Reveillon 2012 eto France

1. vohitsara ( 10/11/2011 14:25)
Aiza indray izao ny reveillon tokony aleha @ ity fa toa tsy misy afa-tsy ilay reveillon d'exception aux pyramides sy nuit de la Saint Sylvestre au Palais 91 no hitako hatr@ izao ?
novalian'i sipagasy ny 12/11/2011 20:18
2. sipagasy ( 12/11/2011 20:18)

vohitsara:

Aiza indray izao ny reveillon tokony aleha @ ity fa toa tsy misy afa-tsy ilay reveillon d'exception aux pyramides sy nuit de la Saint Sylvestre au Palais 91 no hitako hatr@ izao ?


Tsy maintsy hoe handeha à ireny angaha?? ary raha mba manasa ny namana dia ao an-trano no miaraka mikorana??,

mazotoa aloha izany e! samy manana ny tiany marina kouh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0924