Nofy ve sa tena izy?

1. xxx ( 27/11/2006 15:43)
Ianareo ve mba manofy ary izay mipoitra ao anaty nofy dia tanteraka avokoa na tsara na ratsy? Manomeza ohatra. Ny nofy mantsy dia zavatra miseho rehefa matory isika na misy aza nofy ririnina, rehefa manofy isika ka tadidy daholo ny niandohany sy ny fiafarany dia milaza dikan-javatra izay.Misy ny nofy efa nandalo tamin'ny fiainana, misy mitranga izao ary misy ny ho avy. Marihina fa ny nofy araka ny ao amin'ny baiboly io fa tsy ireo milaza mahay ny ho avy ny olona ,na mpamaky tanana, na ireo milaza mahafantatra ny ao am-po t sy miloaka Hi.Hi Hi.
Mety hisy hiteny isika fa tsy manofy mihitsy, tsy mahatadidy no misy. Ny ankizy sasany aza manofy milomano ary heveriny fa efa any an-kabone izy dia feno rano ny fandriana ny maraina.
novalian'i krik ny 31/03/2015 19:52
2. Fiffi ( 27/11/2006 17:13)
tena marina zany kah ! manofy hoe mi-pipi kanjo tena latsaka mihintsy le izy zay vao taitra ! efa naheno ary efa nahita an'zany aloha zah an !
3. unjila ( 27/11/2006 20:59)
de le manonofy mihinakanina de ni lela no voatsako surtout le nofy atoandro iny
4. cutie ( 27/11/2006 21:02)
marary zany :-D:-D:-D:-D
5. cutie ( 27/11/2006 21:02)
ary za efa namaly teo a
methode:twisted::twisted::twisted::twisted:
iza no namafa teo
6. diamondra27 ( 28/11/2006 04:06)
za efa nanonofy saingy nofy ratsy foana ilay izy.
Raha manonofy situation iray aho ka miverina intelo iny situation iny @ nofiko dia tanteraka.
Dia leo be za ary nagataka mba tsy hanana io zavatra io intsony dia hatr@izay ka hatr@izao dia tsy nanonofy intsony.

Miverina matetika ihany koa fa nahita vola aho, ary tena nahita tokoa fa saingy pieces en centimes le hitako.

Tena marina daholo ireo voalazako ireo fa tsy misy resaka tiana hatao.
7. xxx ( 28/11/2006 06:12)
Misyizany ny olona mino ny nofy ary misy ny tsy mino.Tsy misy hifanomezan-tsiny ity. Tamin'ny voalohany dia tsy fantatro hoe avy aiza ny nofy tonga aty amiko.Maro ary raha tantaraina sy soratana dia mahafeno 400 pages mbola kely.Mbola kely aho dia efa nanana an'io fa tsy norarahiko,nony nialehibe aho dia izay zavatra hataoko rehetra dia vavahako ary mifangaro amin'ny fahalalana zavatra na tsindrimandry ilay izy.Nanala Bacc aho dia tonga dia fantatro hoe afaka, dia toy izany daholo izay fanadinana nataoko.Ny androtrio nanaovana fanadinana Bacc io aho t@ alina dia nahita nofy ka izay tao anaty nofy dia nipoitra daholo.Fahoriana, tao anaty nofy no nahitako ny raiko maty.Ny namana mila vonjy.Lasa nandalina ny dikan'ny nofy aho taty aoriana araka ny miseho,izaho aho lasa mpandika nofy. Be loatra ilay nofy ary nangataka t@ Atra aho mba tsy homeny io intsony,Tsy azo atao ny miteniteny foana fa tanteraka, taona maro aho tsy natadidy ny nofiko intsony.Nifona aho ary nisy namako izay tao anaty nofy no nomen'Atra ahy hanampy azy amin'ny fiainana.Hatramin'izao aho dia antsoin'ireo namako izay matadidy ny nofiny handika azy. Marihina fa tsy nianatra aho fa izay nofy marobe nitranga tamiko na ny olona maro no nahatonga ahy nahalala ny dikany.Mahaliana ilay izy dia zaraiko anareo.
8. simplex ( 28/11/2006 10:42)
xxx,

Zavatra vao haingana nitranga tamiko. Manonofy ny fiainako taloha za. Enfin, resaka nandalo dia niserana teo @ fiainako. T@ voalohany za gaga b hoe iny ndray no tsy hitako, kanefa somary mifampitohy le izy. Mety hoe stress ve zany sa hoe noho za niezaka nitadidy an'le izy no nampitohy azy sa hoe tena misy zavatra mitranga any hoany araka ilay nolazainao hoe tsindrimandry hafahafa.

Misaotra mialoha,
simp
9. Rasiligaoma ( 28/11/2006 11:01)
fa ny tena tsara dia manofy matory...
@ izay matory double
10. pissoa ( 29/11/2006 17:21)
Ary ny manofy manofy ... Dia ny tamin'ilay nofy ao anaty nofy hoe nanofy ony enao :roll:
11. dailynews ( 30/11/2006 18:07)
za koa mpanonofy matetika(fa tsy tahaka ny an i xxx).. fa ny ahy aloha dia nofy fe nofy fotsiny e.... tsy misy dikany amiko fa mba tahaka ny mijery film fotsiny. misaotra an Atra aho fa tsy mbola tadidiko nanonofy ratsy izany.
12. ikaretsaka ( 01/12/2006 06:18)
mankarary andoha izany fa lasa miasa saina loatra
13. xxx ( 02/12/2006 03:10)
izaho indray manonofy foana fa tsy mitranga mihitsy koa ilay izy. hihihi
fa nisy iray izay mbola mahalasa ny saiko. Tsy mbola nanana sipa aho tamin'izay dia nanonofy niaraka tamina sipa... dia nisy olana taminay... dia namono tena ilay izy tao anatin'ilay nofy.
Dia hoy aho hoe izaho tsy hikoty sipa mitovitovy amin'iny. Ela taty aoriana anefa dia hoy aho hoe shhh ny nofiko rehetra tsy nisy nitranga ko nahoana aho no tsy hikoty sipa ohatra an'iny.
Dia ny mahagaga ahy dia ohatra ilay izy ny sipako amin'izao.
14. simplex ( 02/12/2006 10:09)

xxx,
d efa miomana zany kou :°)
aza asiana ahiahy zany ranga fa ny fiainana atao a. Refa ho tonga ny tsy maintsy ho tonga akory atao.:-*
15. niryna ( 17/12/2006 18:55)
Izaho koa dia manofy fa tsy matetika saingy rehefa tadidiko daholo ilay izy dia tonga saina aho mamantatra ny dikany.Ny nofiko izay tadidiko dia nipoitra tamin'ny fiainako daholo.Misy ny tsara ary misy ny ratsy.Misy ny mampihomana ahy ary misy ny toerana izay hitako tao anaty nofy ka taty aoriana dia hitako ilay izy.Efa naheno ny zokiko koa aho niteny hoe efa hitako tao anaty nofiko ity toerana ity
16. Yasminah ( 29/03/2007 12:38)

azafady hoe ianao izay mahay mafatra ny nofy io
fa maninona kay aho isakiny mivoka eny an-dalana
dia mahita vola fona ny vola vy hitako isanan'nadro fa ny vola raviny matetika vao hita
tena gaga aho , fa mametraka fanontania fona ny tenako hoe inona ty? ilay namako izay indray a! mahita or fona
misy dikany ve izany sa ahona?
MBA MILA valiny azafady o!
17. simplex ( 29/03/2007 12:49)
Yasminah,

sao d mba hahazo volabe enao @ ora tsy ampoizina ato ho ato :P:)
18. tiavanafi ( 11/11/2012 08:39)
za indray dia mbola tsy niteraka mihintsy ary mitady fa mbola tsy nahazo nefa
nanonofy za de hoe niteraka hono za dia ny anarany natao hoe: nikeistevan , anarana tsy mbola henoko atr@ zay nahaolonay raha tsy tao @ nio nofy io dia ahoana ré zany é ?
19. krik ( 31/03/2015 19:52)
Miankina @ts1i1 ary samy manana ny maha izy azy ny olona. Tsy misy diso ny fiheverana, fa asan izay namorona na nilaza zvtr tsy hainy akory. Izay le fanomezam-pahasoavana, na izay tsy mahay sobika mahay fatam-bary.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6591