Fety sy fihaonana

pisolahy ( 25/07/2009 12:40)
k'aiza daoly e! efa presk vacanS dôly zao ny kil, ra ny otranay zao anarany no mba vacanS nefa tsiS atao mintss, ka soD mba misy ketrika any ho any na otrizany mba analana azy, ohatra oe manao fihaon... suite
répondu par handoha le 01/08/2009 08:41
raozigasy ( 14/07/2009 23:09)
Iray volan'ny Dj koa no azo ilazana azy e fiarahan'ny dj malagasy manentana ny mpihaino ny radiovazogasy no tanjona, sady fampahalalana ny dj malagasy rehetra ihany koa alohan'ny faran'ny taona e ... suite
répondu par ni81 le 07/08/2009 07:12
raozigasy ( 14/07/2009 22:07)
Hevitra vaovao Fiaraha mifaly vaovao eto Paris sy ny manodidina , Madagasikaraoké .... ... suite
répondu par raozigasy le 19/08/2009 22:25
angotiko ( 15/06/2009 16:34)
Miarahaba antsika rehetra Fa manotany tena aho we toa tsy misy fihaonana intsony, toa tsy misy asa sosialy intsony, toa tsy misy vakansy intsony, toa tsy misy hita intsony??? Tsy efa akaiky ve ny vo... suite
répondu par Mimifali le 29/07/2009 12:05
08051972 ( 25/05/2009 17:36)
Handalo any Marseille i MAHALEO sao de tara nareo!!!!Jeroeo any @ sobika.com any!!!!... suite
répondu par fijo le 29/05/2009 21:57
ikalamako ( 20/05/2009 17:34)
Bezoro daholo, Ho anareo ao Antananarivo sy Antsirabe ary ny manodidina. Ho fitokanana ny atelier d'art [b]"Bezoro e!"[/b] izay natsangana ao Antsirabe : fiaraha-mikorana ny tontolo andron' ny ala... suite
répondu par endrika01 le 01/06/2009 10:48
akoniarivo ( 13/05/2009 23:13)
THÉ SPECTACLE CULTUREL organisé par Akon'Iarivo - Tongava maro. Akon’Iarivo réunit des personnes ayant vécu dans le bain de la culture Malagasy qui souhaitent la préserver et la faire partager... suite
xxx ( 12/05/2009 14:38)
miaaraba tsika reetra !! mba mitady sy te aazo io concert io @ le 20 io ao @ carlton za ra oatra ka sendra mba mety hisy ande hijery nareo de mba lazao ahy ra toa ka afaka... suite
répondu par nofy74 le 19/05/2009 12:11
sipagasy ( 17/03/2009 17:54)
Miarahaba, Amin-kafaliana hatrany no iarahabana ny rehetra, araka ny efa hain\'ny be sy ny maro dia any Nantes no hatao ny RNS @ ity taona ity, nahazo \'stand\' ho @ izany isika \'serasera.org\' k... suite
répondu par sipagasy le 15/04/2009 18:01
Angie ( 16/03/2009 10:37)
Spectacle de Hira gasy et kalon'ny fahiny avec le groupe VETSO à Paris le 28 mars 2009 Le groupe Vetso , de la Réunion, donne un concert unique à Paris le 28 Mars à la salle saint DOMINIQUE1... suite
ravatorano ( 02/03/2009 05:25)
:D Misaotra an'Andriamanitra Andriananahary nanome fotoana indray nahafahantsika nanatontosa ny fihaoanana izay natao hambolena zanakazo iny Misaotra koa antsika namana rehetra tonga nandray anjara ... suite
répondu par ravatorano le 23/03/2009 05:31
tafita ( 14/02/2009 08:37)
Zavatra iriko hoanareo mpifankatia mba haharitra ho doria rehefa mahatsiaro fa hay misy fety tena tsara sady mety ary hiara-hankalaza le 14 fevrier, efa nisy ela be Arahaba daholo , samia manka... suite
Pao ( 07/02/2009 20:34)
Chers compatriotes Ce message se veut être simple et s’adresse à tous ceux qui, d’ici ou d’ailleurs, se sentent encore une âme malagasy. Nous ne devons jamais oublier que toutes ces trouble... suite
répondu par pupuce le 20/02/2009 12:24
Simpona ( 02/02/2009 12:58)
Saika mba hanotany anareo ny listen'ireny toeram-pilanonana eto Tana ireny aho raha misy afaka manome. Raha miaraka amin'ny num tél an'ilay toerana vao maika tsara. Nijery annuaire za de vitsy ny ao... suite
répondu par anjahlandy le 04/04/2013 16:16
ravatorano ( 02/02/2009 09:26)
Tonga indray ity ny fotoana fanaotsika isan-taona dia ny fambolena zanakazo izany .Izy io dia ho tanterahitsika ny : *Sabotsy 28 febroary 2009 eny Andranovelona *Eo amin'ny vavahadibe Mahamasina ano... suite
répondu par texe le 04/03/2009 06:45
glou ( 26/01/2009 07:30)
Dia vita soaman_tsara indray ny fiarabana tratry ny taona tany @ o'safari t@ asabotsy teo, nahafinaritra @ akapobeny ny fiarahana na dia nisy aza ny indro kelin' ny mpandrafitra( nidecharge ny pil low... suite
répondu par tsokely le 18/02/2009 07:26
glou ( 15/01/2009 15:37)
Araka ny fangatahan' ny be sy ny maro dia atao ny : DATY: 24 janoary 2009 TOERANA : O SAFARI (route Ambohimanga) FIAINGANA : 8h maraina SHOPRITE andravohangy PARTICIPATION : 25.000fmg na 5.000 ari... suite
répondu par endrika01 le 28/01/2009 13:26
Bita ( 03/01/2009 12:10)
Misy fihaonan'ny Gasy any Dresden Allemagne ka raha misy te ho avy raisina antana-droa ary milaza mialoha koa mba hikarakarana. Ny tohiny ho hita ao @ www.madagasikara.de Tongava re, tongava re, tong... suite
répondu par Bita le 08/02/2009 09:07
rakaroka ( 01/01/2009 07:14)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/NECF6F%7E1.GIF[/IMG] Dia inn avy aza ny firarian-tsoa?... Ny fahitanareo 'ty taona vao2?... Samby soava-tsara am 'zay misy azy aby fa noho ny ... suite
répondu par Bita le 03/01/2009 11:09
angotiko ( 21/12/2008 16:57)
Vita soamatsara moa zany ny asa natao teny MANAKAVALY, ary tena nafinaritra tokoa fa ny adidy vita ny rivotra azo, ny fialamboly etsy andaniny fa tena nisy hatramin'ny 5eme mi temps, na dia nisy aza n... suite
répondu par ravonjison le 22/01/2009 14:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1555