Fety sy fihaonana
ravatorano
(
11/08/2008 05:09)
Arahabaina izany ny Namana Serasera Dago rehetra fa dia vita sy tontosa soa aman-tsara araky ny nantenaina azy ny cabaret dancing izay niarahana tamin'i tovo J'hay sy ny tariny ary ny Orchestre DIAP/C...
suite
répondu par Aino le 20/08/2008 07:05
fijo
(
09/08/2008 04:23)
Culture Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
Soirée de « serasera.com»
Tovo J’hay en invité vedette
Pour les Malgaches qui résident à l’étranger, câ€...
suite
répondu par fijo le 13/08/2008 21:08
colar
(
06/08/2008 18:07)
Ho avy masika ra colar ny asabotsy hariva satria mirava am 2,tsy ankiala ra tsy ny radem soir,offerta ny grappa 5litatra fa homany ny tsaky sy ny cahier de chant,korintsana,farara,vazo tsy an kiala,z...
suite
répondu par colar le 14/08/2008 17:12
naritsimba
(
08/07/2008 09:29)
Ilazana isika namana rehetra fa:
Ny [b]Fikambanana namana serasera dago[/b] dia mikarakara
[b]CABARET DANCING[/b]
Iarahana amin'ny [b]TOVO J'HAY[/b] sy ny [b]Orchestre DIAP[/b]
Izany dia atao ao...
suite
répondu par colaps le 23/10/2008 18:46
hery
(
02/07/2008 05:11)
Dia toa izao izany ny programa raikitra amin'ny fihaonana serasera eto Roma. Izay mbola tsy nisoratra anarana kanefa te handeha dia amin'ny 13 Jolay izao no fara-fisoratana anarana.
Mandefasa hafatra...
suite
répondu par mbaliana le 05/08/2008 17:55
hery
(
25/06/2008 15:39)
Dia eny @ Fete de l'internet izany no mihaona amin'ny asabotsy sy alahady.
Mandray anjara mavitrika amin'io fety io mantsy ny Namana Serasera ao amin'ny Stand Telomiova/Jojopil
Dia ao no hahitanar...
suite
répondu par ravatorano le 07/07/2008 06:35
kala
(
25/06/2008 05:23)
Miarahaba ny malagasy rehetra sahady amin'izao ankatoky ny fetim-pirenena izao.
Dia manaova fety milay n'aiza n'aiza misy anao...
Gasy ka tsara
Gasy ka manja
Gasy ka milay
Misy olona menatra ny h...
suite
répondu par kala le 02/07/2008 12:19
xxx
(
23/06/2008 11:24)
Ny antoko mpihira [b]FIDERANA[/b] dia faly manasa anao hanatrika ny antsam-panahy Fisaorana izay hataony ho famaranana ny taona 2007-2008ny alahady 29 jiona 2008 amin’ny 11 ora sy sasany (aorian’n...
suite
répondu par adriane le 25/06/2008 19:39
nirinagirl
(
20/06/2008 16:55)
iona ry reto nomba mahafinaritra hojerena eto paris na versailles @ zao fety de la mozika zao?...
suite
glou
(
19/06/2008 14:33)
ho anareo rehetra tapakevitra ny andeha dia mba manao confirmation kely eto alohan' ny 15 juillet mba hanomanana ny fiara hitondra sy ny fandriana atao reservation any antoerana satria koa misy isa he...
suite
répondu par avylavitra le 20/08/2008 13:57
xxx
(
16/06/2008 16:57)
"MANALA AZY" Ã PARIS
Concert inédit avec le TRIO OLOMBELO RICKY
Le vendredi 4 juillet 2008 Ã 21h30
au FIAP Espace Jean Monnet
30 rue Cabanis
75014 Paris
Métro "Glacière" - Ligne 6...
suite
répondu par Belami le 30/06/2008 20:15
ravatorano
(
16/06/2008 10:56)
Voalohateny dia fisaorana lehibe atolotra ny Mpahary nahafahana indray nanatontosa antsakany sy andavany ilay fivoriana natao tamin\'ny 15 Jiona 2008 tao Antsahabe iny.
Isaorana ny namana nikarakara ...
suite
répondu par sasa le 19/06/2008 10:08
fijo
(
15/06/2008 19:34)
nijery ilay fampisehoan ateto marseille aho.nilay ilay izy,saingy ratsy karakara.voalaza fa hanomboka amin'ny 21h30,nefa tamin'ny 23h10 vao nanomboka.
dia tsy iray toerana n bar sy ny kaly.izany hoe ...
suite
répondu par fijo le 17/06/2008 22:20
sipagasy
(
12/06/2008 16:48)
Indro fanasana voaray ho antsika avy aty avaratra e!
Bonjour à tous
Venez célébrer le 48è anniversaire de la
FÊTE
DE L'INDEPENDANCE
MALAGASY
Avec l'Association "GASY MI-1...
suite
répondu par Belami le 13/06/2008 09:21
diamondra27
(
10/06/2008 10:34)
hono wa ry zareo otrany nahafinaritra be le fitsangatsangananareo tam herintaona tany am base de loisir creteil we picnic serasera 30juin ra tsy diso za fa ahoana raha mba asiana revanche e!
asio ...
suite
répondu par tess le 13/07/2008 10:33
vonjiaina
(
07/06/2008 18:31)
Ho any namana eto amin`ny serasera!
Mba miangavy izay mety hahafantatra na mahita trano hipetrahana efa [b]
[list=1]
[*][color=red][quote]meublè misy rano mafana sy frigo eto an-Tananarive [u][/qu...
suite
répondu par tslem le 14/06/2008 06:46
Gie
(
06/06/2008 06:14)
dia manasa antsika rehetra zany hanatrika ny fotoam-pivavahana hiarahan'gasy sy vazaha (zanatany)
[img]http://img527.imageshack.us/img527/3494/uneevrybl7.jpg[/img]
[i]C.M.Z.E.
"CATHOLIQUES MA...
suite
répondu par jeso le 07/07/2008 16:47
ravatorano
(
03/06/2008 05:53)
Misy hetsika iray izany karakarain'ny mpikarakara (Media consulting/orange) ho tanterahana amin'ny 08 Jiona izao manomboka amin'ny 09 ora maraina ka hanasana antsika rehetra hihazakazaka.Hisy fandrais...
suite
répondu par andryrabe le 12/06/2008 14:31
ravatorano
(
02/06/2008 05:32)
Ry namana hajaina isany !
Fifaliana hatrany ho an'ny birao sy ny mpiketrika ao amin'ny fikambanana Namana Serasera Dago ny manasa antsika rehetra mba ho tonga hanatrika ny fivorian-dehibe izay hata...
suite
répondu par holysan le 19/06/2008 10:56
