ANTSAM-PANAHY MIARAKA AMIN'NY VHF

1. xxx ( 15/10/2008 22:06)
Amin-kafaliana no anasana antsika amin'ny Antsam-panahy tokana hataon'ny VHF eto Paris.

VHF ve ? Ireo kalazan'ny hira malagasy midera sy mankalaza an'Andriamanitra.

Bodo, Via, Luk sy Mahery miaraka amin'ireo mpanakanto Nini Colbert, Solofo, Nonoh ary Nali miangaly ireo hiran'i Parfait.

Koa tongava maro ny
Asabotsy faha-25 oktobra amin'ny 8 ora hariva
Ao amin'ny Basilique Saint-Denys de la Chapelle
16-18, rue de la Chapelle Paris 18ème.
Métro : Marx Dormoy.

Mirary soa hatrany,
Andinindininy :
www.v-h-f.org
www.fpma-paris.org
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1328