Fety sy fihaonana
karinah
(
22/02/2007 22:45)
Manahoana daholo o,..:P
Misy ho any @ le fampisehoana Njila @ Sabotsy izao ve nareo? ny tenanay manko anisan'ny mpankafy NJILA(l), ka mba te hanontany raha misy mandeha any, hafa ihany manko ny man...
suite
répondu par sahia le 21/03/2016 13:55
rafano73
(
12/02/2007 08:34)
Nisaotra ireo zay tonga fa nafinaritra ny fety fa saingy zao za naka sary maro2 nefa tsy fantatro ny dress mail zay nalaiko d tsy haiko zay atao azy
Za nipetraka teo akaikin'reo groupe d 15 zay nilah...
suite
répondu par rafano73 le 13/02/2007 07:50
bazylou
(
05/02/2007 19:04)
raha tsy te hitontonan'ny sarkozy any !!! ataovy eo ary:lol::lol::lol:...
suite
répondu par mbaliana le 07/03/2007 14:28
trixter
(
05/02/2007 17:59)
ra mba misy zavatra tsy misy idiran'ny resaka vola d mba teneno iany e! n'importe quoi io an!...
suite
répondu par tynah le 23/02/2007 11:27
naritsimba
(
05/02/2007 07:17)
Miarahaba antsika namana rehetra!
Tontosa soa aman-tsara ny fambolen-kazo t@ Sabotsy 3 Febroary 2007 tany Lohavohitra-Andranovelona.
Tanteraka araka ny nieritreretana azy ny zavatra rehetra, ary na ...
suite
répondu par mbaliana le 16/03/2007 12:58
ravatorano
(
05/02/2007 06:58)
Misaotra an\'Andriamanitra lehibe nanome fotoana ;hery tanjaka ary fahasalamana nahafahatsika nanatontosa iny fambolekazo sy fifampiharabana tratry ny taona 2007 teny Andranovelona iny.
Tsy hay ny ts...
suite
répondu par mbaliana le 14/05/2007 20:59
Samoana
(
01/02/2007 15:20)
7 sy 8 Avril.
Mbola mazoto ny hiaona ve ireo namana am-polony nanatrika RNS t@ herintaona ô?
Misy namana hafa ho tonga ve ô?
...
suite
répondu par Fiffi le 09/04/2007 21:08
xxx
(
31/01/2007 19:59)
alimpandihizana ny asabotsy 03 febroary manomboka am 22h30 miaraka aminy dj little G , dj Joace
toerana voafetra
res:0609317246 (après 18h)
vidimpidirana :
12€ avant minuit
15€ après min...
suite
répondu par mignone le 01/02/2007 10:34
Lejao
(
12/01/2007 13:08)
Miarahaba anareo Jao e, zay mo aty ambanivohitra no mipetraka ka tsy de maharaka lotra e, mafinaritra ny programa e, sendra nomen'datoanay Laptop teny ampiandrasan'omby zao za no nahalalako zao prog z...
suite
répondu par ravatorano le 23/01/2007 09:17
glou
(
06/01/2007 15:31)
Ny voalohan- teniko aloha dia miarahaba antsika rehetra tratry ny taona daolo , enga anie ity taona vaovao ity ka hitondra soa sy fanambinana ho antsika tsirairay avy, araky ny programme ny namana dag...
suite
répondu par fijo le 16/02/2007 05:51
kantoirina
(
02/01/2007 15:54)
Namonjy ny réveillon nokarakarain'ny association saint michel tany @ salon de l'évasion izahay ary tena afa-po tokoa. Natsiro ny sakafo, nahafinaritra ny ambiance(be vazaha sy gasy), ary manja kely ...
suite
répondu par mbaliana le 16/02/2007 22:13
Aino
(
02/01/2007 13:23)
iny alina nandaozana ny taona 2006 sy nandraisana 2007 iny fotsony ry zareo espagnol izay sms mihisa 400 million no natony olona fiarahabana ny taom-baovao 2007 dia ny vidiny hizy hireo izay any izay ...
suite
répondu par chuboit le 14/01/2007 22:22
Samoana
(
01/01/2007 21:21)
Dia misaotra indrindra t@ fandraisana tonga lafatra nataon'i ftma. Namana be fitiavana sy fahatsoram-po:-*
Nahafinaritra ny fijerena tanàna, natsiro ny nahandro ary nahafa-po ny dinidinika sy ny ham...
suite
répondu par Fiffi le 25/04/2007 07:29
poupounesana
(
01/01/2007 09:42)
tsy haiko hoe apetraka aiza ty hafatro ity ry reto d eto aloha sa tsy mety?
dia miarahaba anareo rehetra nahatratra ny taona vaovao d hahita soa, fahombiazana, fanambinana, namana mahafatrapo sy ma...
suite
répondu par texe le 10/01/2007 09:29
Mimifali
(
27/12/2006 10:01)
Za reto tena fan be an'i Ambondrona nefa tsisy namana amin'ny 31 any Itaosy ka mba phoner o avy hatrany mba hiaraka isika an! merci an!aza atao ela loatra fa mbola hanao réservation! 032 40 014 91...
suite
répondu par mbaliana le 05/01/2007 13:23
degree
(
22/12/2006 23:08)
Tonga tokoa ity ny faran'ny taona,koa enga anie hamela mamy ho antsika tsirairay ity taona 2006 izay handao antsika tsy ho ela ity ka hitondra antsika ho any @ 2007 indray,enga anie mba samy ho tratri...
suite
répondu par degree le 23/12/2006 17:24
xxx
(
21/12/2006 21:06)
> http://mevou.free.fr
jereo fa mety ho tsara !
...
suite
répondu par xxx le 22/12/2006 23:09
kitjo
(
21/12/2006 07:59)
sali sali aby
za moa zany tsy d maharaka resaka lotra indraindray..
Hono wa, misy fety fihaonana ve any an'anona an'anona any any dago @ty faran'ny taona ity?
za manko 12andro monja no any dag...
suite
répondu par fijo le 09/02/2007 23:17
Stretch
(
20/12/2006 23:28)
Raha te ho any Milano v? avy any am pays non EU ka te hijery an Milan alahady latsinainy talata dia mila [b]visa[/b] za io zany gasy an !
pasipaoro maintso fotsy mena gasy fa tsy italie
fanontania...
suite
répondu par rastafarai le 12/02/2007 20:53
salmo
(
19/12/2006 13:08)
Amin'ny fandehanana Disco mba ho fifaliana.
Hande hitady namana vao2 no tena tanjona sa hiheno mozika sy hikarenjy amin'ny TECNO-DANCE sns... rehefa avy eo dôziny. http://www.youtube.com/watch?v=Wo...
suite
répondu par Stretch le 20/12/2006 23:34
