Fety sy fihaonana

infinity ( 09/11/2007 17:44)
Efa voapetraka ny fandaminana isan-karazany ka raha fintinina tsotsotra dia toy izao: - Ny isan'ny toerana ao @ restaurant "MON TANA" dia voafetra ho [b]150[/b] >> koa entanina izay mbola hisorat... tohiny
novalian'i sipagasy ny 25/11/2007 15:53
ftma ( 06/11/2007 11:09)
Efa lava ihany ny dinika ary fa averina eto: Ny anniversaire serasera izay hatao ny 24 novembre @ 21h ao @ Mon Tana 76/78 Avenue Henri Barbusse - Val de Pompadour - N6 94460 Valenton Programa: Buff... tohiny
novalian'i reve ny 24/11/2007 18:36
hery ( 26/10/2007 07:01)
Araka ny resaka izay nampitaina tamin'ny [url=http://tattum.canalblog.com]antananarivo miblaogy 4.0[/url] dia hisy fihaonana dinik'asa ho an'ireo izay liana te hiara-hiasa aminy ny mpi-blaogy malagasy... tohiny
ftma ( 24/10/2007 11:43)
araka ny tatitra azoko avy amin'ny namana ao Paris, dia hatao ny 24 novembre any Paris ny fetin'ny serasera, manomboka @ 9 ora alina, 16euros ny fidirana. Mba hahamora ny fandaminana dia mba hiangavi... tohiny
novalian'i fijo ny 13/11/2007 22:12
nirijimka ( 23/10/2007 13:32)
izao indray aza e! velesian ny vy dieny mafan , ka rehefa ao anaty ny ambiance de fête ihany tsika de zao indray ny manaraka! araka ny tapaka sy nifanarahana à Association Milasoa , izay mpiara mi... tohiny
novalian'i fijo ny 13/11/2007 22:14
xxx ( 22/10/2007 21:18)
fanahy iniko nanao xxx aloha fa i tess ity an! amin'izay mantsy tsy mivoaka ary amin'ny page d'acceuil ary ny dinika amin'izay ny mpijery forum ihany no mahita no vositona ity aza ilay lien niandr... tohiny
novalian'i kelly13 ny 24/11/2007 15:26
lo ( 20/10/2007 18:11)
dia nataon'ireto namana bdb ny fety, tsy voaisako alo e, fa dia andramo hoe e ny tiana homarihina fotsny dia anisan'ny nanotrona tao ny filoha amboninahitry ny namana serasera dago izay hisaorana man... tohiny
novalian'i badouda ny 02/12/2007 22:51
naritsimba ( 18/10/2007 11:43)
[b]Raikitra izany fa dia hatao ilay fihaonana izay karakarain'ny namana serasera dago ka izao manaraka izao ny andinindininy : [b]*Daty : Sabotsy 20 octobre 2007 *Toerana hanaovana ny fihaonana : en... tohiny
novalian'i fijo ny 13/11/2007 22:15
xxx ( 15/10/2007 15:44)
rns 2007 http://dailymotion.alice.it/tag/RNS/video/x1mzgp_interview-n6_politics - Iza no mpandray anjara @ rns? - Ny mpandray anjarany rns dia: betsaka avy eto frantsa; Lyon, Marseille, toulouse... tohiny
novalian'i fijo ny 16/10/2007 19:47
mandrindra ( 15/10/2007 11:11)
amin'ny 1 matsa 2008, dia hanao rindrakira ao amin'nny la cigale, eto paris ny lolo sy ny tariny. azo fandrihana any amin'ny mpivarotra tapakila mahazatra ny toerana... tohiny
novalian'i badouda ny 20/10/2007 21:31
ravatorano ( 15/10/2007 05:34)
Raikitra izany fa dia hatao ilay fihaonana izay karakarain'ny namana serasera dago ka izao manaraka izao ny andinindininy : *[b]Daty : Sabotsy 20 octobre 2007 *Toerana hanaovana ny fihaonana : eny A... tohiny
novalian'i fijo ny 20/11/2007 22:02
nirijimka ( 12/10/2007 06:51)
zao zany e! ny 21 au 28 zao za any Tuléar dia milaza mialoha indray ho an'ireo izay namana any sy ireo izay mety ho any @ io fa hisy revy indray @ "angisy " any @ io! lolll ô lety ra-pata a, elha ve... tohiny
novalian'i fijo ny 17/10/2007 20:23
sasa ( 11/10/2007 09:19)
Araka ny phone vao azoko vao teo izany dia nanafatra ny président an'i namanadago fa hanao fihaonana miaraka indray isika ho fankalazana io fety io, araka ny efa nampidirin'ny hery any am momban'ny s... tohiny
novalian'i fijo ny 18/10/2007 19:16
ftma ( 03/10/2007 09:50)
Any Marseille indray izany ny fotoan-tsika avy aty antsimo hijery an'i Jerry Marcos sy Mima e, @ 3 novembre 2007 izao http://www.sobika.com/v2/soirees/pub_soirees/2007/pub_jerry-marseille.html... tohiny
novalian'i fijo ny 12/10/2007 19:35
salmo1 ( 01/10/2007 23:12)
Vao nahita an'ty aho de somary taitaitra kely: http://es.youtube.com/watch?v=U4W1H2JhA5g Ny fanirianay dia hanatrika an'zany RNS Malgasy @ taona manaraka. Ary tsy maintsy ho hataonay izay hatongav... tohiny
novalian'i salmo1 ny 08/10/2007 18:21
nirijimka ( 28/09/2007 20:32)
tafahoana aty tuléar zahay sy pata anio, hummm, mialy an! refa ela tsy nahita namana dia nisy nasesiky ny razana! sady natao afapo t@ tsaky calmar sy henomby lery anio. ny lesoka de tsy nety nanota f... tohiny
novalian'i fijo ny 09/10/2007 20:03
salmo1 ( 28/09/2007 19:59)
RNS
Rahoviana ilay RNS eh:?: Hitanay fa mihazakazaka be ihany ilay Taona, de vetivety de tonga indray izany RNS. Noho izany, deiny izao, zahay avy aty atsimony France.. dia efa miomakomana amin'izany... tohiny
novalian'i salmo1 ny 30/09/2007 12:30
hasina2 ( 28/09/2007 11:40)
ho an izay efa namonjy fetin'iassociation ny fitia , tsara ve ny ambiance :?: ande mantsy zay rahampitso ,ca vaut le cout du deplacement ve zay mantsy avy ao marseille.... tohiny
novalian'i hasina2 ny 07/10/2007 19:14
lo ( 23/09/2007 05:25)
dia tafahaona indray ny namana avy any dilambato vitsivitsy sy ny namanadago tamin'ny sabotsy 22 sept 2007 ...iza avy izy ireo? fantaro ary eee :D [img]http://img228.imageshack.us/img228/4037/fotog... tohiny
novalian'i fijo ny 01/11/2007 20:21
naritsimba ( 20/09/2007 09:11)
Dia tafahaona tsy nampoizina ireto namana mpifanoratra ato @ serasera, tena tsy nampoizina tokoa satria na ny toerana nihaonana ary dia t@ toerana sarotra eritreretina. Taiza hoy ianareo tany @ fara... tohiny
novalian'i fijo ny 12/10/2007 19:43
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0811