Fety sy fihaonana

naritsimba ( 15/12/2008 06:54)
Dia raikitra izany ny hetsika izay ataotsika NSD, fotoana izay handehanatsika any MANANKAVALY araky ny efa programman- asa izay hanampiantsika ireo olona tratry ny habokana ka hitondrantsika zavatra k... tohiny
novalian'i texe ny 15/01/2009 06:05
Noue ( 13/12/2008 09:09)
miarahaba ny rehetra eee ! saika mba hanontany fotsiny aho oe misy reveillon miaraka @ mpikambana eto ve eto paris ?? :) :-* :-* ... tohiny
novalian'i Noue ny 18/12/2008 19:29
glou ( 03/12/2008 13:05)
Dia raikitra izany ny hetsika izay ataotsika NSD fotoana izay handehanatsika any MANAKAVALY araky ny efa programman- asa izay hanampiantsika ireo olona tratry ny habokana ka hitondrantsika zavatra ke... tohiny
maintsoanala ( 26/11/2008 20:19)
Iza no afaka hiaraka amiko fa te hijery an'i Bessa sy lôla aho nefa vao tonga eto Paris tsy manana namana fa avy any province no tsy hitako ny mankany @Mon Tana izany?... tohiny
novalian'i ni81 ny 28/11/2008 15:35
xxx ( 26/11/2008 04:54)
akory aby e, mba te-hanontany raha misy mpiserasera eto mipetraka amin'ny faritra Vatovavy Fitovinany na Atsimo Atsinanana ? ... tohiny
novalian'i catalyn ny 11/04/2009 17:27
diamondra27 ( 20/11/2008 14:42)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m48ccc7bd453cd aleo averina kely fa nisy tsy naharaka de tohizana ndray le resaka sy we aona tokoa ny atao amin'io sady mbola tsy vita le resaka ... tohiny
novalian'i arialy ny 29/11/2008 07:43
xxx ( 18/11/2008 07:25)
vita iny ny fety hita ireny ny sary ary nanao ahoana ny kaly sy ny mofomamy sns raha teo zao booboo tena nahay nanao koms tsara we nanao ahoana ny siran'ny nems sy samosa sy ny kabaro etc...... tohiny
novalian'i fijo ny 20/11/2008 21:55
lazounet ( 18/11/2008 02:58)
Sary sahabo ho Fito amby zato teo no voaray ka http://aol.pixum.fr/viewalbum/id/3792794 aloha. Raha kamokamo ianao dia http://aol.pixum.fr/slide/3792794 ny diaporama. Mbola valaka aloha izao f... tohiny
novalian'i fijo ny 25/11/2008 22:03
hery ( 17/11/2008 15:26)
Aleo hapetraka eto indray ny sombitsombintsary sasatsasany. Vao mafana ilay izy dia tsy maintsy sombintsombiny ihany no aseho e :-) Rehefa mangatsiatsiaka any hitranga eo ihany ny bambaray Tsaits... tohiny
novalian'i Darlin ny 30/12/2008 05:49
hery ( 17/11/2008 06:25)
Sary vitsivitsy fotsiny aloha :-) Nahafinaritra tanteraka ny fihaonana. Toa mahafinaritra foana e? Afa-po aloha e. Izaho indray tsy hiteny hoe tongava amin'ny manaraka... :-) Sary notsimponina fotsi... tohiny
novalian'i fijo ny 25/11/2008 21:58
Angie ( 16/11/2008 10:21)
Mianjy fa andry o mbola tsy misy mifoha foana ve? mba mianjy sary sy tatitsa ohatran nataon ny maro e kiss dia ampy ... tohiny
novalian'i nana171 ny 20/11/2008 08:38
lizabeth ( 29/10/2008 22:18)
Miaraka amin'i Nini Kolibera, Bodo, Via, Mahery sy Luk hamelona kalon'ny fahiny sy hira bà gasy. Zoma 31 oktobra amin'ny 8 ora sy sasany alina FIAP 30 rue Cabanis Paris 14è M° Glacière ... tohiny
novalian'i lizabeth ny 30/10/2008 07:51
angotiko ( 26/10/2008 05:39)
vita soamatsara ny fitangatsanganana natao ny 25 octobre 2008 teo, voalohateny dia misaotra an'andriamanitra fa nomeny andro tsara ny mpitsangatsangana, eny na dia somary nisy erika kely aza ny hari... tohiny
novalian'i terrywui ny 21/12/2009 12:08
lazounet ( 25/10/2008 08:17)
Hono ho'aho ry nama, tsy mety ve raha atao alahady 16 nov lé fihaonana fa efa tena betsaka lé tary manao soirée sy concerts amin'io samedi 15 io ? Misatra mialoha @ valiny .... tohiny
novalian'i mangidy ny 26/10/2008 17:23
infinity ( 23/10/2008 17:53)
[u][b]SOIREE 6ème ANNIVERSAIRE NAMANA.SERASERA.ORG (PARIS 2008 )[/b][/u] Amin-kafaliana hatrany no hanasàna ny NAMANA REHETRA eto Frantsa sy ny maneran-tany ho tonga amin'ny fety fankalazàna ny ... tohiny
kaboushna ( 21/10/2008 19:48)
miarahaba an i Mendricca zanako nahazo zandry tam 05 octobre teo ... Fanhaja no anarany ..... dé miarahaba an i felana vadiko nanome ahy ireo harena be ireo ... :D ... tohiny
mangidy ( 20/10/2008 19:56)
Lohateny : Re : Fihaonan'ny namana serasera ao Eoropa atsy ho atsy? amin'ny asabotsy 15 novambra 2008 ao amin'ny "mon tana", tsy lavitra an'i paris. omena misimisy kokoa ny antsipirihiny rehefa avy e... tohiny
novalian'i karinah ny 30/10/2008 14:42
xxx ( 15/10/2008 22:06)
Amin-kafaliana no anasana antsika amin'ny Antsam-panahy tokana hataon'ny VHF eto Paris. VHF ve ? Ireo kalazan'ny hira malagasy midera sy mankalaza an'Andriamanitra. Bodo, Via, Luk sy Mahery miar... tohiny
angotiko ( 12/10/2008 05:23)
Tany amin'ilay toerana hitsangatsanganana izahay androany ny 11 octobre ka izao no zavatra tapaka tany: Noho ny antony tsy miankina aminay mpikarakara izay nandeha tany dia voatery tsy maintsy novana... tohiny
novalian'i sipagasy ny 25/10/2008 19:55
jagapeh ( 08/10/2008 09:20)
Hi all! Misy mety manana adiresy email Rija Rasolondraibe ve na fomba iresahana aminy?aty ivelany aho manko,ka tia ahafantatra raha mba ho avy aty izy? :cry: :wink: God bless,J!... tohiny
novalian'i ds ny 13/10/2008 11:02
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4763