FIHAONANA TAMIN'NY niryna

1. naritsimba ( 16/04/2007 06:02)
Miarahaba antsika indray.
Tanteraka soa aman-tsara t@ Sabotsy 14 Avril teo ny fihaonana tamin'ny niryna ilay namana avy any Etazonia.
Nahafinaritra ny fifankahitana sy ny fifankahalalana ireto avy no tonga tao ny namana eto Tana: ravatorano, naritsimba, blackman,patou, voahirana, sasa, blanche, lobaka, harisoa, nix, poupounesana, nausica, glou, jaya, lo, tianalove, pisokely, misy ireo tsy tadidy ny PS ny satria izay vao nanatrika fihaonana tahaka an'ireny, nisy 4 mirahalahy izy ireo.
Isaorana manokana ny renin'i niryna izay nanotrona azy, ary ireo namana vaovao izay miisa 8 mirahavavy be izao izay nentin'ny niryna ary vonona ny hanampy isa ireo namana eto Dago.
Nisy ny fifankahalalana avy eo dia niroso t@ fiaraha-misakafo taorian'ny vavaka izay nataon'ny namana nix.
Izay no azo ambara fa dia mankasitraka an'i niryna, Andriamanitry ny fiadanana anie homba sy hitahy antsika mandrakariva, ka hampitombo ny fifankatiavana eo anivontsika namana izay vonona ny hifankahita sy hihaona n'aiza n'aiza misy antsika tsirairay avy. Mirary anao ho tonga soa aman-tsara any USA indray.
SOAVA DIA E!
novalian'i jaya ny 13/06/2007 08:25
2. Papoose ( 16/04/2007 06:18)
de anay any zany de tsa tratra antsoo:cry:
3. la ( 16/04/2007 08:12)
Miarahaba antsika rehetra!!
Mba miangavy ra mba mety e , tsy haiko alo na tara za na aona fa mba tokony ihanona indray isika eto dago ra mety. Tiko tenenina de we tsy miandry zavatra manokana we misy tonga avy any ivelany na otran zany fa mi-organiser isika amin'ny ze fotoana mety dia miaona indray.
Asa na mbola azo tanterahina na tsia fa mba fanirina ny ahy iny ee
Maztoa daholo miatrika 'ty adidy:D:arrow::lol:
4. xxx ( 16/04/2007 08:16)
sady olona iray ve no hanaovana fihaonana?
5. naritsimba ( 16/04/2007 08:17)
la> jereo fa efa misy prô fihaonana Mahajanga e!
6. jentilisa ( 16/04/2007 09:30)
Ary tena tsy mahalala ity fihaonana ity indray aho an!
7. mimich ( 16/04/2007 09:48)
xxx:

sady olona iray ve no hanaovana fihaonana?
aleo manao fihaonana amin'ny olona iray matotra tsara sy manaja ny teny nomena ka tonga marina tokoa toy izay mikarakara fihaonana ho an'olona maro tsy tapa-kevitra tsy matotra amin'izay lazaina fa manao ampitso ampitso lava. Ary manahy mafy aho fa ianao anisan'ilay mpangatak'andro matoa miafina ao anaty xxx asa????



la> ny fihaonana h@ izay teto dago efa nisy foana , ary efa alefa volana maro2 mialoha ahafahan'ny tsi-1-1 manamboatra ny fandaharam-potoanany fa araka io voalazako io de ny mpanao ampitso lava no betsaka , ka taitra ny olona tsy taitra fa taitra irery sy mamaky takotra avy eo.(miala tsiny am ilay mivantana sy meherihery fiteny ee, ho an'izay tsy mahazaka:-*)

la> Mety any @ faran'ny volana jolay na voalohan'ny volana aogositra any ho any indray angamba vao hisy ny fihaonana am fomba ofisialy eto Tanà (ny anjorony tsy ferana :-D:-D)satria any no misy namana maromaro avy any ivelany ho avy ka mitady fihaonana amin'ny eto an-toerana , ankoatra ilay fandehanana any mahajanga.

8. mbaliana ( 16/04/2007 10:30)
xxx> raha mahay manaova e...
9. sasa ( 16/04/2007 10:55)
xxx, sady efa tsy tonga no mbola mahita lazaina eo, tsy izay ianao mintsy akory no tsy hahatongavanay, hihi hih sanatria hozy le fitenenana.
la jereo fa mande ato foana ny fihaonana am fomba ofisialy rehetra misy aty dago, ny eny anjorony tsy ferana arak'io tenin'i mimich io fa misy numero phone efa mande matetika ato fa raha te ho eny anjorony d miantsoa anreny phone ireny sady afaka miresaka amireny tompon'andraikitra ireny ianao manome soson-kevitra
mbaliana sy mimich :-*:-*:-*
10. nirijimka ( 17/04/2007 05:30)
misaotr aanreo reto a! misaotra e!!!! misaotra eram-po erantsaina! lolllll

za zany hono le nitarika vavaka e! hahahhaha

la
11. sasa ( 17/04/2007 05:39)
nirjimka tena tsy maintsy hatavy kely za lesy raha zao no mitoky kle, mihinankanina foana no atao raharaha koa :-D:-D:-D hay tokoa moa mbola misy an'i Maina tokotrany, ho hita eo indray ny amzay koa
12. mimich ( 17/04/2007 06:27)
nirijimka> hummm, nahazo namana vao2 njay de mazotozoto mitarika vavaka an!!!!
13. naritsimba ( 17/04/2007 06:58)
fa taiza klou mimich e!
nirjimka>> tsy maintsy ho hivavaka foana là zany isaky ny misy fihaonana e, tsara fa tohizo sady aleo ho tohizantsika mihitsy e,
14. ftma ( 17/04/2007 07:00)
Nahafinaritra izany rehefa samy faly nareo nifakahita e
Nirijimka: marina ihany ilay nolazaiko :wink:
15. mbaliana ( 17/04/2007 07:59)
yeeeny wa :-D
16. Angie ( 17/04/2007 08:38)
tsy andriko zany zay hahatongavana any hahitana ny namana realy rehetra sy hialana @ virtoaly ho an'ny sasany koa, tena efa mangidihidy ny tongotro nefa toa ny fo no harary @ ty njay mitoraka ity. Asa re we inn no lahatra?
17. lo ( 17/04/2007 17:39)
nix > fa inn le pro ato ho ato zany fa za tsy kopy
18. fijo ( 17/04/2007 22:11)
hoavy ihany ve angie e????
sasa an,de tsy tany indray izany mamzely ,sa very?hi hi i
19. sasa ( 18/04/2007 05:15)
fijo i mamz tsy tany fa tsy afaka tam ora farany indray hono
lo hi hi hhih h maheno foana elah fa mahandrasa fa hisy hiantso any e!:-$
20. fasaly ( 18/04/2007 06:02)
xxx:

sady olona iray ve no hanaovana fihaonana?

sady lay nmana avy aty ivelany anie no mangataka fiaoana ho anzay afaka hiaoana kosa e! sady natao maimaimaika io fiaonana io raha tsy diso aho satrai fandalovany fotsiny ny azy sur place:?

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5033