oasis

1. kanjami ( 11/02/2013 13:16)
Bj daholo, mikasika ilay fihaonana teny oasis no mba tiako asiana teny kely; sambany aho no mba nankany nefa tena very; efa tara ihany aho vao tonga, vers 1h30, nandoa participation teo ambaravarana, niditra saingy jerenay( olona 2 izahay) toa mifangaro be ny olona hitanay tao, misy misakafo, natation karaoke, misotrosotro, mba nahafantatra olona saingy antony hafa no nahatongavany tao, d tsy sahy nanontany intsony fa manahirana, nihodikodina kely teo d lasa, nanontaniana ny teo am-bavahady toa tsy mahalala koa hoe aiza zany namana izany; ka tsy haiko, tokony mba nasiana repére ihany angamba hoe ato no misy antsika; d atao ahoana fa voatery niova lasy é! @manaraka indray angamba, mirary soa antsika rehetra
novalian'i kanjami ny 19/02/2013 06:14
2. sipagasy ( 14/02/2013 19:35)
oh! dia tsy nifankahita t@ namana izany ianao e!
3. kanjami ( 19/02/2013 06:14)
Bj, tena tsy nifankahita mihintsy satria tsy nisy nahafantarako hoe iza ary aiza @ ireo olona maro ireo no namana; nisy nandihindihy ihany hitako teo nefa toa olona vitsy d tsy nanatona izahay, ianao izany tany! d taiza ary no nisy ny namana tamin'ireo olona maro tao é!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1965