Fety sy fihaonana

naritsimba ( 09/08/2006 05:00)
Faly miarahaba antsika namana rehetra! Ity mba misy soso-kevitra arosoko momba ny fanomanana fety sy fihaonana ary fitsangatsanganana. Mba ahafahan\'ny rehetra miomana tahaka io fandehanana any To... tohiny
novalian'i fijo ny 23/08/2006 21:34
hery ( 08/08/2006 14:14)
Torohevitra fotsiny hoe misimisy ihany ny fihaonan'ny namana amin'ity vakansy ity koa raha afaka dia miezaha mandeha ihany fa tsy hanenenana. Araka ny nolazain'i ds tamin'ny fihaonana taty Italia hoe... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/08/2006 05:43
hery ( 04/08/2006 04:32)
Araka ny hitanareo atsy ambadika atsy http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4487fdf9c690c dia tonga soa amantsara eto Roma ny namana serasera vitsivitsy hihaona sy hifankahalala. Efa be... tohiny
novalian'i mbaliana ny 20/10/2006 12:49
ftma ( 02/08/2006 04:52)
Maromaro ihany ny fetin'ny namana serasera efa lasa sy ny ho avy fa ny voamariko dia ny namana any Dago ihany no mba mampiseho sary, fa ny aty ivelany tsy mba hita mihitsy :wink: (nisy ihany fa nasori... tohiny
novalian'i fijo ny 23/08/2006 21:42
ravatorano ( 31/07/2006 04:12)
Fitsangatsanganana any Toamasina hataon 'ny namana serasera Dagoeto Madagasikara. Raha niatrika ny fivoriany ny mpitantana ny fikambanana namana serasera Dago dia nanapa-kevitra fa hitaona ny namana ... tohiny
novalian'i fijo ny 19/09/2006 22:31
Oully ( 25/07/2006 17:13)
Antsan-kira ho fiderana an’Andriamanitra sy ho fitoriana ny Filazantsara hiarahana amin’i HANTATIANA, eto Paris. Daty : 5 Aogositra 2006 Ora : 8 ora alina Toerana : Institut Biblique de Nog... tohiny
xxx ( 26/06/2006 04:32)
Faly miarahaba ny Malagasy rehetra nahatratra izao 26 Jiona 2006 izao. Mivavaha sy miasà ho an'i Madagasikara sy ny Malagasy :-*... tohiny
novalian'i Noslid ny 26/06/2006 07:29
Aino ( 25/06/2006 16:56)
hijanona atrano fotsony sa mba hande kely anao voyages sns. ny anay izao dia mifangaro ao dol, ny ravombomanga sy ny karoty ko.... tohiny
novalian'i Aino ny 31/07/2006 10:02
rabaradaka ( 25/06/2006 05:59)
Ny anrendrina na fanala dia fetin'ny ankizy aloha no sady fihaonan'ny lehibe koa. Ndao hanao arendrina e... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/06/2006 06:27
Fiffi ( 20/06/2006 06:03)
Fête Nationale du 26 juin: Ny invitation de efa azo halaina ao @ -Ambassade de Madagascar, 4 avenue Raphaël 75016 Paris, de 14h30 à 16h30. (Prière de se munir d’une pièce d’identité.) ... tohiny
novalian'i hery ny 26/06/2006 06:22
cinthia ( 19/06/2006 13:16)
Joyeux Anniversaire ho an'ireo rehetra manana tsingerintaona nahaterahana androany na lahy na vavy na kely na lehibe.Samy ho tratrin'ny manaraka indray.:D... tohiny
novalian'i Aino ny 20/06/2006 17:10
ftma ( 18/06/2006 07:35)
Maro ny namana niteny hoe " nanao redez-vous t@ i ... aho nefa tsy tonga izy" Fa maninona mametrapetra e Za aloha mbola tsy tratra fa mampalahelo ny ohat'izany :wink: hoy poopy: Io fa mipitrap... tohiny
novalian'i ftma ny 03/07/2006 17:41
jajaf401 ( 18/06/2006 03:20)
Hafaliana hatrany no itondranay izao fiarahabana manokana ny RAY REHETRA eto @ tany sy ny Fanjakana fa TRATRY NY FETIN'NY RAY eh! Tsongaina manokana isika RAIN'NY SERASERA sy ny AKAMA RETRARETRA HO R... tohiny
novalian'i Samoana ny 19/06/2006 12:30
Angie ( 13/06/2006 11:42)
Miarahaba ampitsikina :D maninona moa ny namana Dago raha mba manao fihaonana mifannaraka @ aty Rome ohatra e ny 5 Aout manao dance... dia avy eo isika mba mifampiantso samy eo @ fety, mba toy ny h... tohiny
novalian'i ftma ny 19/07/2006 06:25
labomba ( 10/06/2006 19:35)
Tandremo fa toa mifidy indray fotsiny de zay. Misaotra! http://radiovazogasy.com/?rub=news/news&newsid=n448463334a1fa... tohiny
novalian'i vale ny 14/06/2006 20:19
notron ( 09/06/2006 10:43)
Salama éééééééééééééé! Mba manana heritreritra aho raha mety ny mifampitaona ny 25 Jona hariva. Hafinaritra izany mpinamana miara-mijery afomanga sady mtondra arendrina zany an! Andra... tohiny
naritsimba ( 08/06/2006 15:27)
MIARAHABA ANTSIKAN NAMANA REHETRA0. Dia miray soa ho antsika reatra ho salama daho sy hifankatinha ny namana rehetra. NARITSIMBA... tohiny
xxx ( 08/06/2006 11:22)
Mba ilazao hevitra za amin'ny hoe inona avy no sakafo azo atao amin'ny cocktail ireny... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/06/2006 06:06
Angie ( 08/06/2006 10:37)
miarahaba ampitsikina :D Ny namana eto Italie dia manomana fihaonana ho an'ny namana serasera rehetra ny 4-5-6 Aout. Izany dia atao ao @ YWCA Rome. Fandaharam-potoana: -zoma 4: arrivée P.M, -... tohiny
novalian'i mbaliana ny 20/10/2006 12:50
Fanja1 ( 08/06/2006 08:57)
Manasa anareo hijery ity takelaky ny "Festival Couleur Café" ity izay ahitana ny hetsika sy ny fandaharam-potoana tena manintona... sao dia mba mahaliana anareo http://www.couleurcafe.be NB: ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 04:45
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1108