Tratry ny taona 2006!!

21. jennifer2 ( 03/01/2006 02:10)
hehe!
22. Vahinala ( 04/01/2006 15:40)
Lanto d samy ho tratry ny poira o ! :-D:-D:-D
23. fijo ( 04/01/2006 20:54)
de mba ahazo akondro aby anie nareo o
24. mandrindra ( 05/01/2006 10:31)
samy tratrany daholo zany e !!! fa iza no boka ?
25. ravatorano ( 05/01/2006 13:27)
tsatsan'ny taoana daholo eh
mirary soa hào antsika rehetra eh
26. watafon ( 06/01/2006 18:25)
arahabaina isika rehetra NAHATRATRA ny taona e!
27. fijo ( 06/01/2006 20:07)
tratrany eeeeeeee,
28. booboo ( 07/01/2006 12:23)
samy hahatratra ny rahampitso aby sy ny rafak'ampitso sy ny tariny. Bôna serasera aby.
29. pinous ( 08/01/2006 13:45)
Akory aby, de tratran'ny taona daholo,dia inoako fa hitondra fahombiazana ho antsika rehetra ity taona ity.Tena hahafinaritra ity e! sûr
30. naritsimba ( 10/01/2006 03:38)
samy azony zany , dia ny aza voany koa e!
31. ravatorano ( 10/01/2006 04:30)
naritsimba
32. ari.malala ( 10/01/2006 05:32)
ari.malala:

miarahaba ny namana rehetra nahatratra ny taona d hoambinin-java-tsoa sy izay irina rehetra e :-*

Nahitsin'i mumu



fa nisy in aky ry mumu d nahitsy le nosoratako? :)
33. fijo ( 11/01/2006 04:16)
mumu wa dia manova resaka foana.
ravato an,raha ho voany ihany ,aleo ho voantsika e
34. ari.malala ( 11/01/2006 06:28)
fa voan'ny in nefa klou fa ts mazava e
35. Angie ( 11/01/2006 10:30)
dia mirary soa ny rehetra e.
:-*
36. HeryLo ( 11/01/2006 12:18)
bonané mou zany kou
37. fijo ( 11/01/2006 19:58)
banany koa e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7787