mitady salle hanaovana fety

1. Josiah ( 15/04/2011 21:38)
Mitady salle hanaovana fety sy olona afaka mikarakara sakafo olona eo @80 eo no ho eo , toerana tana ,dia mila DJ ihany koa.Misaotra mialoha
novalian'i andy79 ny 13/10/2011 19:25
2. sipagasy ( 16/04/2011 19:51)

Josiah:

Mitady salle hanaovana fety sy olona afaka mikarakara sakafo olona eo @80 eo no ho eo , toerana tana ,dia mila DJ ihany koa.Misaotra mialoha


Aiza hono aloha ilay toerana tadiavinao??
3. Josiah ( 17/04/2011 07:14)
Misaotra namaly ny hafatra ny toerana tsy aiza fa ao antananarivo tsy mivoaka ivelany fa manjary mandany depense be za @frais ny olona asaina de mitady pris mora ihany koa e misaotra mialoha
4. naritsimba ( 18/04/2011 13:18)
Miarahaba anao!
Ity antsoina fa mety ho afaka hanampy anao: 034 01 777 69 Mr Fetra, olona azo hifampiresahana tsara.
Manaova fety mahafinaritra e!
5. Josiah ( 19/04/2011 06:26)
Misaotra betsaka anao fa hoantsoiko io numero io .Mirary soa e
6. josiah ( 26/04/2011 07:28)
De raha mba te hijery toerana mhafinaritra na manantatara ao Tana kay de aiza no tsara aleha. Tena tsy mahita mihitsy aho ka mila fanampiana.
7. josiah ( 26/04/2011 07:28)
De raha mba te hijery toerana mhafinaritra na manantatara ao Tana kay de aiza no tsara aleha. Tena tsy mahita mihitsy aho ka mila fanampiana.
8. ankaratra ( 03/05/2011 07:01)

josiah:

De raha mba te hijery toerana mhafinaritra na manantatara ao Tana kay de aiza no tsara aleha. Tena tsy mahita mihitsy aho ka mila fanampiana.
Akiky tsy dé lavitra: TSimbazaza...lol... Sinon ery amin parc GAsikara eny Ambatofotsy koa sty dé mahasosotra.
9. notron ( 20/09/2011 09:03)
Akoatran'i Tsimbazaza dia:
Ambohimanga Rova
Ambohidratrimo Rova
Radio Nederland

Fa raha tsy dia misy tantara loatra dia
Analamanga Park
Andranovelona
Vontovorona
Ankororosy
Anosy ! hahaha
10. josiah ( 25/09/2011 16:48)
Efa tara loatra ny vacance ary efa tapitra koa
notron:

Akoatran'i Tsimbazaza dia:
Ambohimanga Rova
Ambohidratrimo Rova
Radio Nederland

Fa raha tsy dia misy tantara loatra dia
Analamanga Park
Andranovelona
Vontovorona
Ankororosy
Anosy ! hahaha
11. andy79 ( 13/10/2011 19:25)
josiah:

Efa tara loatra ny vacance ary efa tapitra koa
notron:

Akoatran'i Tsimbazaza dia:
Ambohimanga Rova
Ambohidratrimo Rova
Radio Nederland

Fa raha tsy dia misy tantara loatra dia
Analamanga Park
Andranovelona
Vontovorona
Ankororosy
Anosy ! hahaha



ireto fanaovana mariage fa azo anaovana fety ko ra mbôla tsy tara loatra : www.mada-wedding.com/salle.html
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6071