asio fihaonana vavao ndray

1. fara ( 12/10/2011 08:13)
Maninn rah mba asiana fihaonana manaraka ndray @ ty taona ty e,efa ho tapitra iany ny taona ,ohatra we @ toussaint any , na Espace oasis iany aza tsy maninn fa mety B minay le toerana .Zany we betsaka ny activités azo atao ,Karaoke sns e;defa mba manantena ny mpikarakara
novalian'i fara ny 20/10/2011 11:31
2. fara ( 12/10/2011 08:21)
Eto dago no resahako an
3. ravatorano ( 19/10/2011 09:30)
za mba gaga ry gara !
innn moa no manakana antsika amin izany koa e
mety aminakah jiaby ze toerana handehanana kah fa d miandry antsika sisa
4. fara ( 20/10/2011 11:31)
Miandry ny namana rehetra e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1813