Fetibe ny 26juin !! atsangano ny saina !..

1. andrywui ( 09/06/2012 12:31)
firaisankinan'ny malagasy fitiavantanindrazana


novalian'i dadabe ny 24/06/2012 09:31
2. ravatorano ( 23/06/2012 07:15)
za efa tamin'ny 02 jiona lasa teo no efa nanagana saina ary niezaka nitaona ny manodidina ahy mba hanao izany na d mbola misy mafy loah tsy manao izany aza hatramin izao hihihih !
atsangano ny saina ho mariky ny fiandrianam pirenena !
Vive ny saina sy ireo trano misy saina !
3. ravatorano ( 23/06/2012 07:15)
za efa tamin'ny 02 jiona lasa teo no efa nanagana saina ary niezaka nitaona ny manodidina ahy mba hanao izany na d mbola misy mafy loah tsy manao izany aza hatramin izao hihihih !
atsangano ny saina ho mariky ny fiandrianam pirenena !
Vive ny saina sy ireo trano misy saina !
4. dadabe ( 24/06/2012 09:31)
kiiii zah tsy manana kleuleu
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1098