Festival interculturel

1. Larah ( 14/01/2012 07:38)
Miarahaba antsika rehetra tratrin'ny taona vaovao.
Amin'ity taona ity dia hisy ny 1er festival interculturel eto amin'ny Sud Ouest - France. Ndrao misy te-handray anjara amin'io mba ho fantatrin'ny be sy ny maro ny talenta-malagasy aty amin'io faritra io (tsy mbola nisy). Ny ho tadiavina amin'izany : mpihira (olona 1 na groupe)- mpandihy na mpanao sakafo tsakitsaky (hisy village gourmand koa mantsy).
Misaotra anao hanaparitaka sy hampahafantatra ny resaka. Bon week end.
http://www.Arts.Web.Group - Galerie Aquarelle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4189