RNS NANTES 2009

1. sipagasy ( 17/03/2009 17:54)
Miarahaba,

Amin-kafaliana hatrany no iarahabana ny rehetra, araka ny efa hain\'ny be sy ny maro dia any Nantes no hatao ny RNS @ ity taona ity, nahazo \'stand\' ho @ izany isika \'serasera.org\' koa manontany aho eto raha hisy olona afaka ny hiaraka aminay hitana io stand io, izany hoe ho ambohim-pihaonantsika izany izy io,( marihiko fa azontsika maimai-poana ny stand ary tsy ahafahana mivarotra na inona na inona), fampahalalana ny asa-soa sy ny fiaraha-miasa à associations no ho ataontsika à izany, hisy ihany koa fahafahana mijery sary izay nalaina t@ ireny fihaonana isan-karazany izay natao ireny.
Koa raha misy mahalala tanana dia raisina an-tanandroa izany, afaka manoratra mivantana aty amiko ihany koa izay mila fanazavana fanampiny.

Misaotra sahady ho @ fiaraha miasa.

tsetsatsetsa tsy aritro kely, efa tonga any Paris ny t-shirt serasera ho an\'izay maniry ny hanana izany, marihiko fa VITSY ny isan\'izy ireo koa haingàna sao tara e!, ny sandany moa dia 10€ ary tsy ferana ihany koa ho an\'izay tia hanao fitia tsy mba hetra ambonin\'izay, ny vola azo moa dia arotsaka manontolo à asa soa sahanin\'ny association miaraka miasa amintsika ihany, ary ny ambiny kosa dia arotsaka ho an\'ny loha milina, raha te hahazo izany t-shirt izany dia manoràta à i hajalalainar@yahoo.fr marihiko fa vitsy ny isany any e!!!!! koa aza tara sao tsy hahazo ny anjaranao eo ianao!!
novalian'i sipagasy ny 15/04/2009 18:01
2. diamondra27 ( 17/03/2009 18:20)
mahavita be o!
3. Veloo ( 17/03/2009 18:41)
rahoviana izy io kay e? :lol:
4. sipagasy ( 17/03/2009 20:55)
@ paka akia ann, 11 & 12 avril 2009 any Nantes
5. ravatorano ( 18/03/2009 07:30)
za any antsirabe amin izany fa mahavità betsaka ianareo
mankahery sy mirary soa lalandava ho an'ny fahombiazan io fihaonana ao amin 'io stand io ny namana serasera dago.
nohon'ny fisianan'ny krizy eto amin'ny firenena dia tsy afaka mivoaka ny prezidà ny namana serasera dago na te hanatrika any aza sa tsy zany sefo
=D> =D> =D>
6. ari.malala ( 18/03/2009 11:41)
Sipagasy, takizay za tany d niara nitàna stand tsika roa :-P
7. sipagasy ( 22/03/2009 17:45)
mba mety mahazo ny ps n'izay handeha RNS ve ô!
8. Oully ( 22/03/2009 22:19)
zà, ps : oully! :lol:
miha manahirana zany manentana ol eto izany!!
kouraz njy sipagasy
biiiiz
9. Samoana ( 23/03/2009 16:38)
(Tsy mbola afaka namaly aho satria mbola ...saika lasa ihany :wink: ). Anio vao tena afaka miteny fa tsy afaka manidina ny ps samoina amin'ity e! Manohana anareo an'eritreritra :-*
10. ikaretsaka ( 23/03/2009 17:22)
Samoana....kuuuuuuuuuuuuuuuuu
11. ravatorano ( 24/03/2009 09:31)
za wa efa we tsy afaka ry kala an
^:^ ^:^ ^:^
12. fahamarinana ( 24/03/2009 10:33)
:arrow: Za koa tsy afaka fa tena lavitra be no misy fotoana mifanindry koa ! Tena tsy excuse tsony ,marina e!...! fa amin'ny manaraka tsy maintsy ho avy akia ! mahavita be amin'ny anaran'ny serasera ! :-* (l)
13. sipagasy ( 24/03/2009 11:29)
misaotra an'i oully :) namaly ny antso izany aloha e! mmhhh, tena misy crise mandalo koa ngamba ato @ kianjan'ny serasera kann hhihhih, fa mbola manentana ny maro ihany ho avy e!!!! mmhhh ikaverou izany hiady irery ho an'ny serasera @ kanetibe?? sa ahoana??? aiza ry fijo sy ny sasany tsa hita e!!!!!
14. ravatorano ( 25/03/2009 05:44)
entano ! entano ! entano hatrany e !
=D> =D> =D>
^:^ ^:^ ^:^
15. ftma ( 25/03/2009 09:14)
Zolie zahay tonga an'eritreritra e
16. sipagasy ( 26/03/2009 10:34)
Dad'tou annn, tsy maintsy hoe izay hatrany e!!!!, na eny an-toerana aza dia hibaby ny kitapon'ny serasera kouhh, hihihih

mercii beh zolie ftma ann, miaraka aminareo an'eritreritra sy am-po koa izahay any e!!!
17. welie ( 26/03/2009 16:53)
Otran'ny hitako sipagasy mibaby kitapo transparent misy soratra hoe serasera... hihihi! Za ry kala sipagasy wa raha tsy misy namana miara-mandende amiko partout any tsy ande zà! :p Sady mivesatra an'ity papouzy kou mbola resaka beee!!! Hitady ankizy d'accord amiko zà d mety ok...
18. sipagasy ( 26/03/2009 19:51)
lol welie fa zah ngah tsy afaka ny hiaraka aminjiko moa!!!!!!!
19. sipagasy ( 30/03/2009 17:54)
ééééé, dia handeha irery ny hiafarako ity raha izany kouhhh, hihih nefa anie ny mahagaga ahy dia rehefa tonga any an-toerana (ohatra tany VIchy: dia misy manatona ahy dia manonteny hoe ianao veh ilay 'sipagasy' e!) , ny kitapo serasera moa dia tsy maintsy hanaraka eny ihany e! koa aza misalasala e!!!!, tsy mialon-jafy isika

ps: hatrizao dia mbola misy tavela ny t-shirt serasera koa malakia e!!!!
20. kelly13 ( 30/03/2009 18:13)
za afaka

ra any marseille :wink: :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8601