Fety sy fihaonana

harisoa32 ( 10/07/2019 15:54)
Bjr daholo ry havana rehetra, Tsara ho fantatrao raha maniry hianatra any ivelany ianao. Misy infos maro2 mikasikan'ny voyages, pays d'études samihafa ary koa raha tia hitsabo-tena ianao. Alternativ... tohiny
harisoa32 ( 03/07/2019 11:58)
Ho antsika Malagasy mipetraka any ivelany, indrindra2 ho antsika mipetraka aty @ toerana hoe betsaka problème sociaux, betsaka olona mpanavaka, betsaka bavure policieres (nefa @ io izy firenena miseo... tohiny
harisoa32 ( 29/06/2019 07:05)
Tsy mahagaga ireo taxi-be sy taxi-brousse rehetra raha marque rainiboto sy japy. satria sady mafy no mahataty gidragidra, no tsy mandany vola @ entretien “….Inquiétant. L'image de fiabilité de... tohiny
saho ( 05/02/2019 07:27)
Arabaina daholo, rahoviana ny taombaovao MG ry zareo amin ity taona 2019 ity Misy fihaonana ataon ny mpikambana serasera ve any MG Mba faniriana hihaona n y Mpikambana any MG Misaotra ho an izay mama... tohiny
novalian'i hery ny 07/04/2019 22:05
Herilanto777 ( 27/02/2017 13:06)
kalasoo ( 24/04/2016 07:42)
Salama daolo Tompoko! Mitady toerana azo hitsangatsangana misy piscine sady misy filalaovan'ny ankizy zay mahita o!! afaka hitondrana sakafo ihany koa! dia tsy dia lavitra ny ville! Izany hoe eto an... tohiny
novalian'i vazivazo ny 25/04/2016 09:28
yrmia ( 25/01/2016 06:01)
Iza @ tsika ato kay no mba mankafy kalon'ny fahiny sy bà gasy ? Ity ry reto misy fampisehoana ataon'ny SOLIKA eny @ AfT Andavamamba hono @ 5 febroary @ 6 sy sasany hariva itako tao @ [url=https://www... tohiny
novalian'i Veloo ny 13/12/2016 19:13
napou ( 10/11/2015 12:19)
Hevitra tsara tokoa ilay fihaonana saingy ny tenanay moa taraiky, fa mba rahoviana indray e!... tohiny
naritsimba ( 11/02/2015 06:03)
Miarahaba antsika rehetra! Araka ny resaka efa natao dia hifampiarahaba tratry ny taona 2015 isika eto @ NAMANA SERASERA DAGO. Toy izao ary ny mombamomba izany: Daty: sabotsy 28 febroary 2015 Toe... tohiny
rabaradaka ( 17/10/2014 04:37)
ho hoa ry namako isany eto, maninona moa raha andao isika rehetra mba hihaona kely e, asiana fihaonana sy fifankahalalana kely, ohatra hoe andao hamboly hazo !!!... tohiny
vonynive ( 30/09/2014 05:32)
KONGRESY IRAISAM-PIRENENA VOALOHANY MOMBA NY FITSABOANA SY NY FIKAROHANA SIANTIFIKA ETO MADAGASIKARA Hatao eny amin'ny trano fivoriana iraisam-pirenena CCI Ivato mandritra ny hateloana manomboka ny 30... tohiny
vonynive ( 24/09/2014 07:52)
ny TIHAVA,tambazotra miady amin'ny herisetra atao amin'ny vehivavy dia manomana varavarana misokatra hiresahana ireo herisetra mianjady amin'ny vehivavy hisy fandraisana sy fihainoana ireo vehivavy ih... tohiny
vonynive ( 17/09/2014 05:37)
MANATONA NY VAHOKA NY ASA SORATRA , NY ASA TENY, NY ASA SARY Ny fiaraha-miasan’ny ORTANA sy ny Ministeran’ny Asa Tanana, ny kolotsaina ary ny vakoka, sy ny SYNAL, FAVI, FMTS ary ny CUA dia manato... tohiny
andree ( 15/09/2014 11:44)
Miarahaba, mba te hifety anniversaire any Ampefy any aho. inona avy kay ny karazana hotel, parc, ... misy any ? ny activité afaka atao any ? Misaotra... tohiny
vonynive ( 02/09/2014 10:43)
HETSIKA LEHIBE Salon de l’Industrie de Madagascar (SIM 2014) izay hatao ny 11 ka hatramin'ny 14 Septembre 2014 toerana : lapan'ny fanatanjahantena Mahamasina MIVIDY NY VITA GASY AHO, TOMBONY HO A... tohiny
fali ( 21/08/2014 08:06)
mba te handeha ho any foulpoint re ry zareo a ! efa tena feno daholo ny hotel satria ao anatin'ny vacance tanteraka, fa mba te hanontany hoe sao de mba misy mahalala olona mampanof trano (olon-tsotra)... tohiny
novalian'i lerastah ny 21/08/2014 16:55
vonynive ( 07/08/2014 10:48)
HETSIKA ARA TOE KARENA FIER MADA ANDIANY FAHA 16 Teny filamatra mandritra ny tsenabe iraisampirenena ho amin’ny toekarena eny ambanivohitra na “Foire Internationale de l’Economie Rurale” ( Fi... tohiny
vonynive ( 20/07/2014 12:31)
Antsantononkalo "ZARAFANAHY", alarobia 23 jolay amin'ny 3 ao amin'ny CGM Analakely, anasan'ny Faribolana Sandratra poetan'ny ankehitriny toa an'i Aina Miolampandry, Raf Hon, Nirivelo, Serge Rodin, N... tohiny
novalian'i ora ny 15/01/2016 08:55
vonynive ( 24/06/2014 12:17)
hanao varavarana misokatra ny AMBATOVY manomboka ny 18 jona hatramin'ny 6 jolay toerana Gara Soarano... tohiny
vonynive ( 17/06/2014 05:27)
SALON MALAGASY DE LA SOLIDARITE INTERNATIONALE [i]tonga ny fotoana ifanomezantsika tanana sy hiaraha-manorina ny ho avy[/i] [b]fampirantiana ireo mpisehatra eo amin'ny fampandrosoana sy fandaharanasa... tohiny
novalian'i vonynive ny 19/06/2014 05:08
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1505