Fety sy fihaonana
colar
(
28/09/2008 21:38)
manasa anzay afaka rehetra hisotro sy hivazo,hirevy,,rome italie,am zao e,librr4 amzay zao,lassa ZAOLLLLL,tsisy kilalalaka aaa, vaz0 milay ozy ler akama eto zay,,,,,,...
suite
répondu par Mimifali le 02/10/2008 09:32
naritsimba
(
16/09/2008 05:04)
Hisy hetsika sôsialy ataon'ny NSD alohan'ny krismasy, izany dia araka ny nifanarahana taorian'ny fanatanterahana ilay cabaret concert. Efa nisy ny fanampiana izay nataon'ny namana serasera dago ilay ...
suite
répondu par lo le 20/10/2008 08:58
colar
(
16/09/2008 03:55)
mba lasa wa ny saina we ovina no mba hisy fihaonana serasera ka we tsisy bal fa vazo sy maskita sy tsaky ary py fotsiny e,mbo asivo an zany rizareo a,rveko be zao zany,ny mpamalankira mihaino fa tsy m...
suite
répondu par thiel le 07/10/2008 11:43
ravatorano
(
15/09/2008 05:40)
Raikitra indray izany fa dia hatao tsy ho ela ny piknikNSD izay fanao isaky ny volana oktobra na novembre.
Araky ny fivoriana natao ankalamanjana izay nandraisan'ny tonga teny fanapaha-kevitra entitr...
suite
répondu par notron le 13/10/2008 13:42
hery
(
14/09/2008 08:13)
Misy feo mandeha :-p aiza sy oviana? Ilazao vaovao ihany an...
Ny toa efa ofisialy aloha dia manodidina ny 1er mai any Alsace any. Dia efa miomana daholo....
suite
répondu par ravonjison le 22/01/2009 13:25
glou
(
11/09/2008 14:16)
Antsoina ny Namana Serasera Dago rehetra mba ho tonga hamonjy fivoriana eny @ by pass ny asabotsy 13 septembre ho avy izao @ 14h30mn , ny fiaingana de eo @ taxibe ambohijatovo @ 14h , ny ho dinihina @...
suite
répondu par Mimifali le 02/10/2008 09:55
ikalamako
(
29/08/2008 16:50)
Horonana mirakitra ny fanokafana ny alim-pikoranana niarahan'ny namana serasera tamin'ny Malagasy tao Roma tamin'ny 15 aogositra 2008 : http://dailymotion.alice.it/rrrvolantsoa/video/x6l7rs_takarivamp...
suite
répondu par fijo le 10/09/2008 21:23
nikah
(
29/08/2008 11:01)
Ny Fiombonan'ny Mpiara-mivavaka Malagasy eto Liban (FIMPIMALI) ,dia manasa ny Malagasy tsy ankanavaka eto Liban mba hiara-mialavoly @ fitsangatsanganana izay hatao any Baalbek ny Alahady izao.
Ny fia...
suite
répondu par tsiambaratelo le 04/09/2008 04:29
bazylou
(
26/08/2008 00:38)
Erick Manana et Dadah R’Abel
La chute d’une star
lundi 25 août 2008, par RAW
La honte ! C’est une salle archi-comble qui a assisté à la totale déchéance de ce grand a...
suite
répondu par titihh le 06/10/2008 20:32
rakaroka
(
22/08/2008 18:25)
Ialantsiny raha izao vao afa-manokatra ity "size" ity (satria izao vao tafaverina eto @ ordi ). Dia lasa tany Roma ihany rehefa avy nifampitady t@ ireto admn Frantsay satria début mois de juin kay d...
suite
répondu par ssendra le 28/08/2008 10:48
naritsimba
(
20/08/2008 07:13)
Miarahaba antsika namana rehetra!
Dia raikitra izany fa dia ny Zoma 22 Aout 2008 no fiaingana ho any Mahjanga ho an'ireo izay vonona ny andeha.
Nisy ny fiovan'ny fandaharam-potoana noho ny fisondrot...
suite
répondu par naritsimba le 18/09/2008 05:07
booboo
(
19/08/2008 12:05)
Tanana havia aby,
Isa-taona dia misy fihaonana ( fiofanana sy fanalana azy ) ho an'ny Tily sy mpana mbola am-perin'asa, sampana Mena ary ho an'ny tranainy.
Daty : 27 - 28 septembre 2008
Toera...
suite
répondu par lazounet le 31/08/2008 12:04
ikalamako
(
17/08/2008 23:53)
Efa lasa aninkeo maraina : Eric, Lova, Mimosa ary Lanto
Hanainga rahampitso tolakandro : ds mianakavy
Mbola tavela eto Roma : rakaroka mianakavy sy izahay mpiandry tanàna
Noho izany androany no f...
suite
répondu par mangidy le 22/08/2008 12:56
colar
(
17/08/2008 20:00)
miala tsiny indrindra am namana tonga teto roma ra tsy d afaka niaraka firy akory noho ny asa amandraharaha,ialana tsiny ra tsy tanteraka ny fapanantennana tam rano mafana,gravy ko fa tena tsisy mpiv...
suite
répondu par ikalamako le 11/09/2008 15:09
ikalamako
(
17/08/2008 00:54)
Ny antoandro nihinana ny mofomamy nokasaina hohanina omaly nandritra ny fety saingy nahemotra hohanina androany indray.
Tany an-dranomasina ny tolakandro, saika hanao barbecue fa tsy afaka indray di...
suite
répondu par fijo le 22/08/2008 20:37
ikalamako
(
16/08/2008 09:38)
Tafafoha ihany :oops:
Tsy tafiditra tamin'ny mangiran-dratsy nony tafody ny sary fa tena nisy olana ny connex dia mbola niandry an'i sefo azo antsoina anio maraina vao voavaha ny olana :?
Rakaro...
suite
répondu par mangidy le 17/08/2008 16:54
ikalamako
(
15/08/2008 14:25)
Sary ihany aloha no azo alefa hatramizao fa tsy dia misy kabary loatra fa feno be ny fotoana :-P
http://www.slide.com/r/wEr1B_TrtD8aM7K5aKE-Vc6VJORkrHnV?view=original
Saingy ireto sary roa man...
suite
répondu par rakaroka le 18/08/2008 18:38
ikalamako
(
14/08/2008 22:58)
Tonga ihany ilay andro e !
Iza daholo no namaly "izaho izay" tamin'ny vaky lapelina androany ?
Avy eto an-toerana :
- angie ombam-bady, mpikarakara be fandavantena sy zotom-po (merci njy)
- sef...
suite
répondu par rakaroka le 19/08/2008 06:31
lizabeth
(
13/08/2008 21:39)
Misy fiangonana malagasy ve any Bruxelles ? misy toerana ahazoana mihaona amin'ny malagasy any ve ? misaotra mialoha !...
suite
répondu par lizabeth le 17/08/2008 21:42
hery
(
13/08/2008 07:51)
Mandritra ny fandalovan'ny Namana Serasera.org eto Roma dia mahafaly anay ny manasa antsika Malagasy Rehetra tsy ankanavaka eto Italie hiaraka hikorana sy hitotorebika amin'ny zoma 15 aogositra 2008 m...
suite
répondu par ikalamako le 17/08/2008 22:58
