Soirée Karaoké ao le "TANDEM" Antsahavola

1. shanyah ( 27/05/2010 08:32)
Manao ahona daholo.
Le Tandem dia "restaurant Karaoké" vao nisokatra ao Antsahavola.
Isaky ny Zoma hariva sy Asabotsy dia misy soirée Karaoké ao, manomboka amin'ny 6 ora hariva eo refa zoma ary amin'ny 2 ora tolakandro refa asabotsy. Misy koa ny sakafo antoandro ao amin'ion toerana io, ary tena malagasy an!! :D
Ndao mba hanala aza any e. Zoma mangifika io kno... Tsy manin ony na de feon -kadradraka aza fa mifaly no ady eo.
novalian'i shanyah ny 23/06/2010 13:15
2. mihamina ( 01/06/2010 17:55)
Manaona daholo
@ zoma zany e
3. Djhamhal ( 02/06/2010 06:09)
aiza ho aiza ao antsahavola izy zany ?? mba azo atoro mazava ve ilay toerana ?? m'sôtra mialoha !!
4. shanyah ( 23/06/2010 13:15)
Le izy zany eo akaikin'ny ambassade américain taloha, fa efa misokatra le lalana; de misy fona refa zoma sy sabotsy. Mandray anniversaire sy fety isan-karazany koa.

aiza ho aiza ao antsahavola izy zany ?? mba azo atoro mazava ve ilay toerana ?? m'sôtra mialoha !!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3918