efa renareo ve le fety ao Montpellier?

1. xxx ( 03/05/2006 06:34)
ho anareo eto Montpellier na faritra hafa aty Frantsa,efa renareo ve ilay feo gasy ao montpellier ny 12 mai?betsaka ny ankizy eto am serasera toa hoe ande any,fomba iray hahafahana hifankalalàna koa io,dia tongava fa ny tenako koa mantsy eto Montpellier!
novalian'i era ny 10/05/2006 18:11
2. Fiffi ( 03/05/2006 08:14)
ka iza hono aloha i xxx ? mangataka ny fahatongavan'ny olona ianao nefa ianao aza tsy miseho akory de ahoana zany ? :wink:
3. vancleef ( 03/05/2006 15:40)
Tsy 12 Mai faha sabotsy 13 Mai ary ao @ Salle des Rencontres'ny Mairie de Montpellier. Tsy Feo Gasy ihany fa misy comédie musicale hataon'ny STK alohany dia avy eo Diner spectacle miaraka @'ny Feo Gasy

4. vancleef ( 03/05/2006 16:19)
5. vancleef ( 03/05/2006 16:22)
http://fpmamontpellier.free.fr/

http://fpmamontpellier.free.fr/
6. Fiffi ( 03/05/2006 16:24)
=D=D=D=D=D=D=D milay an! :)
7. marimar ( 06/05/2006 14:39)
Tongava tokoa ry reto a!za koa eto Montpellier dia ho any za amin'io!!
8. fasaly ( 06/05/2006 15:31)
hounnnnn! nivoaka tam andro tsy nampoizina i marimar malaza am bizoroka bdb, efa ela no niatadiavan'ny ankizy azy zay:P:wink::-*
9. fijo ( 06/05/2006 20:35)
toa lafo be nenareo izany kle
10. vancleef ( 07/05/2006 05:05)
fijo>Tsy de lafo laotra nohon'ny Tana in love tany Marseille sady misy spectacle roa no sady misakafo ary mamombika @ 2 hariva atramin'ny roa ambiny folo alina mahery
11. era ( 10/05/2006 18:11)
izahay tsy lasa fa dia mahavità be e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6054