Soirée Karaoké ao le

1. shanyah ( 27/05/2010 08:32)
Manao ahona daholo.
Le Tandem dia "restaurant Karaoké" vao nisokatra ao Antsahavola.
Isaky ny Zoma hariva sy Asabotsy dia misy soirée Karaoké ao, manomboka amin'ny 6 ora hariva eo refa zoma ary amin'ny 2 ora tolakandro refa asabotsy. Misy koa ny sakafo antoandro ao amin'ion toerana io, ary tena malagasy an!! :D
Ndao mba hanala aza any e. Zoma mangifika io kno... Tsy manin ony na de feon -kadradraka aza fa mifaly no ady eo.
novalian'i mihamina ny 01/06/2010 17:56
2. mihamina ( 01/06/2010 17:56)

[quote]
Manao ahona daholo.
@ zoma zany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1758