Fety sy fihaonana
vonynive
(
15/06/2014 08:03)
Ny Foibe momba ny Teny an'ny Akademia Malagasy sy ny ny Tambazotran'ny Fokonolona Mitantana ny Harena Voajanahary eto Madagasikara (TAFO MIHAAVO)
dia faly manasa antsika hiaraka hankalaza ny "Iray vol...
suite
répondu par vazivazo le 11/08/2014 09:11
vonynive
(
07/06/2014 07:57)
(sady tsy fety no tsy fihaonana fa fanomezam-pahalalana)
ny minisiteran'ny ASA TANANA sy ny KOLONTSAINA dia hanao fampirantiana sy fanomezam-pahalalana mikasika ny FANODINANA NY TSIKAFONKAFONA HO ASA...
suite
répondu par vonynive le 15/06/2014 08:28
vonynive
(
31/05/2014 08:25)
(tsy fety fa fihaonana)
miarahaba ny mpisera,
Hisy fampirantiana sy famelabelaran-kevitra momba ny FANANAN-TANY sy ny ZON’OLOMBELONA FOTOTRA ary ny FAMATSIAM-BOLA iarahana amin’ny SEHATRA IOMBONA...
suite
répondu par vonynive le 19/06/2014 05:09
hery
(
22/04/2014 12:50)
1er Mai 2014
Toerana : BATOU BEACH AMBOHIMANAMBOLA
Fiaingana: Ambohijatovo
Ora: 8ora maraina
Fiverenana: 4ora sy sasany
Afaka tohizana ho an'izay afaka manohy ny hariva.
Fifandraisana: 032 07 552 39...
suite
répondu par ora le 16/05/2014 04:36
hery
(
27/10/2013 19:05)
Salama daholo.
Misy resaka mandeha amin'ny hisian'ny Seraser'alina 2013 amin'ny 30 novambra izao ao Paris ka iza no vonona?
Misy an'ilay Insomnia izay andraisan'i Raozigasy anjara ([url=http://bizn...
suite
répondu par sipagasy le 14/11/2013 21:23
amig0
(
03/03/2013 21:38)
répondu par hery le 04/04/2013 17:56
tsitialainga
(
26/02/2013 09:05)
Salama daholo.
Hisy fihaonam-be sady fitsangatsanganana ho an'ny fiangonana, sampana, fikambanana HEBREO MESIANIKA rehetra eto Madagasikara, eny @ « LA VERDURE » Amboanjobe (Fidirana 500 ariary) @ ...
suite
répondu par hery le 26/02/2013 10:58
kanjami
(
11/02/2013 13:16)
Bj daholo, mikasika ilay fihaonana teny oasis no mba tiako asiana teny kely; sambany aho no mba nankany nefa tena very; efa tara ihany aho vao tonga, vers 1h30, nandoa participation teo ambaravarana,...
suite
répondu par kanjami le 19/02/2013 06:14
naritsimba
(
22/01/2013 07:41)
Tratry ny taona daholo e!
Io izany no hafatra avy @ Prezidà GLOU
@ 9 fevrier ndray zany ny fotoana hanaovantsika fiarabana tratry ny taona 2009,2010,2011 eh, de ahintsiko espace oasis ilay fandehanan...
suite
répondu par sakamenavody le 14/02/2013 09:30
m.i.s.a
(
28/10/2012 10:17)
Miarahaba,
Mitady animateur DJ soirée mariage .
Misaotra mialoha...
suite
répondu par m.i.s.a le 31/10/2012 15:01
AMIG0
(
02/10/2012 11:12)
HIKARAKARA FETY SY FIHAONANA IZAHAY..
SOMARY LAFO BE ANEFA ILAY IZY RAHA HO AN'NY MALAGASY, (Mino aho fa tsy mahantra sika, fa amin'izao krizy izao dia; saortra be ny mitadi-bola).
Ka ahoana e, asi...
suite
répondu par ndramesy le 14/11/2013 17:54
andrywui
(
09/06/2012 12:31)
firaisankinan'ny malagasy fitiavantanindrazana
[img]http://blog.ac-rouen.fr/clg-bernard-actioncom/files/drapeau-madagascar.gif[/img]...
suite
répondu par dadabe le 24/06/2012 09:31
Blackeagle
(
04/06/2012 08:33)
TSY MAMELY IO BUREAU FIRAISANA AO Andoharanfotsy atsimodrano iO?....SADY INCOMPETENTS, NO MAIMBO, NO MALOTO, NO VORETRA ILAY TOERANA!!!..AOTRANIRENY MIDITRA ANY ANATY FASANA IRENY NY MAKAO! TENA AMIK...
suite
répondu par dadabe le 24/06/2012 09:34
Enry
(
25/03/2012 14:31)
Serasera angaha tsy mamorona fiesta intsony amin'ity taona'12ity?? sa sahirana amin'ny ara[b]-bola[/b]??
Mba asivo kôzy eh^^...
suite
répondu par dadabe le 24/06/2012 09:36
lizabeth
(
22/03/2012 12:23)
Aza adino :
[b]Zoma 23 martsa 2012[/b] manomboka amin'ny 9 ora alina
103, chemin de contre halage
[b]94 500 CHAMPIGNY SUR MARNE[/b]
Voafetra ny isan'ny toerana koa fandriho ny toeranao ao amin'ny :
...
suite
Enry
(
13/02/2012 10:15)
répondu par sipagasy le 04/03/2012 17:05
naritsimba
(
02/02/2012 07:56)
Rahoviana no hisy fihaonana e?...
suite
répondu par voahirana le 18/04/2012 10:24
ravatorano
(
21/01/2012 06:45)
Miarahaba ny namana rehetra amin'ny fahatratrarana izao taona vaovao 2012 izao enga anie Andriamanitra manakarem-pahasoavana handrotsaka izany amitsika tsirairay avy.
Nisy fotoana nandehanako teny And...
suite
répondu par sipagasy le 03/02/2012 19:21
Enry
(
17/01/2012 12:35)
Raha misy olona tsy mety hampiditra any lisany amin'ny Boite na discotheque.. dia toro hevitro fotsiny. Tsara ra hilaina vaninaa na hakorotana ny fety, ary tsy maninona raha tonga aza ny piaro filamin...
suite
répondu par vale le 18/02/2012 19:45
