Fety sy fihaonana

salmo1 ( 27/04/2007 16:09)
Mieritreritra izaho oe: iza am'ireto no ho entiko ho azy,:?: ;-) [img]http://www.forofos.com/upload/min/Camiseta-adulto-2ª-equip.-replica-F.C.Barcelona-2006-07.--2006720185748.jpg[/img] [img]htt... suite
répondu par Mimifali le 02/05/2007 11:42
Mimifali ( 27/04/2007 11:48)
Ao Antsahamanitra ndray Poopy @ dimanche 06 mai ka andé ve nareo? Sipa voadona hono no mankafy azy oz lé namako iray zay, za zan sipa voadona fa mba ts za irery kosa ngamba e? :D:D:D:D:D:D ... suite
répondu par Mimifali le 15/05/2007 10:56
azzaro ( 19/04/2007 19:31)
Manasa antsika ho tonga maro amin'ity concert unique ity ary e : http://www.madatsara.com/actualites-madagascar-malgache/detail-article/669/la-chorale-amboarampeo-faravohitra-concert-paris-chanter-... suite
répondu par Fiffi le 19/04/2007 19:41
pimaso ( 19/04/2007 13:29)
Sarimbavy tena izy au Roxy, prix d' entrée 27 500Fmg;(chantal, balou,..........) 8O8O8O: -$:-$:-$ ... suite
répondu par pimaso le 26/04/2007 11:54
pitoussy ( 17/04/2007 07:41)
Iza no mety hijery :) samedi 05 mai... suite
répondu par fasaly le 19/05/2007 12:06
menafotsy ( 16/04/2007 21:40)
Journée Récréative Petanque à la mêlée Le Samedi 28 Avril 2007 à partir de 09h45 Au CMA la Valbarelle 93 Bd de la Valbarelle 13011 Marseille Animée par la section Boule de l'associati... suite
répondu par fijo le 03/05/2007 21:59
naritsimba ( 16/04/2007 08:20)
Nisy ny nanontany fihaonana ho an'ny namana ka dia ity jerena e! navadika ato indray fa sao sarotra tadiavina. http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m45feacfe7fb31... suite
répondu par tedrand le 20/06/2007 07:57
salmo1 ( 16/04/2007 08:08)
Nilay be mihintsy; Nasiana kely fijerevana Cinema, fitsofoana Bar, fandehanana Disco, filalaovana Baolina kitra, fitendrana piano, fandrahoana kaly malgasy (vary sy laoka) sns... Fa sa... suite
répondu par niryna le 28/04/2007 01:09
naritsimba ( 16/04/2007 06:02)
Miarahaba antsika indray. Tanteraka soa aman-tsara t@ Sabotsy 14 Avril teo ny fihaonana tamin'ny niryna ilay namana avy any Etazonia. Nahafinaritra ny fifankahitana sy ny fifankahalalana ireto avy n... suite
répondu par jaya le 13/06/2007 08:25
paris10 ( 12/04/2007 07:14)
nahafinaritra be ny excursion-nay:misy làlana 15km vao namboarin'ny japonais mantsy,boulevard de tokyo no anarany, na koa bay pass,anelanelan'ny Mandroseza sy route de Tamatave, na route d'antsirabe ... suite
répondu par Fiffi le 13/04/2007 17:39
fasaly ( 09/04/2007 19:55)
RNS
nahafianritra be tsy nisy otrzany ry zareo ny tany am RNS a! aleo hotondra tatitra eo ny manaraka e!:-P:^):^):-D... suite
répondu par Fiffi le 18/04/2007 19:52
sahonfra ( 09/04/2007 06:29)
Lafatra sy kanto ny Appart'hôtel izay nolalovanay ao Antsirabe koa mba tsidio ange ni site web é http://www.maison-du-bonheur.com.... suite
répondu par Vahinala le 09/04/2007 17:54
toubibah ( 08/04/2007 07:51)
De tratry ny Paka 2007 daholo e!... suite
répondu par Vahinala le 09/04/2007 16:34
salmo1 ( 02/04/2007 00:56)
Rahoviana vao hisy fety sy fihaonana serasera eto espane? Satry ny fikambanana ray amand'reny espanol izay nanangana zaza malagasy ihany no tena mpanao fety sy fihaonana eto Espane. http://ww... suite
répondu par salmo1 le 02/04/2007 10:25
tsiafoi1 ( 01/04/2007 15:10)
Tonga eto Dago ry reto i Niryna USA a! Dia mba te hiaona amintsika rehetra namana eto Dago izay maniry izany. Efa nihaona sy niara-nisakafo izahay tamin'ny zoma teo dia mihevitra ny hanomana fiahonana... suite
répondu par mbaliana le 14/05/2007 20:54
fanantenana2003 ( 27/03/2007 08:39)
iza no mapakafy ny groupe Toto ianareo ato, nisy nijery ve le concert tao paris bercy omaly hariva! ny groupe toto dia groupe rock californien , ka izay mpakafy dia afaka miresak izany eto, ny tenako ... suite
répondu par xxx le 29/03/2007 15:25
fijo ( 20/03/2007 23:32)
misy moa izany ny namana avy aty mety tsy hoafaka hanatrika le any mahajanga.toa ny tenako.ka mba milaza izay namana avy aty rehetra mandeha juillet de mba miaraka mihaona amin'ny namana any isika e.... suite
répondu par mbaliana le 28/05/2007 19:04
glou ( 19/03/2007 15:32)
Dia faly manoratra eto indray zany ny tenanay, tapaka t@ fivoriana nataonay fa ho raiketina ihany ilay sortie @ grande vacances any Mahajanga,fa ny daty no nahemotra kely noho ny fangatahan' ny be sy ... suite
répondu par karinah le 17/06/2007 22:00
booboo ( 13/03/2007 11:12)
Efa fanao isa-taona ity raha ity fa @ ity taona hafa kely satria mandia ny faha-100 taona ny skotisma tsika. [u]Toerana[/u] : St Martin-en-Haut (Lyon) [u]Daty[/u] : 28 sy 29 aprily [u]Mpandr... suite
répondu par ftma le 19/03/2007 08:04
fijo ( 03/03/2007 00:54)
salama aby e. dia izao dia efa mikaroha mafy izay namana hoany,fa misy promo air mad amin'ny juin juillet;saingy ny olan adia ny retour aout efa difotra.... suite
répondu par fijo le 24/05/2007 20:11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.044