Fety sy fihaonana

rakaroka ( 30/05/2008 20:17)
Miala tsiny raha voatery nanokatra "size" aho satria rehefa handefa hafatra any amin'ny mpiandraikitra dia tsy mety lasa ilay hafatra te hanontany ny fomba , sy coordonné handefasana ilay reservatio... tohiny
novalian'i Angie ny 18/06/2008 10:43
toovs ( 26/05/2008 12:46)
am le 6 hatram le 14 juin hoavy izao no hiseho indray ny festival ti piment de l'océan indien aty am région Lorraine (Nancy). be ny hetsika amin'io ka ny le 7 ny ahy no mi intéressé ahy. amin'io a... tohiny
Belami ( 16/05/2008 22:03)
Araka ny fanaterana manetriketrika any Bozy eny Ivato, dia hisy koa ny fitsenana azy tsy ambakanizany. Koa hisy ny fizarany voandalana ho any mpisera eny ampahatongavana : Bonbon Joc, pecto, contre t... tohiny
novalian'i Belami ny 12/06/2008 21:17
xxx ( 15/05/2008 08:29)
D miandry ny rehetra izany @ fananterana an'i Bozy eny Ivato : - hisy kaly eny saingy andoavam-bola - izay tsy misy fiara dia misy fitanterana @ taxi b - zay mbola tsy nividy kadô dia eny an-toe... tohiny
novalian'i avana ny 28/05/2008 13:47
ari.malala ( 02/05/2008 06:23)
miarahaba ny namana rehetra, Misy namana mandalo eto Dago, mi organiser barbecue en plein ari ny lundi de pentecote, manasa antsika namana izy ho tonga amin'io fotoana io fa sady pot d'adieu hon io... tohiny
rajoelina ( 28/04/2008 17:16)
de inn alou no hatao amzany e? Mba hazavao kely sao mahadiso fanantenana!! ;-)... tohiny
novalian'i rakaroka ny 31/05/2008 07:45
razafy4 ( 27/04/2008 06:03)
Salama daholy é ! misy fanontaniana ity . Tamin'iny fitsangatsanganana taona 2007 iny manko dia narary zah nefa mba maniry ny andeha , ny tenako manko olona avy aty à Mjg ka mba ohatrinona izany ny... tohiny
novalian'i glou ny 02/05/2008 14:06
rajoelina ( 25/04/2008 17:13)
Tandremo, tandremo!! Ra vao hitako voalohany elah hery de homeko ny daka tsy hita maso misidina be. Mandrampihaona e! ;-) ... tohiny
novalian'i ftlozy ny 11/05/2008 17:40
Angie ( 23/04/2008 20:36)
Miarahaba ampifaliana ny namana rehetra, Ampifaliana ihany koa no hanasana ny namana rehetra (sy ny fianankaviany)eto Europe sy ny manodidina h@ ny any Dago mba hiaraka hikorana sy hano vacances ke... tohiny
novalian'i jobamilay ny 04/08/2008 22:01
ravatorano ( 18/04/2008 05:26)
Raikitra indray izany fa dia hatao any Mahajanga ihany ny vacances izay karakarain'ny namana serasera Dago amin' ity taona ity kany daty hanaovana izany dia ny 18 ka hatramin 'ny 23 Aogositra izao ! ... tohiny
ari.malala ( 14/04/2008 05:33)
Miarahabany rehetra e Nahafinaritra dia nahafinaritra ny fiarahana teny Analamanga park, fa dia misaotra nyrehetra izay tonga teny. Isaorana iany koa i Diamondra27 sy i Hery ary ireo namany, ireo n... tohiny
novalian'i nrina ny 03/03/2009 12:14
Ralay ( 12/04/2008 15:22)
http://img201.imageshack.us/my.php?image=flyersoiread1.jpg Dia tongava maro e :lol: ... tohiny
novalian'i nerveux ny 18/04/2008 15:47
Angie ( 03/04/2008 06:33)
Miarahaba ampifaliana ny namana rehetra, Ampifaliana ihany koa no hanasana ny namana rehetra (sy ny fianankaviany)eto Europe sy ny manodidina h@ ny any Dago mba hiaraka hikorana sy hano vacances ke... tohiny
novalian'i Bita ny 16/08/2008 14:20
Tattum ( 01/04/2008 21:39)
Raikitra indray ny fivorian'ny tetikasa Telomiova ry zareo ka tongava maro! Sady ny ekipa mantajaka mihitsy no hoavy eo, na ireo efa tonga hatramin'izay na ny sefo Serasera mivantana. :) [b]Raovin... tohiny
novalian'i mangidy ny 10/04/2008 17:40
glou ( 31/03/2008 11:49)
Nohon' ny fangatahan' ny namana maro eto DAGO izay tsy afa niaraka t@ lundi de paques dia hisy fiarahana mivaoka kely izay atao ny ALAHADY 13 AVRIL ho avy izao eny ANALAMANGA PARK rn 7 ka ny fotoana ... tohiny
novalian'i Ralay ny 13/04/2008 16:13
madazikart ( 31/03/2008 09:13)
Jereo [url=http://batoto.free.fr]ato[/url] Dia mazotoa mijery! [img]http://img397.imageshack.us/img397/676/sdim3547axb5.jpg[/img]... tohiny
novalian'i kiadi ny 31/03/2008 16:36
ds ( 23/03/2008 11:50)
Tatitra fohifohy antsasa-dàlana : - mangatsiaka tokoany andro kanefa mba nisy masoandro kely ihany omaly tolakandro - vitsy ny mpandray anjara (fiambaran'ny tonga) - miha lava hatrany ny gasy (vav... tohiny
novalian'i vegas ny 05/05/2008 14:48
lianacarene ( 20/03/2008 20:54)
So de mba mafantatra toerana fanaovana mariage mba tsara nareo: cadre tsara, mba misy verdure, miataka kely ny ville,misy lac sns, otrany tsy mahita site am internet mintsy za, za manko tsy any dago f... tohiny
novalian'i rvoulah ny 07/06/2008 17:49
xxx ( 20/03/2008 19:30)
ary ovina ndray ny fihaonana ete roma no atao e,zay hande any amzay amty ra misy a,manantena ny mpikarakara e,misaotra o... tohiny
razamble ( 20/03/2008 17:41)
Manahy aho rey olona fa hamirifiry ny hatsiaka any Vichy. Ny asabotsy dia hanorana. Ny alahady fanaovana finale dia hisy lanézy. Aza mitondra ankizy raha azo atao fa ndrao dia hanavy izy ireo !... tohiny
novalian'i tess ny 24/03/2008 16:53
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0782