Olona mifototra

1. rakotobe425 ( 23/10/2013 08:44)
Nisy rangahy iray efa lehibe nifampisipa tamin'ny zanak'anabaviny. Dia misy mihitsy ny fotoana naiarahany teny rehetra teny. Amin'ny alina dia anaovany io sipa io. Misy fotoana miray fandriana ry zareo.
2. hery ( 22/01/2014 09:47)
Amiko dia misy fahavoazana kely izany olona izany. Toa sy misy lalàna eo amin'ny firenena malagasy mandràra izany raha tsy hoe tsy ampy taona ilay vehivavy.

Fa eo amin'ny resaka moraly fotsiny no tsy maha mety azy.

3. bichette ( 06/06/2014 10:25)
ny eo anivon'ny fiarahamonina dia hoe samy adulte, samy responsable sy mahalala ny ataony, afa olona samy mahalala ny ataony moralement ..; maro ny olona toa ireo an ! araky ny tenin'i Hery hoe rehefa ampy taona, inona moa no ao atao, samy responsable ny actes-ny ry zareo
4. methode ( 09/06/2014 18:39)
Olona tsy normal zany lehilahy izany fa manana olana ara-tsaina na ara-psychologie. Fa misy koa anefa fiaraha-monina na fomba @ faritra sasany mamporisika na mamela an'izany. Toa izany no ataony hoe "lova tsy mifindra".
5. sahia ( 18/06/2014 12:24)
ilay tantara mitohy isakin'ny atoandro (tamin'ny tapa-bolana) tao amin'ny radio ndray io lazain Rakotobe-425 io an
6. mpilaza444 ( 22/09/2017 12:12)
Efa nanambady ilay sipa nifampisipa tamin'ny anadahin-dreniny kanefa hita ihany hoe mbola manimanina ny firaisana tamin'ny olom-pady azy. Hitan'ny olona nampiaraka sy manao scène érotique ry zareo. Ny olona sahy nitsikilo dia naheno ny fisefosefon-jareo satria nipetraka tamin'ny efitra ambany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7381