Tratry ny taona 2006!!

1. akamatiana ( 01/01/2006 01:28)



Faly miarahaba antsika rehetra tratry ny taona vaovao 2006, enga anie mba itondra soa sy fahombiazana ho antsika ity taona ity , ary injinja fiovana lehibe ho antsika eo amin'ny lafiny rehetra
novalian'i fijo ny 11/01/2006 19:58
2. akamatiana ( 01/01/2006 01:31)
3. Ranjha ( 01/01/2006 01:57)
Tratry ny taona vaovao daholo !:-*
4. Veloo ( 01/01/2006 02:13)
akama njy ko aky a ahona retsy ny fanampidirina an;ireny ato e? za aky tsy mba mahay mihitsy a
5. Herimiafina ( 01/01/2006 02:15)
.....Ho feno Fitahian'Andriamanitra......(l)
6. jennifer2 ( 01/01/2006 02:18)
Merci akamatiana a! de merci koa herimiafina.
Akamatiana a! tsara be le sary.
7. dadabe ( 01/01/2006 02:46)
mercii bavikely a :D
8. jajaf401 ( 01/01/2006 08:17)
Mirary soa e!!!!!!!!!!!!!!!
9. Fanja1 ( 01/01/2006 08:57)
Dia samy ho tratr'antitra ato e....:-*
10. fasaly ( 01/01/2006 12:27)
draisss! tena mahafinaritra be zany fiarahabàna tratry ny taona ato zany!
de samy tratry ny taoana daholo eeeeeeeee!
11. pissoa ( 01/01/2006 13:38)

Arahabaina daholo nahatratra ny taona e!

Nahitsin'i mumu
novalian'i pissoa ny 02/01/2006 11:08
12. mpanarivo ( 01/01/2006 15:17)
tratrin'ny taona daoooooooooooooooool isika
mankanesa aty aingana fa mbola mijara vola ah hatramin'izao sao ho tara eo nareo:D
13. akamatiana ( 01/01/2006 15:25)
tena mpanarivo marika kle !! :-D:-D
14. Vahinala ( 01/01/2006 18:29)
Miarahaba ny rehetra d mirary serasera mahafinaritra hatrany mandritra ny taona sy am taona maro mbola hifanesy e !
15. lapino ( 02/01/2006 00:55)
Misaotra an'Andriamanitra fa izay aloha no anjarantsika e! =D=D=D
16. fameusecousine ( 02/01/2006 06:06)
tratry ny taona daholo ..de mirary soa zay tsy mananan fitia na vola na fahsalamana mba hanana betsaka ...:-*:-*:-*
17. ari.malala ( 02/01/2006 08:03)
miarahaba ny namana rehetra nahatratra ny taona d hoambinin-java-tsoa sy izay irina rehetra e :-*

Nahitsin'i mumu
18. bichette ( 02/01/2006 11:21)
tratry ny taona daholo e
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
19. lanto ( 02/01/2006 11:37)
Tratry ny paoma ô !!!!

20. Samoana ( 02/01/2006 13:06)
Ho paoma hitondra tsikitsiky hatrany amintsika namana e !:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3062