Fety sy fihaonana

Larah ( 14/01/2012 07:38)
Miarahaba antsika rehetra tratrin'ny taona vaovao. Amin'ity taona ity dia hisy ny 1er festival interculturel eto amin'ny Sud Ouest - France. Ndrao misy te-handray anjara amin'io mba ho fantatrin'ny be... tohiny
Enry ( 12/01/2012 12:09)
novalian'i Enry ny 17/01/2012 12:24
Enry ( 06/01/2012 23:49)
aiza no misy fety malagasy rampintso, boite sns.. aty antsimony frantsa??... tohiny
hery ( 30/11/2011 06:32)
Koa aza adino ny pitsopitsony vitsivitsy. - Hisy fifanakalozana fanomezana ka samy mitondra ka atao 5euros ny sandany. - ...... tohiny
naritsimba ( 17/11/2011 08:16)
Miarahaba antsika namana rehetra eto e! Misy hevitra nandeha t@ namana izay tafahaona, ary maro no nangataka ny hisian'ny fihaonana. Ity misy soso-kevitra fa miankina amintsika ny fahatanterahany. Ami... tohiny
novalian'i notron ny 25/01/2012 04:51
vohitsara ( 10/11/2011 14:25)
Aiza indray izao ny reveillon tokony aleha @ ity fa toa tsy misy afa-tsy ilay reveillon d'exception aux pyramides sy nuit de la Saint Sylvestre au Palais 91 no hitako hatr@ izao ?... tohiny
novalian'i sipagasy ny 12/11/2011 20:18
fitiapiso ( 27/10/2011 14:06)
raha mba misy manana sosokevitra, mitady salle de réception pour mariage : toerana mba tsara, misy paysage tsara ny tokontaniny, mora ny hofany, mahazaka eo @ 200 personnes eo.... tohiny
novalian'i sipagasy ny 07/11/2011 17:32
sipagasy ( 24/10/2011 11:23)
Amim-pifaliana hatrany no anasana ny be sy ny maro @ fihaonana izay hatao ny 03 Desambra 2011 ho avy izao. Izay hatao ao @ trano fisakafoanana ao @ 3 Place de la République 93400 Saint Ouen, metro l... tohiny
novalian'i raozigasy ny 02/12/2011 00:17
maholisoa ( 24/10/2011 09:30)
Ny fifaninanana soratononina amin'ny teny malagasy eto Paris dia atao ny 5 novembre ao amin'ny faculté dentaire ao Montrouge. Tongava maro http://www.facebook.com/photo.php?fbid=10150359756489236&s... tohiny
fara ( 12/10/2011 08:13)
Maninn rah mba asiana fihaonana manaraka ndray @ ty taona ty e,efa ho tapitra iany ny taona ,ohatra we @ toussaint any , na Espace oasis iany aza tsy maninn fa mety B minay le toerana .Zany we betsak... tohiny
novalian'i fara ny 20/10/2011 11:31
naritsimba ( 09/08/2011 12:26)
Salama daholo ny NSD rehetra! Tena efa ela tsy nihaona ny NSD fa mba asio prô indray sady efa vokansy izao, ny BACC koa efa hovita ka inoana fa hoafaka @ izay ny ankamaroantsika e! Aiza daholo ry rap... tohiny
raroland ( 29/05/2011 14:19)
Manampy ny zanako manao fifaninanana aho ka miala tsiny fa amin'ny teny frantsay ny matoandahatsoratra. Dia misaotra anareo manampy azy. raroland BONJOUR? Je suis Fy Rakoto de Toulouse, je participe ... tohiny
hery ( 09/05/2011 15:12)
Araka ny vinavina mandeha dia hisy fihaonan'ny namana serasera indray aty Roma amin'ny volana aogositra 2011. Ny daty dia ny 12-15 aogositra 2011. Nalefa aloha mihitsy ity fampilazana ity mba hahafaha... tohiny
novalian'i hery ny 27/06/2011 08:50
blackj521 ( 03/05/2011 07:47)
TONGA INDRAY ITY ILAY NANDRASANA, SADY HIBEBAKA ISIKA AO NO HIFETY !!!... tohiny
josiah ( 26/04/2011 07:26)
Fa maninona ho aho ny pris hotely any mada no lavo be e, toa pris francais reny daholo le izy de mba ahoana no hahatakarany gasy anireny pris reny e.... tohiny
novalian'i sipagasy ny 23/05/2011 17:05
Josiah ( 15/04/2011 21:38)
Mitady salle hanaovana fety sy olona afaka mikarakara sakafo olona eo @80 eo no ho eo , toerana tana ,dia mila DJ ihany koa.Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i andy79 ny 13/10/2011 19:25
mpihira ( 04/04/2011 21:49)
L'association kanto organise une soirée malgache le samedi 07 mai 2011 salledes fétes du Bourg sous la Roche - Dîner scpectacle dansant animé par TOTO MWNDJANI Rnesignement : 06 41 78 18 72 - ... tohiny
ANARIM ( 21/02/2011 11:19)
naritsimba ( 12/01/2011 08:01)
Miarahaba antsika namana rehetra! Vita soa aman-tsara ny fifampiarahabana tratry ny taona 2011 ny namana serasera dago, izany dia natao teny vontovorona ny Alahady 09/01/11. Maro no tonga nanatrika na... tohiny
novalian'i angotiko ny 27/03/2011 06:34
angotiko ( 29/12/2010 15:11)
miarahaba ny rehetra ô hisy zany ny fiarabana tratry ny taonan'ny serasera dago sady fihaonana amin'ny sefo hery izay mandalo eto dago ny fotoana zany dia ny alahady 09 janvier 2011! mbola daty io! i... tohiny
novalian'i faly1974 ny 27/01/2011 15:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.6835