Discothèque Ile rouge à Toulouse

1. Enry ( 12/01/2012 12:09)
Tena tsy milay eh !!
novalian'i Enry ny 17/01/2012 12:24
2. hery ( 13/01/2012 07:55)
Fa maninona?

Teneno ihany sao de mba mahaliana e.
3. Enry ( 17/01/2012 12:24)
hery: Hahaha misy bandy gasy izay teo ambavahady,, ka izahay tsy mahay miteny frantsay loatra.. kanefa lery mizesta miteny frantsay, kanefa bandy matavy be.. opainay amin'ny teny gasy lery, (diskoteka hafa eo à Toulouse io ah).. saika notorahanay vato koa ny lohany:P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4938