hita tany @ helo i Mickael Jackson 
zokieva - 29/07/2011 05:40
|
![]() HAFATRA: Milaza aminao aho ry havana fa na inona lazanao na harenao dia zava-poana izany raha tsy mandray an'i Jesoa ho Tompo sy Mpamonjy @ fiainanao ianao.Araraoty ny fahavelomanao hanomananao ny mandrakizay! "Indro Izy mitsangana eo am-baravarana ka mandondòna raha misy mihaino ny feony dia hiditra ao aminy Izy ka hiara-hisakafo aminy. |
hajj - 07/08/2011 14:47
|
![]() |
zokieva - 08/08/2011 09:55
|
![]() |
pissoa - 08/08/2011 10:23
|
![]() |
zokieva - 08/08/2011 11:41
|
![]() |
methode - 28/09/2011 18:42
|
![]() Tokony olona niaina azy mihitsy izao no miditra eto. Hatramin'izao aloha mbola tantara entin'olona no voavaky eto! |
kloon - 28/12/2011 07:15
|
![]() Fanamarihina : niteny gays i Jakson reefa lasa tany am elo, kloon |
kloon - 28/12/2011 07:15
|
![]() Fanamarihina : niteny gasy zany i Jakson reefa lasa tany am elo? kloon |
jajajaly - 15/02/2012 11:08
|
![]() Mpito. 9:5, 10: «Fantatry ny velona fa ho faty izy, fa ny maty kosa tsy mahalala na inona na inona ... Izay rehetra azon’ny tananao atao dia ataovy amin’ny herinao manontolo, fa tsy misy asa na eritreritra na fahalalana na fahendrena ao amin’ny Fasana,* izay toerana halehanao.» (*«Fiainan-tsi-hita», Prot.; «seoly», Kat.; «toeran’ny maty», DIEM.) Mahatsiaro fanaintainana ve izy ireo, raha tsy mahalala na inona na inona? Mifanaraka amin’ny toetran’Andriamanitra ve ny fampijaliana mandrakizay an’ireo ratsy fanahy? Jer. 7:31: «Nanorina an’ireo toerana avo ao Tofeta izay ao amin’ny lohasahan’ny taranak’i Hinoma izy ireo [ny Jodianina nivadi-pinoana], mba handoroany ny zanany lahy sy ny zanany vavy amin’ny afo, nefa tsy nandidy azy hanao izany aho ary tsy tao an-tsaiko akory aza izany.» Koa satria tsy tao an-tsain’Andriamanitra mihitsy izany, ho nanao afobe ampijalina olona ary ve Izy? Fanoharana: Ahoana no fiheveranao ny ray na reny iray mandoro ny tanan-janany amin’ny afo, mba hanasaziana azy noho ny ditrany? Ny ray aman-dreny misaina aza tsy hanao izany, koa mainka fa ilay Andriamanitra fitiavana!—1 Jaona 4:8. Manendrikendrika an’Andriamanitra ny filazana fa mampijalijaly olona any amin’ny afobe izy. Avy amin’ny Devoly (izay midika hoe «Mpanendrikendrika») àry ilay fampianarana momba ny afobe. Izy mantsy ilay tena mpanendrikendrika an’Andriamanitra. Izy ilay mitondra ny olona hanao voyage astral. Nantsoin’i Jesosy Kristy koa hoe «rain’ny lainga» izy.—Jaona 8:44. |
kiriah - 23/02/2012 12:27
|
![]() |
laloanany - 11/03/2012 22:41
|
![]() Lol, ka i Jakson anie nianatra teny Gasy taty Mada eee. Nisy zaza 5 taona monja nijoro vavolombelona nahita an'i Jackson nianatra teny Malagasy tao @ IST t@ 2009. |
zoheri - 21/03/2012 13:44
|
![]() Aza de miteniteny fôna ry zokieva a! Raha olona tena dinihina ny bible sy ny fiainana dia tena hita fa tsy mitombina miitsy ny zavara resahanareo. Mianara tsara aloha ny bible Raha Olombelona enao dia : Inona no atao hoe Maty. Inona no atao hoe Velona Mbola misy fiainana ve aorian'ny fahafatesana |
zoheri - 21/03/2012 13:48
|
![]() |
ratanty - 16/07/2012 16:45
|
![]() |
Westlove - 31/08/2012 14:10
|
![]() |
yrmia - 27/12/2012 09:37
|
![]() |
akamatiana - 26/01/2013 04:02
|
![]() |
Nehemiah - 26/01/2013 05:31
|
![]() Ny filazàna ny helo tsy hoe "lieu de torture" fa "lieu de tourment". Tsy mampijaly an'iza na iza i Andriamanitra fa ny olona ninia tsy mino an'i Kristy no mijaly satria tonga any @ toerana notadiaviny mandritry ny fiainany : toerana tsy misy an'Andriamanitra, izay loharanon'ny soa sy fahasambarana rehetra. |
Raharike - 01/04/2013 20:31
|
![]() |
methode - 02/04/2013 11:45
|
![]() Ahoana no ahafahanareo tena manamarina fa any amin'ny afobe Michael Jackson. Hadinonareo ilay jiolahy nilazan'i Jesoa hoe anio alina ihany dia hiaraka amiko any amparadisa ianao? Mba niezaka nanao soa ihany ange izy na dia mpanankarena aza e! Tsy misy afaka mitsara hoe tena any izy! |