Fety sy fihaonana

YDIFAS ( 15/12/2010 11:29)
Bonjour, Comme vous le savez tous, la date de mon anniversaire approche. Tous les ans, il y a une grande célébration en mon honneur et je pense que cette année encore cette célébration aura lie... tohiny
hery ( 30/10/2010 06:04)
Salama daholo, Araka ny voalazan'ny mpikarakara izany dia hotanterahina amin'ny [b]Zoma 26 Novambra 2010[/b] manomboka amin'ny 8 ora sy sasany alina ([b]20h30[/b]) ilay Seraser'alina 2 izay fihaonana... tohiny
novalian'i gasybeu ny 23/03/2011 10:30
velysette ( 27/10/2010 17:46)
Ry hava-malala tera-dRamiangola sy Rangita (TRR), Tonga indray ity ny 1er Novambra, vanin’andro fankalazàna sy fiaonan’ny mpianankavy manontolo. Koa manainga antsika rehetra ho tonga maro mba ho... tohiny
Oully ( 05/10/2010 21:29)
Tonga indray ny fotoana ihaonan'ny mpisera rehetra eto. Herintaona lasa izay no nifaliantsika tamin'ny faha-10 taonan'ny serasera.org koa angamba lasa ho fahazarantsika ny hihaona manodidina ny fotoan... tohiny
novalian'i Oully ny 23/11/2010 17:57
angotiko ( 26/09/2010 06:10)
miarahaba ny rehetra ô! aiza daôly e! tairo d reketo ndray ranga ny fety an! andao hanala azy andao hifaly! bye dôly an avoay ravatorano glou thiel.....tsy voatanisa kisss mamay beuh manaraka ny ar... tohiny
diamondra27 ( 04/07/2010 17:59)
soanja, Belle, ikaretsaka sns .... miarahaba tratry ny fety e... tohiny
novalian'i xxwx ny 28/09/2010 06:27
itaramasoandro ( 29/06/2010 15:13)
natao ho fanamafisana ny firaisankina sy fiarovana ny valamparihy ny firenena eoropeana ny fandraisan'ny firenena eoropeana hafa (pôrtogesa, letonia, pôlône,...) @ filaharana miaramila @ faha-14 jo... tohiny
novalian'i sipagasy ny 21/07/2010 09:23
peta83 ( 22/06/2010 08:00)
Bjr daolo, efa nahita salle iany saingy ra mitondra traiteur d otran'tsy mahita tena tsara, fa le tsotsotra reny no misy. Ka ra mba mahita salle de reception fotsiny tsara nareo,f'efa manana traiteur ... tohiny
novalian'i nyhaingo ny 14/10/2010 08:01
miou ( 12/06/2010 07:17)
fotoana iray tsy azo adinoina [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=K8QTBj6fNlk[/youtube]... tohiny
novalian'i sipagasy ny 19/06/2010 07:30
angotiko ( 06/06/2010 12:24)
miarahaba ny rehetra ô vita moa izany ny BARBECUE PARTY teny ambohimalaza, ary tena nahafinaritra no samy hafapo daholo na ny tranainy na ny vaovao vao sambany nadeha fihaonana fa ny sary moa d ho av... tohiny
novalian'i hery ny 21/06/2010 22:31
shanyah ( 27/05/2010 08:32)
Manao ahona daholo. Le Tandem dia "restaurant Karaoké" vao nisokatra ao Antsahavola. Isaky ny Zoma hariva sy Asabotsy dia misy soirée Karaoké ao, manomboka amin'ny 6 ora hariva eo refa zoma ary ... tohiny
novalian'i shanyah ny 23/06/2010 13:15
shanyah ( 27/05/2010 08:32)
Manao ahona daholo. Le Tandem dia "restaurant Karaoké" vao nisokatra ao Antsahavola. Isaky ny Zoma hariva sy Asabotsy dia misy soirée Karaoké ao, manomboka amin'ny 6 ora hariva eo refa zoma ary ... tohiny
novalian'i mihamina ny 01/06/2010 17:56
angotiko ( 20/05/2010 15:06)
miarahaba ny rehetra ô hisy fihaonana zany amin'ny 05 juin 2010 BARBECUE PARTY eny ambohimalaza, ny mombamomba izany dia mbola ho lazaina eto amin'ny manaraka fa io aloha ny daty koa ilazana iana... tohiny
novalian'i mihamina ny 10/06/2010 10:35
raozigasy ( 17/05/2010 23:26)
sabotsy mafana, tsy misy voatana, hijanona an-trano, fa andao hiala hamohamo ... ny vera hifandona, amin'ny 5 jona, any Neuilly-sur-Marne, ny revy no itarina ... tongava maro, fa a... tohiny
novalian'i sipagasy ny 18/05/2010 17:27
tsokely ( 14/05/2010 07:57)
re
mba ilazao ny akama rhfa mba misy programe eh!... tohiny
angotiko ( 09/05/2010 05:01)
hummm vita soamatsara sady nahafinaritra ny fety fihaonana teny amin'ny KRYPTON AFAPO tsara dôly zahay tonga teny eny na dia tsy nisy BIRAO ny serasera na dia iray aza lol nisy 17 mianadahy izahay ... tohiny
novalian'i hery ny 28/05/2010 07:13
AndriambyII ( 02/05/2010 23:22)
SOS
Mila fanampiana azafady indrindra , AVC à 60 % de M.Stephane Allard 70aine ,région de Metz à Stiring soin immediat urgent .Appels aux âmes de bonne volonté SVP!!... tohiny
naritsimba ( 29/04/2010 12:35)
Dia efa miomana izany fa dia io efa nolazain'ny thiel io, rehefa noresahina raprezy dia toy izao ny andinindininy azo lazaina: Ny toerana dia any @ [b]Krypton Ambohimalaza[/b] route de Tamatave , tsy... tohiny
novalian'i epsedo ny 07/05/2010 12:07
hana ( 31/03/2010 14:24)
http://bizna.serasera.org/bizna/ad/rindran-kira/ao-frantsa/Zoma-Masina Mirary Paska fandresena ho antsika rehetra... tohiny
rakaroka ( 22/02/2010 20:54)
Fihaonan´ny gasy ho fiaraha-mientana @ i Shoan izay marary mafy tao Belleville "CHINATOWN" Parisy 19 febroary 2010 . [url]http://www.youtube.com/watch?v=YB3EZU2MCqM[/url]... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1922