Fety sy fihaonana

xxx ( 09/12/2007 18:47)
Miaraka amin'i TOVO J'HAY, MAHERY, LUK ary RIJA RAMANANTOANINA Jereo ny andinindininy ao : http://www.croissance.com/images/pelier.jpg ... tohiny
novalian'i xxx ny 11/12/2007 00:54
blanche07 ( 09/12/2007 17:15)
Miarahaba ny namana rehetra! Dia ity zany ny fionana manaraka atao aloha ny 7 février 2008. Mba hamaranana ny taona 2007 dia misy fiarahana misakafo ny sabotsy 29 décembre @ 11H30 fa ny toerana d... tohiny
sipagasy ( 09/12/2007 09:10)
Asa raha mba hainareo ity fa tena manampy tokoa @ andro iray ann, sao mantsy ho tratry ny patsa 1 tsy omby vava isika indray andro any e!!! aleo misoroka dieny izao sady tena mirary ny latsak'emboka t... tohiny
badouda ( 08/12/2007 17:13)
:lol::lol: Voavoly ireo hazo http://picasaweb.google.fr/badoda.vv/ :lol::lol:Voavoly Ireo Hazo:lol:=D=D=D^:^^:^ Dia voavoly soa amantsara ireo zanaka hazo teny Ambatofotsy. Mahafinaritra ka. Aleo ... tohiny
novalian'i watafon ny 11/12/2007 06:44
badouda ( 04/12/2007 21:34)
:oops::oops:Misaotra an'i Fasaly tanteraka fihaonana izay nokarakarainy fa nahafinaritra tokoa afa-po tanteraka , :lol::lol::lol::lol: Ho an'ny namana rehetra tsy tao sy ho fantsiarovana ho an'ireo na... tohiny
novalian'i tess ny 07/12/2007 15:00
badouda ( 03/12/2007 22:30)
:lol::lol::lol:[b]Voavakiko tao @ dinika SERASERA[/b] http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4746dfedd5ff8 Mpandefa : ravatorano [ Valio ] 23-11-2007 15:13:01 Lohateny : momba ny se... tohiny
novalian'i Psiii4 ny 11/09/2008 12:34
bilakarenjy ( 03/12/2007 18:37)
Mirefotra be daholo ny lanonana sy fety @ ity faran'ny taona 2007 ity zany ,na any ivelany na ny eto an-tanana ,ka mahaiza mifety ,fa aza manao tafahoatra loatra @ fisotroana sy fifohana zava-mahadom... tohiny
novalian'i mbaliana ny 14/01/2008 20:54
myami ( 03/12/2007 00:23)
[b]Une grand eteuf sera organisé le 08 déc 2007 à partir de 21h30 à l'Espace de Verre Ankorondrano, l'entrée sera de 6000 Ar (30000 fmg), une boisson sera offerte à l'entrée ( du genre bière G... tohiny
novalian'i myami ny 03/12/2007 22:21
badouda ( 02/12/2007 22:57)
:oops::oops::oops:ho an'ireo izay tsy tany Madagasikara, ary ho fantsiarovana ho ireo izay nifety tany Dago dia hatambatra eto ny sary rehetra. Fety tsingerintaona serasera dago: 2O octobre 2007 ... tohiny
novalian'i fijo ny 05/12/2007 20:47
tahals ( 02/12/2007 20:38)
Le 08/12/2007 a l'espace de vert akorondrano, a partir de 21h30 jusqu'au matinn prix d'entrée 6000ar avec une boisson offerte,(THB GM, FRESH GM). soirée typique techno, avec ombre chinoise et encor... tohiny
novalian'i Joymyst ny 04/12/2007 11:25
marimar ( 01/12/2007 16:32)
[img]http://www.malagasy-people.info/images/evenement/mp_1194184330.jpg[/img] Plan d'accès : http://maps.google.fr/maps?f=q&hl=fr&geocode=&time=&date=&ttype=&q=55+rue+saint-cleophas+montpellier&sll=... tohiny
novalian'i pisona ny 09/12/2007 16:56
infinity ( 01/12/2007 10:48)
L'association MADAGASCAR PARTENARIAT vous présente: [center] "[b][color=red][size=13px]LE BAL DU REVEILLON à PARIS[/size][/color][/b]"[/center] Le [b]31 Décembre 2007[/b] de [b]21 heures à l'... tohiny
novalian'i tsikih ny 30/12/2007 18:32
gasymarseille ( 29/11/2007 07:49)
Misy réveillon gasy ve eto Marseille @'ity fa mbola tsy naheno aho. Le ni-organiser t@ herintaona tany @ évasion ve mbola nanao ? Nahafinaritra kosa t@'iny.... tohiny
novalian'i xxx ny 07/12/2007 17:47
badouda ( 26/11/2007 00:27)
Sary nataoko ho an'ireo namana tsy hafaka mikorana taminay http://picasaweb.google.com/badoda.vv Ho fanampin'ny Blaogy nataon'i Tess http://tahirintsarynamana2007.skyrock.com/ Ireo izay namana haf... tohiny
novalian'i kenza ny 07/01/2008 08:58
tess ( 25/11/2007 23:19)
Ity aza ilay blogy mirakitra tahiritsary sovenira e! tsy ankanonona ps kôm d'ab an! dia izay manana sary dia afaka ampidirina ao fa omena fotsiny ny mots de passe....Ireo ihany no sary taty amiko, ... tohiny
novalian'i fijo ny 30/11/2007 20:28
booboo ( 25/11/2007 07:41)
Alohan'ny hamonjena fandriana dia tsy mety raha tsy manoratra kely : - Faly nifanabe maso t@ zay hita tany : reo zay efa fahita t@ fihaonana taloha, reo zay vao sambany hitako tarehy. Boooobaka bee... tohiny
novalian'i fijo ny 04/12/2007 21:39
hery ( 22/11/2007 13:21)
Salama daholo, Manampotoana hijerena internet amin'izay aho dia tsy hay ny tsy hisaotra antsika namana rehetra any Dago izay tratra nihaonana na teny antokotanibe na teny amin'ny sisiny. Ialana ... tohiny
novalian'i Darlin ny 24/11/2007 19:01
Oully ( 15/11/2007 10:21)
Comme suite à la soirée en hommage au grand poète malgache Jean Joseph RABEARIVELO qui s’était tenue le 6 juillet dernier au FIAP, l’UPEM HAVATSA section France a le plaisir de vous convier à... tohiny
nirijimka ( 12/11/2007 07:17)
novalian'i fijo ny 20/11/2007 21:54
lo ( 10/11/2007 14:37)
Dia voavoly soa amantsara ireo zanaka hazo teny Ambatofotsy. Mahafinaritra ka. Aleo ny sary no hilaza Nanainga : [img]http://img229.imageshack.us/img229/9715/anatyvamho0.jpg[/img] Tonga tany ... tohiny
novalian'i fijo ny 29/11/2007 22:34
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0593