Fety sy fihaonana
ravatorano
(
30/03/2005 07:20)
Maina takina ny Paka tao Antsirabe tamin ity indray mitoraka ity .Izay no azoko ilazana azy satria tena hita fa vitsy dia vity ny olona namonjy izany tany.
Maro be ny antony fa raha ny filazan ireo o...
suite
répondu par moi le 19/04/2005 09:03
booboo
(
25/03/2005 15:36)
Ho an'izay tranainy na mbola ao anatiny na te hanatrika fotsiny, dia hisy indray ny fihaonam-be faharoa hatao. Toy izao ny andinindininy :
[u]Toerana[/u] : [b]Village des vacances, Saint-Martin-en-...
suite
répondu par booboo le 21/09/2005 11:12
hery
(
25/03/2005 13:14)
Ho an'ny namana mpikambana ho tonga any amin'ny RNS
@ Mc Do ny fotoana ny sabotsy hariva 18/19H eo ho eo!!!
sipagasy izany dia hitondra sac au dos transparent misy soratra we serasera.org mba hifan...
suite
répondu par fijo le 30/03/2005 22:14
Nananie
(
25/03/2005 10:53)
Naheno aho hoe hisy an'izy io aty France. Iza no hafaka manamarina an'io, aiza ary ôtrinona ny fidirana? Sa io ve no tohin'ilay nolazain'i Welie any Allemagne?...
suite
répondu par fijo le 01/04/2005 21:54
rurik
(
21/03/2005 22:53)
Manatena aho fa mandray anjara @ ity serasera ity ianao ry Ramatoa Perlett izay nifaninana t@ question pour un champion . Faly miarahaba anao ny tenako arymirary ny fialantsasatra tsara ho anao . tena...
suite
répondu par rurik le 29/05/2005 11:43
hokie
(
10/03/2005 05:47)
Dia manasa izay namana afaka tonga ao Blacksburg, VA fa misy ny Annual International Street Fair ao downtown ao ka hisy stand malagasy. Rahoviana? Amin'ity 9 avril 2005 ity.
Mbola vao ho eritreret...
suite
répondu par fijo le 07/04/2005 21:41
LMA
(
17/02/2005 08:17)
Bonjour à tous,
Une soirée est organisée par et pour les anciens (élèves, profs, administratifs, SN) et amis du LMA ce 30 avril en région parisienne.
Ambiance assurée. Préparez et réservez...
suite
répondu par sonwin le 15/03/2005 15:05
Oully
(
12/02/2005 13:21)
Sanatria hoy aho raha adino izy ity http://forum.serasera.org/index.php?rub=message&msgid=m4080f2d802730
Tsy aleo ve masahana?
Toerana:
Lyon
na
Normandie (amoron-dranomasina).
Daty:
01 ...
suite
répondu par methode le 06/03/2005 14:30
welie
(
12/02/2005 12:16)
Ho avy aty Allemagne indray i Bodo, Tovo J'hay, Nanie ary ry Johary.....any Essen no fotona ka dia tongava maro daholo indray ary ooooooooo! :wink: ...
suite
répondu par fijo le 29/03/2005 22:12
naritsimba
(
07/02/2005 06:37)
Miarahaba antsika namana rehetra.
Vita soa aman-tsara ny Fifampiarahaban\'ny namanaserasera aty Madagasikara ny taona 2005, izay natao teny @ La Cascade du Rova. Nanomboka t@ 2 ora sy sasany ny fotoa...
suite
répondu par revy le 23/05/2005 09:45
bebe
(
04/02/2005 02:14)
misy fety ve amin'ny saint Valentin?...
suite
répondu par dadabe le 17/02/2005 09:34
hery
(
26/01/2005 17:57)
Manahoana daholo,
Araka ny hitantsika rehetra dia hanao fifampiarahabana tratry ny taona ny Namana any Madagasikara (Antananarivo no marimarina kokoa). Fotoana lehibe ifampihaonan\'izay afaka izany...
suite
répondu par iriana le 23/02/2005 14:49
naritsimba
(
19/01/2005 07:17)
Mamerina ny fiarahabana antsika namana rehetra indray ô!
Araka ilay voalaza tary aloha dia ny Sabotsy 5 Febroary 2005 no hifampiarahabantsika @ izao nahatratrarantsika ny taona vaovao izao.
Ny ...
suite
répondu par fijo le 08/02/2005 23:32
naritsimba
(
06/01/2005 07:22)
Mbola mamerina ny fiarahabana antsika namana rehetra tratry ny taona vaovao 2005.
Araka ny fangatahan\'ny namana maro dia hanao fifampiarahabana tratry ny taona isika rehetra.
Izany dia atao ny SA...
suite
répondu par fijo le 25/01/2005 22:49
notron
(
05/01/2005 09:08)
Ndao indray hifampiarahaba tratry ny taona @ faran\'ny volana Janoary na voalohandohan\'ny febroary eeeeeeeeee!...
suite
répondu par dadabe le 20/02/2005 10:15
lity
(
01/01/2005 00:16)
tena tsy naintsy niasa ny bandy de nanao reveillon niaraka t@ serasera namana eee...
suite
répondu par fijo le 27/01/2005 22:12
fijo
(
30/12/2004 20:47)
satria moa androany no hiaonantsika farany amin\'ity taona ity ,koa dia mirary fety finaritra sy filaminana hoantsika rehetra aho ary dia mirary sahady koa taona vaovao hoan\'ny namana rehetra....
suite
répondu par fijo le 31/01/2005 23:22
naritsimba
(
30/12/2004 08:23)
Dia maniry antsika NAMANA rehetra mba hahatratra ny faran\'ny taona 2004 ary samy ho tratran\'ny taona vaovao 2005.
Andriamanitry ny fiadanana anie handrotsaka amintsika tsirairay avy ny andon\'ny la...
suite
répondu par watafon le 08/01/2005 17:23
naritsimba
(
27/12/2004 06:02)
Dia faly miarahaba antsika namana rehetra ato amin\'ny NAMANA SERASERA.ORG tratry ny Krismasy 2004, enga anie hitondra fiadanana sy fifaliana ary fifankatiavana ho antsika rehetra ny fahatsiarovana ny...
suite
répondu par eisy le 30/12/2004 06:57
tanala
(
24/12/2004 11:29)
De ahona ny kaly misy cadeau ve sa mifapijeriry fotsiny?...
suite
répondu par fijo le 27/12/2004 21:53
