Fety sy fihaonana

fatsoraly ( 12/05/2004 16:14)
Iza indray ary ny any Vienna (Austria) hijerena ny patiny rehefa tsy masaka aminareo ny any Australia? (nesorina fotsiny ny "al" Australia-al = Austria) isa...roa...telo...efatra...dimy...misi2 indra... suite
répondu par booboo le 14/06/2004 11:12
andriambelo ( 04/05/2004 23:01)
Any La Grande Motte, Montpellier, ny 20-23 May amin'ity taona ity. Firavoraoam-be fa tongava daholo e.... suite
répondu par fijo le 14/05/2004 00:00
xxx ( 03/05/2004 10:58)
Ny sampana tanora Kristiana eto Lyon dia faly manasa anareo amin'ny takariva vary amin'anana sy dinde Royal izay karakarain'izy ireo ny 11/0/06/04 ao amin'ny CCO 39 rue georges Courteline 69100 Villeu... suite
répondu par fijo le 03/05/2004 23:39
fatsoraly ( 19/04/2004 19:08)
Rahoviana? Aiza? Akanga iray sa Kangaroo ny kaly? Misaotra.... suite
répondu par fatsoraly le 21/08/2004 01:50
xxx ( 19/04/2004 10:12)
Anao concert @ 30 mai zao i Bodo ao Nancy 15€ ny fidirana sady suivi d'une soirée ilay izy!! 12€ étudiant, ka dia tongava maro e!! Nancy faly mandray olona e!... suite
répondu par fijo le 04/05/2004 23:31
oully ( 12/04/2004 20:11)
http://forum.serasera.org/?rub=viewthread&msgid=m407a8f4133493... suite
kitjo ( 09/04/2004 14:12)
Ia aby no tany Bira na mbola any? Ndao hanao paka ato @ serasera,hiihih... suite
répondu par vale le 11/09/2005 16:50
samoina ( 06/04/2004 13:49)
Inona avy ny nomanin'ny namana tsirairay hatao @ izao Paska izao ? ( fandaharam-potoana, sakafo, ...) Ny anay moa izany fivoriambe ara-panatanjahantena any Vichy manomboka ny asabotsy ary ny sakafo a... suite
sanga ( 03/04/2004 13:50)
Manao ahoana daholo! Hono oa! Mba misy mahalala ve hoe rahoviana no handalo eto PARIS "Ricky" izay handalo any VICHY mandritry ny RNS? Isaorako mialoha ianao izay afaka mamaly ahy. Misaotra ary man... suite
répondu par fijo le 14/05/2004 00:04
cathy ( 31/03/2004 15:03)
Ho avy hanao fampisehoana ao Essen(Jugendzentrum) i Tovo J´Hay @ 24.04 ho avy zao. Azo eritreretina ny fihaonan´ny mpikambana ato @ namana mipetraka manerana an´i Allemagne Tsy voatery hanao organ... suite
répondu par xxx le 28/05/2004 15:22
aladin ( 01/03/2004 15:26)
Izao e! efa narosoko ihany iti soso-kevitra ity.Ndeha mba hanao fitsangatsanganana indray isika ato ho ato.de ohatra hoe samy milaza izay hevitra sy toerana hitany fa mety.de ze marimaritra hiraisana ... suite
répondu par aladin le 23/03/2004 18:44
jessicac ( 18/02/2004 11:24)
salut daholo e! tena tsy afaka tampoka zay t@ ilay fety e! nalahelo kely mihitsy fa mba tantarao anay daholo izay zavatra rehetra nitranga tany.raha mbola misy ny manaraka dia tsy hiraty tsony zay! ... suite
répondu par maseik le 18/03/2004 17:33
xxx ( 11/02/2004 19:47)
ndao ry reto hihaona fa sika miresaka nefa tsy mifankahalala akory a... suite
répondu par booboo le 01/07/2004 11:49
xxx ( 04/02/2004 12:55)
Ny ahy izao no mba eritreritro hoe:fety fa somary maharitra ohatrany hoe:3 andro ohatra dia ny toerana mety hoe Matasoa? ka ny tena tsara dia mba manao feu de camp manao grillad polet maskit sns..mila... suite
répondu par xxx le 07/02/2004 09:22
pitchoune ( 02/02/2004 19:28)
Ary ny antsika aty ivelany mba rahoviana e?... suite
répondu par kitjo le 22/03/2004 14:20
hery ( 30/01/2004 16:36)
Hanao fifampiarahabana sy firariantsoa tratran'ny taona ny namana ao Antananarivo sy ny manodidina amin'ny alahady 15 febroary ho avy izao. Amin'ny 1ora tolakandro ka hatramin'ny 6ora hariva. Toer... suite
répondu par naritsimba le 13/02/2004 17:30
aidan ( 30/01/2004 12:14)
De hamafiso ny fotoana fa te-hifety hiaraka @ namana izahay an! De ataovy tsara ny ambiance de betsaka ny tonga an!!! Rahoviana zany no hifety isika de aiza ? Fa rehefa fety de mahafinaritra indrind... suite
répondu par jhouhlambout le 03/02/2004 10:40
voahirana ( 30/01/2004 09:08)
Andao hanao fihaonana isika dia mba hifankahalala sy hiaraka hifety kely indray amin'ity taona vaovao ity dia manantena ny fandraisanao anjara amin'ny zavatra rehetra izay heverina atao... suite
répondu par rmo le 24/11/2004 11:26
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0479