Fety sy fihaonana
mandrak
(
25/06/2007 20:33)
répondu par sasa le 28/06/2007 09:36
tisera
(
25/06/2007 15:42)
nahita an'ity t@ gazety aho dia liana koa alefako eto sao mba misy te-handeha any besançon ohatr'ahy ianareo namana eto :
http://www.musees-franchecomte.com/index.php?p=296&art_id=
lémuriens izany...
suite
Oully
(
18/06/2007 13:42)
Ny fikambanan’ny Poety sy ny Mpanoratra Malagasy / Havatsa - UPEM sampana Frantsa dia faly manasa anao amin’ny fampisehoana miavaka ho fahatsiarovana ny faha-fitopolo taona nahafatesan’i [b]Jean...
suite
répondu par Oully le 28/06/2007 16:48
fanantenana2003
(
15/06/2007 07:56)
tsy haiko na ato no tokony atao ity fa izaho mba manontany hoe misy mahalala an'i zandrikely na i Andryfaly avy any Eni fianratsoa ianareo, ary sao dia misy manana lahatsoratra momba an'ilay ICT Event...
suite
répondu par fanantenana2003 le 16/06/2007 16:32
rebecca
(
11/06/2007 07:55)
Asabotsy 30 Jona manomboka amin’ny 06 ora hariva : hisakafo sy hitotorebika ny Malagasy sy ny fianakaviany miaraka amin’ireo Sakaizan’i Madagasikara sy Havan-tsy mahafoy.
Ny toerana : ao amin...
suite
répondu par Bita le 19/06/2007 17:38
diamondra27
(
09/06/2007 18:01)
Hono ho aho, za zany mba liana te-hahalala hoe: rehefa misy namana avy aty ivelany tonga any dago de le mametraka antso eto ireny , de refa tafahoana ianareo
- de fihaonana thème inona no resaka...
suite
répondu par melody le 25/06/2007 08:38
infinity
(
04/06/2007 16:29)
Miarahaba!:D
Manasa ny NAMANA rehetra hiaraka hikorana, hifaly, hilanonana...ary indrindra "HIFANKAHITA" amin'izao fahatongavan'ny fetim-pirenena Malagasy izao.
Ny lanonana dia ho tanterahina ny...
suite
répondu par mignone le 28/06/2007 16:00
naritsimba
(
04/06/2007 11:06)
Miarahaba antsika indray eh!
Tonga ity ny volana jona 2007, aoka ho tsaroantsika fa ny 30 JONA 2007 no fara fisoratana anarana sy fandoavana ny vola ho an'ireo izay vonona ny hiaraka aminay ho any Ma...
suite
répondu par naritsimba le 29/06/2007 05:07
salmo1
(
01/06/2007 16:36)
Telo Espaniol sy raika vavy Holandesa hitsangatsangana aty Capital Holande... fitambaranay 4prs: 2lahy 2 vavy.
...Misy gasy ve any:?:
Ny gasy tediavina de tsaratsara kokoa raha mba [u]Bandy[/u]...
suite
répondu par RyAnona le 17/07/2007 16:57
colar
(
26/05/2007 10:15)
ho an zay akama retra any dago zany dia manolotra grappa italiana ho azy reo,d misotro zalahy a,ny sipa ndray omena glasy daholo,efa nalefako any ny sosy an,anontanio angie,takio,hahahhahahhah...
suite
répondu par diamondra27 le 11/06/2007 07:23
rakaroka
(
22/05/2007 20:37)
[quote]http://www.base-loisirs-creteil.fr/[/quote]...
suite
répondu par Fiffi le 28/06/2007 20:46
rakaroka
(
19/05/2007 16:58)
Manao ahoana daholo ô!
Ka efa manakaiky ity ny fialan-tsasatra:lol::-w
Ahoana raha mba "asiana" fihaonana serasera:-*:-*:
mba hamantarana misimisy kokoa ny namana sasany
mba aharahako en vrai koa...
suite
répondu par rakaroka le 30/06/2007 19:31
salmo1
(
17/05/2007 20:27)
répondu par mbaliana le 21/05/2007 19:11
rafararano
(
17/05/2007 13:29)
Miarahaba
Hoan'ireo izay fan an'i Kelly (pumpkins , tsikitsiky lava, tovovavy, sns sns) dia manao concert ao am fiap paris izy ny 19mai zao manomboka amin'i 21h, hisy mpanankanto hafa ihany koa toa a...
suite
répondu par fijo le 17/05/2007 21:00
bidagda
(
13/05/2007 22:45)
za hamojy jaojoby ao lyon fa sao misy hoany mba mihaona e!!!!! @ sabotsy zao io 19 MAI...
suite
répondu par tynah le 18/05/2007 21:14
Fiffi
(
13/05/2007 16:52)
hummm.....iza no andeha hijery Mahaleo à l'olympia ? na ny 2 na ny 3 Juin ho avy zao ? (sao mba afaka mihaona any eh ! ):)...
suite
répondu par Fiffi le 15/06/2007 20:04
beza
(
09/05/2007 22:37)
[b]CONCERT HATATIANA SY FARA ANDRIAMAMONJY[/b]
NY 17 MAI 2007
AO @ SALLE POLYVALENTE ANDILLY (74)
libre participation
http://www.faniloradio.com/CONCERT23.html
[img]http://www.faniloradio.co...
suite
répondu par vale le 10/05/2007 14:18
bazylou
(
08/05/2007 11:13)
Si tu veux te défouler avec des potes, après un boulot de dingue, c'est fini.
Les bars tananariviens doivent désormais fermer leurs portes à partir de 21h. Cette mesure entre dans la nouvelle st...
suite
répondu par Fiffi le 19/05/2007 10:47
Ralay
(
04/05/2007 18:56)
Handalo Marseille ao @(Florida Palace,164,Avenue Mireille LAUZE) [b]Ambondrona,Bodo,Fenoamby,Lego[/b] ny asabotsy 12Mai2007 à 21h30.
Infoline:0491353254 / 0494623294 /0667521360
P.A.F:25euro sur ...
suite
répondu par fijo le 15/05/2007 21:47
hery
(
01/05/2007 07:49)
Miarahaba antsika rehetra,
Ho fanohanana ny saran-dalana sy ny saran-dasiny , amin'ny fankalazana ny fahafolo taonan'ny Zaikabe Nasionalin'ny Sampana Tanora kristiana izay atao any Lille ; ny Samp...
suite
répondu par rakaroka le 20/05/2007 20:36
