antany i Jesoa dia tonga hamonjy ny olona rehetra eran'izao tontolo izao Izy. Diso anefa io fomba fijery io raha ny Soratra Masina no jerena. Maro ny Kris...
tohiny
novalian'i Miharena ny 20/03/2012 05:33
laloanany
(
29/03/2011 14:20)
Tantaran'ny fiangonana Kristianina (rohy)
Ho antsika liana sy te hahalala bebe kokoa ny tantaran'ny Fiangonana Kristianina dia ity misy fandaharana feno notontosain'ny AE channel. Mahafinaritra sy mahaliana ilay izy ary dia amporisihina isika...
tohiny
novalian'i Ibalita ny 28/06/2017 04:52
laloanany
(
21/03/2011 14:23)
Ny atao hoe TULIP na ireo teboka 5 n'ny Kalvinisma
(MIALA TSINY RAHA LAVA FA VAKIO HATRAMIN'NY FARANY RAHA MANAMPOTOANA)
Nataoko ny fanadihadiana: ny tantarampiangonana Kristianina hatramin'ny nahaterahan'i Jesoa Kristy ka hatramin'izao. Nanatrika s...
tohiny
novalian'i Miharena ny 30/03/2011 03:27
