RNS 2012

1. Enry ( 13/02/2012 10:15)
Handao daholo eh!!:D
novalian'i sipagasy ny 04/03/2012 17:05
2. mirananirina ( 15/02/2012 10:53)
Aiza indray @ ity taona ity eh?
3. vale ( 18/02/2012 19:38)
Mirana: toa Vichy amin'ity taona ity, raha tsy diso zah!!!
4. mirananirina ( 27/02/2012 16:18)
merci Vale,
5. hery ( 02/03/2012 17:45)
mirananirina nga ho any? :-p
6. sipagasy ( 04/03/2012 17:05)
dia avy any dia ho any Roma daholo indray manomboka ny 15/08 ka hatramin'ny 19/08/2012 รด!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4858