fa maninona

1. josiah ( 26/04/2011 07:26)
Fa maninona ho aho ny pris hotely any mada no lavo be e, toa pris francais reny daholo le izy de mba ahoana no hahatakarany gasy anireny pris reny e.
novalian'i sipagasy ny 23/05/2011 17:05
2. ankaratra ( 26/04/2011 09:49)

josiah:

Fa maninona ho aho ny pris hotely any mada no lavo be e, toa pris francais reny daholo le izy de mba ahoana no hahatakarany gasy anireny pris reny e.
satria investissement vahiny ny ankabeazan'ireny hotel ireny. ary tsy gasy ny cliet cible fa ny vahiny e!!!
Tsy natao ho an i gasy mihintsy na di any tarif résident aza!!!
DOmmage aloha e!
3. hery ( 28/04/2011 07:55)
arakarak'ilay hotel ka.

Tsara raha mandeha any amin'ny hotely fa tsy any amin'ny hotel :-p

Misy mora ihany ny hotely
4. Josiah ( 30/04/2011 12:17)
Efa hotely anie no nosoratako fa tsy hotel e, dia aiza zany misy hotely mora zany
5. hery ( 30/04/2011 18:04)
Misy mora fa arakaraky ny toerana. Misy koa raha vao mora ny hotely diamanjary fanaovana passe fotsiny.

Aoandravoahangy ambony misy, ao ambodifilao koa misy, eny tsaralalana koa feno.
6. hery ( 30/04/2011 18:07)
Misy mora fa arakaraky ny toerana. Misy koa raha vao mora ny hotely diamanjary fanaovana passe fotsiny.

Aoandravoahangy ambony misy, ao ambodifilao koa misy, eny tsaralalana koa feno.
7. Veloo ( 03/05/2011 00:53)
iza ko no mbola ande any @ hotely, fa angaha tsy manana havana any dago ry tony e hihiih
8. ankaratra ( 03/05/2011 06:44)

Veloo:

iza ko no mbola ande any @ hotely, fa angaha tsy manana havana any dago ry tony e hihiih
Lé izy tsy oe nareo avy any an dafy tonga eto Dago ihany no mila Hotel"y" e!!! FA mitombona io na oe eto Mcar hanao vacance aza... TSy afaka ny hananàna havana daholo ny province 6 eto Mcar... NY ahy ireny indrindra no hitako mampalahelo tsy mba accessible ho an'ny Malagasy...Any ka ianao tompo tany aza tsy afaka akory mi visité an'i Mcar... ny hebergement no anisany part lafo indrindra amin'ny vacance...
9. sipagasy ( 23/05/2011 17:05)
tena 'budget' manokana mihintsy iny aloha e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2788