Fety sy fihaonana
maina
(
04/06/2006 20:20)
Dia faly miarahaba antsika rehetra indray
Ry tapaka sy namana rehetra ,
Mba ho fahampafantarana ny tsirairay dia voninahitra ho ahy Rakotomalala Hary Eric (Maina) ny manasa antsika rehetra hanatr...
suite
répondu par fijo le 25/08/2006 22:52
booboo
(
02/06/2006 11:09)
Ny FPMA Nancy miaraka @ Tanora Katolika Nancy dia manolotra indray ilay tantara an-dapihazo RASALAMA ( La première martyre chrétienne malagasy ).
Daty : Alahady 4 Jona
Ora : 15h
Toerana : Thé...
suite
répondu par Fiffi le 03/06/2006 13:52
tisera
(
31/05/2006 16:09)
Ho an'izay mpihaino ny fanilo radio :misy fihaonana karakarain'ny tompon'andraikitra @ alahady 18 jona @ 18h30, hitanareo ao @ takelaky ny http://faniloradio.com/ ny andinindininy momba ny fihaonana....
suite
répondu par Fiffi le 02/06/2006 11:47
hexodos
(
28/05/2006 08:32)
ny mahagaga dia toa malaza be foana ny fetin'ny reny ,tsy saro piaro aloha zaho fa misy hevitra commerciale izy satria nylehilahy be sentiment loatra sa tsy izany ?...
suite
répondu par Aino le 08/06/2006 16:40
Ralay
(
28/05/2006 00:48)
Faly miarahaba ny reny rehetra ato @ serasera aloha dia ho an'izay ho reny tsy ho ela koa :*:* on vous (l)
Ilaina ve ny fankalazana ny fetin'ny [b]reny[/b]na ny fetin'ny [b]ray[/b]? sa mbola fety nof...
suite
répondu par Simpona le 28/05/2006 14:34
booboo
(
20/05/2006 08:51)
Mpikarakara : Sampana Tily FPMA-Paris
Zavatra atao : fialam-boly sy fanatanjahan-tena (foot-ball, basket-ball, tennis de table...)
Daty : Alahady 21 mai 2006
Ora fanombohana : 12 ora atoandro...
suite
répondu par Fiffi le 10/06/2006 08:59
eisy
(
16/05/2006 11:37)
Sô mba misy ato e!
Raha misy de milay
Tadidinareo ve ny revy tamin'izany e fa mbola tao i BOUBOULETTE A!
...
suite
répondu par eisy le 26/05/2006 04:04
xxx
(
03/05/2006 06:34)
ho anareo eto Montpellier na faritra hafa aty Frantsa,efa renareo ve ilay feo gasy ao montpellier ny 12 mai?betsaka ny ankizy eto am serasera toa hoe ande any,fomba iray hahafahana hifankalalàna koa ...
suite
répondu par era le 10/05/2006 18:11
barbosds
(
26/04/2006 19:55)
aza adignatsika BARBOS du nord jiaby eto Bretagne(Renne, Brest,Lorient,Morbihan...sns) fa hampisoma salegy mafana ho antsika i fanorolahan'ny salegy :zandry FANDRAMA ké k'aza magnano tsy avy aby zala...
suite
nyeja
(
12/04/2006 06:36)
Manasa antsika rehetra ex-LMA rehetra aty frantsa hiaraka hikorana ao amin\'ny \"RESTAURANT MON TANA \" CRETEIL
amin\'ny 07 mai 2006 izao amin\'ny 1 ora dia misokatra ny buffet self service ...
suite
répondu par Evah le 30/06/2006 09:28
ericgael
(
11/04/2006 09:38)
dé inty izany ny sary t@ fety say fihaonana teto dago "fambolenkazo" teny Andranovelona.
niarahana niasa akaiky t@ blackMan.
Mazotoa mijery é
ps: mila klikena ny lien ... :lol:
http://heryni...
suite
répondu par Angie le 13/06/2006 11:34
texe
(
06/04/2006 09:41)
Raha vao mahita ny olotianao ianao dia inona no ataonao voalohany any aneritreritrao?
Inona no atao hoe fiaonana
ary ny mpikambana ao anaty serasera ve afaka ...
suite
répondu par andry08 le 06/04/2006 14:35
beza
(
24/03/2006 07:01)
Miarahaba antsika rehetra
Faly manolotra antsika rehetra ny tarika Ny ako izay manao tournée Europe 2006
Jereo ny fandaharana rehetra:
http://www.ny-ako.net
...
suite
répondu par Fiffi le 24/03/2006 17:54
ravatorano
(
16/03/2006 06:51)
Raikitra izany fa dia hisy fambole kazo ho tontosaitsika nbamana serasera ato amin ny 09 avril 2006 ho avy izao.Ny toerana dia eny Andranovelona , toerana iray manakaiky an ilay tendrombohitra malaza ...
suite
répondu par fijo le 06/05/2006 20:41
beza
(
14/03/2006 06:43)
Miarahaba
Faly manolotra anao ny TAKARIVA AMOROM-PATANA
Lanonana sy firahana samy malagasy
[url]http://www.faniloradio.com/nama.htm[/url]...
suite
répondu par Fiffi le 22/03/2006 06:13
sosoa
(
11/03/2006 21:57)
:)Manaôna daholo!
Ilazana isika terak'Andrianamboninolona rehetra, avy ao Ambohimarina Ambohitrombihavana, fa hisy ny fihaonana sy dinika asa ho fanatsarana ny tanàna, mba hotonga hamonjy ny fivori...
suite
répondu par sosoa le 06/04/2006 07:13
hantavoahi
(
18/01/2006 17:35)
henoko hoe misy ao Tana club "anciens gasy de France" aiza ny adiresy raha hanao vacances any dago ...
suite
répondu par Fiffi le 28/03/2006 11:48
Samoana
(
11/01/2006 09:21)
Tsikaritro miadana fa maromaro ihany ny havako namana ato:lol:.Tsy haiko koa ianareo raha toa ahy. Mbola velom-pisaorana an'i Hery nanorina ity tranobem-pihavanana ity e !=D...
suite
répondu par Fiffi le 05/04/2006 04:35
akamatiana
(
01/01/2006 01:28)
[img]http://www.bestphonewallpapers.com/images/pixel.gif[/img]
[img]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/NECF6F%7E1.GIF[/img]
[img]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/AFTER_%7E1.G...
suite
répondu par fijo le 11/01/2006 19:58
Vahinala
(
31/12/2005 13:11)
Faly miarahaba ny namana rehetra eto amin'ny serasera tratry ny farany amin'ny taona 2005, ary dia samy ho tratry ny 2006 ihany koa isika rehetra, mirary soa,fahombiazana ary fahasalamana feno tantera...
suite
répondu par fasaly le 06/02/2006 16:13
