TSY MAMELY IO BUREAU FIRAISANA AO Andoharanfotsy a...

1. Blackeagle ( 04/06/2012 08:33)
TSY MAMELY IO BUREAU FIRAISANA AO Andoharanfotsy atsimodrano iO?....SADY INCOMPETENTS, NO MAIMBO, NO MALOTO, NO VORETRA ILAY TOERANA!!!..AOTRANIRENY MIDITRA ANY ANATY FASANA IRENY NY MAKAO! TENA AMIKO IO ..FIRAISANA HO ANY DONDRONA SY NY NY FOZA ORANA IZAY BETSAKA AO ATSIMONDRANO MIHETRY AO!TSY MAMELY IO BUREAU FIRAISANA AO Andoharanfotsy atsimodrano iO?....SADY INCOMPETENTS, NO MAIMBO, NO MALOTO, NO VORETRA, NO INEFFICACE SATRIA MANASAROTRA ZAVATRA NO TSY MAHAY MIASA...KISOA AZA MISAINA NO IREO OLO MIASA AO IREO!!!!!!!!!!?..AOTRANIRENY MIDITRA ANY ANATY FASANA IRENY NY MAKAO!NO SADY MAIZINA, NO MAIMBO. NY OLONA MIASA AO NO MAIMBO ELIKA NO SADY MAIMBO VAVA, NO MAIMBO FROME TSY MAHAVAHA TENA!!! NO TSY AMPY KALY SY MAIVANDOHA, AOTRAN,
'NY MPIAVY AO IHANY...NO SADY TSY MAHAVOA NA INONA NA INONA NO KELY SAUCE NO SADY VORETRA SY INEFFICACES...NY BANDY AO MOA DIA SARIMBAVY NO BETSAKA....NY SIPA DIA SIPA MASISO SY TSY MAHAY MIKARAKARA VADY NO MAJORITE!!!!!! NUL NO SADY DONDRONA NY OLONA MIASA AO NO MAIMBO ELIKA NO SADY MAIMBO VAVA! TSY AMPY KALY SY MAIVANDOHA, AOTRAN,
'NY MPIAVY AO IHANY...NO SADY TSY MAHAVOA NA INONA NA INONA NO KELY SAUCE NO SADY VORETRA SY INEFFICACES...NY BANDY AO MOA DIA SARIMBAVY NO BETSAKA....NY SIPA DIA SIPA MASISO SY TSY MAHAY MIKARAKARA VADY NO MAJORITE!!!
novalian'i dadabe ny 24/06/2012 09:34
2. ravatorano ( 23/06/2012 07:10)
tena fanalana baraka ny commune sy ny mpiasa ao aminy mihitsy ity teny sy resaka ataon i Blackeagle ity ! za antaonany maro nipeztrahako teny andoharanofotsy ary nahita ny fivoaran io commune io satria efa lasa trano tsara sy madio ary lehibe amin izao ny commune ambanivohitra andoharanofotsy na lazain i blackeagle hoe firaisana na dia efa tsy izany intsony aza no fiantso azy ! somary tara kely ranamana na mbola taraiky ao anatiny ao ilay toetsaina menan'ny revolisionera hihihih vazivazy iny fa hiverneako indray !hatramin izao aho mbola manamboatra taratasy ao amin 'io toerana io toy ny copie na acte de naiisance ho an'ny zanako rehefa mila izy sy ireo taratasy hafa fa tsy mbola nahita toeran "AOTRANIRENY MIDITRA ANY ANATY FASANA IRENY NY MAKAO!NO SADY MAIZINA, NO MAIMBO. NY OLONA MIASA AO NO MAIMBO ELIKA NO SADY MAIMBO VAVA, NO MAIMBO FROME TSY MAHAVAHA TENA"
asa aloha sao kosa d ianao no mahatsiaro diso manitra loatra na mahay nohon ny mpiasa ao ka mahavita ny asany ! fa mba moramorao ihany ny teny sy fomba fanoratra amin itony sehatra itony na dia miafina ao anatin ny solonanarana aza ianao !
tena mahagaga sy mahavariana an !
3. dadabe ( 24/06/2012 09:34)
sao dia lasan ny mpiasan ny kaominina andoharanofotsy ny sipan i blackleague leuleu
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1473